Mankasitraka an ilay fandaharana, tena mahafinaritra be i Tsilo na i Rabevomanga !!! , tena nahaliana ny nijery ny tantarany sy ny zavatra nolazainy, ho ela velona izy, ny olona toa azy dia tena ilain ny firenena tokoa
misaotra anao nahatsiaro ny II 0 et ny somary adino dia ny tamboho !ny papango taratasy ary ny kalesa roulement ! Mirary soa fa isan ny nampandroso an i ANJANAHARY isika eh ! ny usine artisanale de scierie de bois de chauffe , ny camion mercedes !!!tantara izany fa tsy hay adinoina !
Ataon'ny olompirenena inona koa izay mpivatotra saribao? hatao modelim-piainana? Olona mendrika kosa sy hampihetsika ny ambom-po hanao zvtr no ilainay malagasy atao eto. Ampy ny fitarainana lava avy amin'ireo sahirandava. Farany, le caméraman koa mila miezaka misi2 fa oh variana maka sary ilay ol foana nefa indraindray mba misy zavtra tokony halaina izay tondroin'le ol fa tena ts rototra mits le mpaka sary, sa v kamo nareo sa reraka? Mihinana vitamine C ihany rhf tena ts tafa e!

Kolon-tsainany Jeune des années 70-8à mihitsy zany
mankasitraka e! nostalgie kely t@ ilay bureau fahiny tao @ PC
tsara bé ilay izy !! raha mahavita ohatr'io ny Malagasy tsirairay dia tsara
Tsara lay fandaharana, mankasitraka eh, mirary koa mba hitatra amin ny karazan'olona maro lay izy.
misaotra anao nahatsiaro ny II 0 et ny somary adino dia ny tamboho !ny papango taratasy ary ny kalesa roulement ! Mirary soa fa isan ny nampandroso an i ANJANAHARY isika eh ! ny usine artisanale de scierie de bois de chauffe , ny camion mercedes !!!tantara izany fa tsy hay adinoina !
cameraman mila miofana kely fa tena tsy miaina ilay fandaharana fa lasa otrin'ny mihaino radio.

Lol
airbus 480