Prime 4 - DEMI FINALE PART 3

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 48

  • @rasoaexcell8991
    @rasoaexcell8991 8 ปีที่แล้ว +1

    ndriiii atao ahona fa izay l kilalao tsy maitsy misy mandresy d tsy maitsy misy resy , nefa nande izany aza mahay mihira .be daholo nareo rankizy, tongava @ tajona izay irinareo 😙😙😍😍

  • @irenevanessa6853
    @irenevanessa6853 8 ปีที่แล้ว +1

    bravo rakiz malala ah mahay be daol ee tiko be daol kuu fa zay le lalao woe ..bravo cirstian kuel a bisou woan llha manokana😘😘😘 ....tahiry za maka anlha fona eee bravo

  • @danielraharinosy4634
    @danielraharinosy4634 8 ปีที่แล้ว

    courage lesy Christian kely a ! ataovy fona ny hira fa elà efa artiste ary voafidy tao anatin'ny maro !
    tsy maninona fa mihirà hatrany ary ataovy tsara lavitra noho y efa natao, aza mihemotra mihitsy, aza kivy @ zany fa raha mbola misy PazzapaKids @ manaraka de manaova fa za maka an'là fona !

  • @raholisonaro3904
    @raholisonaro3904 8 ปีที่แล้ว +1

    Courage ho anareo 4 mianadahy tsy tafiaktra!! Tohizo hatrany ny mozika e!

  • @mihajarasolomanana8391
    @mihajarasolomanana8391 8 ปีที่แล้ว +1

    Ndriii,Christian,tsapako b ny alahelon lah,mba tao @ coulisse aza vao nalatsany ny ranomaony,courage fa be ny mpankafia,"tu resteras toujours le p'tit mafatifaty du public,bizouuu b

  • @minousi1529
    @minousi1529 8 ปีที่แล้ว

    anzokaky nao Christian kely e, tena malaelo am fony manontolo mitsy izy , ndriiii mapalaelo kely !courage oooo

  • @pelazoantonnella1758
    @pelazoantonnella1758 8 ปีที่แล้ว +1

    courage courage foane d tohizo ny mozika ry zandry malala a fa nareo no hoavy ny MADAGASIKARA

  • @belleaventurevolasoa676
    @belleaventurevolasoa676 8 ปีที่แล้ว +1

    Mampahery anareo 4 mianadah kely ts tafakatra , ts we nareo ts mahay fa tena mahay nareo fa zay le lalao. courage ela Christian kely an , @ heritaona ela no 1er .

  • @delcinahnambinitsara7510
    @delcinahnambinitsara7510 8 ปีที่แล้ว

    bravo n 'iz4 👏👏👏👏 de courage Christian kely mignon courage n sisa

  • @Nyx_Hope
    @Nyx_Hope 8 ปีที่แล้ว +1

    Courage lesy zandry kely a! mlay ny efa vitanlah a!!

  • @kuwaitmakiya536
    @kuwaitmakiya536 8 ปีที่แล้ว

    ootsooo ontsa foko nahita Christophe tomany. courage lesy zadry kely

  • @Ando-hs2vc
    @Ando-hs2vc 8 ปีที่แล้ว +1

    Mba hafahafa mitsy le fitsaran'i Bodo. Efa mande routine fotsiny ngamba nenao le fanomezana ny note ho ambony indrindra an'i Johane, Hany ka tena nahafaly anao ny nanaovan'ny ankizy sasany fahadisoana.

  • @meltinemarierose7985
    @meltinemarierose7985 8 ปีที่แล้ว +1

    Arabaina narrow 4 mianadahy tafiakatra dia mankahery anareo 4 mianadahy ..... Luck makanao Diana za

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 8 ปีที่แล้ว +1

    Tkn mba nomena chance kely i Christian.

  • @zlandr4543
    @zlandr4543 8 ปีที่แล้ว +3

    alohan nanaovana ity zavatra ity dia tokony napahafantarina voalohany an'ireo pitsara hoe: 6 ans katramn 12ans ilay izy fa manjary mampisy reaction hafa avy amn sasany ka mahatonga ny sasany miteny hoe hors catégorie ! marihiko tsara fa tena mahay mihira sy tsara feo io zaza kely Christian io fa ts hoe comedien zany!! normal be izy ra tsy tafiakatra satria any amn maha zaza azy foana no novoizina atramzay ka lasa nirona tany ny sain'ny maro! courage zandry kely

    • @niharisson3588
      @niharisson3588 8 ปีที่แล้ว +1

      Ilay système mihitsy no tsy mety kosa e ! toa misy plus de 12 ans ireo ankizy ! I Christian tsy ahazo izay resaka technique entina hanatsarana ny fomba fihira mihitsy, izany hoe resy dieny fanombohana izy izany ! raha olona mitovitovy aminy dia mitovy ny fomba hitsarana azy. Tokony 10-14 ans no afaka mifaninana ary 6-9ans ! i Christian ve mahatakatra ny hoe asio émotion ilay fihira ohatra ! naturel ao aminy ilay mihira fa mbola tsy takany izany ! na i christian ve mahatakatra sy mahay manitsy ny note diso ? izany hoe tsy fidiny azy ny tsy mahatakatra izay nefa izy alahatrao amin'ireo efa mahatakatra sy afaka manatsara ! izaho koa miteny hoe hors catégorie izy ! tsy manala ny fahaizany mihira izany !

    • @zlandr4543
      @zlandr4543 8 ปีที่แล้ว

      za anie manaiky oe hors categorie izy e fa ra tsy novoizina izay resaka izay de tsy tonga tamzay mihintsy; tsy ilay filazana anzany akory no ts mety fa manaiky ny teninao tsara mihintsy za fa ny système nitondrana azy no ts mamely!!! raha ny tokony ho izy aza anie ny vehivavy sy ny lehilahy izany tsy tokony hampifaninanina mihira zany e! satria sasanangy samy hafa ! na ny vazaha manao ny zavatra toy itony aza manaiky fa ts tokony hifaninana amn hatsaram-peo ny vavy sy ny lahy fa ny mahagaga anefa dia mifaninana foana izy ireo ! nefa taiza teto ambonin'ny tany no nisy fampitahana hoe: oh: iza no tsara feo i bodo sa i njakatiana? ts mbola nis anzany fampitahana zany angamba fa na oe bodo ve sa i poopy na oe njakatiana ve sa i ramora !!

  • @ialynofy7633
    @ialynofy7633 4 ปีที่แล้ว

    mampite hitomany mintsy mahita any christion courage christion na de zao aza vo mahita

  • @tsiriniavotahiry6935
    @tsiriniavotahiry6935 8 ปีที่แล้ว +1

    zah rangah malaelo an zanji kel Christian a!!!!

  • @vatosoaherimanana8427
    @vatosoaherimanana8427 8 ปีที่แล้ว

    ntsonaléé Christian kely eee :'( :'( !!! courage nareo 4 mianadahy :)

  • @verorandria.6
    @verorandria.6 8 ปีที่แล้ว

    tiako ery ilay avonavonakelin'i Chrstian tsy miraharaha an'i Bodo! yesss! milay ela bandy kely a! mitomboa fahendrena sy fahaizana!

  • @leonienorohasina4442
    @leonienorohasina4442 8 ปีที่แล้ว +1

    ndriiiii, malahelo be ny foko mahita an Christian kely

  • @serginebezena8713
    @serginebezena8713 8 ปีที่แล้ว +1

    tiko fona ianao Christian kely an!!!

  • @haniroran5947
    @haniroran5947 8 ปีที่แล้ว

    Le petit Christian kely :'( mahaontsa fo be maita anazy mtomany

  • @linahsavana5642
    @linahsavana5642 8 ปีที่แล้ว +1

    Ndryy, ontsa be foko mahita Christian mitomany mampahelo be

  • @roliverandriambololoniaina7853
    @roliverandriambololoniaina7853 8 ปีที่แล้ว

    le Johane ndray ony tafiakatra fa Chantal tavela? mb tsy tiko kosa annn

  • @rakotoarivonyjosoa6220
    @rakotoarivonyjosoa6220 8 ปีที่แล้ว

    courage les christian kely a.

  • @roliverandriambololoniaina7853
    @roliverandriambololoniaina7853 8 ปีที่แล้ว

    faly ihany za aloha fef mba tafiakatra Sarobidy sy Luc

  • @fabbierazafindrabe2018
    @fabbierazafindrabe2018 8 ปีที่แล้ว

    ndriii :/ :'( maha-ontsa mijery lay zaza e...manohana anlà foana Christian an!!!!

  • @fitahianarakoto2722
    @fitahianarakoto2722 8 ปีที่แล้ว

    Ndriiiiiiiiiiiiiiiii, latsaka kou ny ranomasoko mahita ani Christian keli, tena tiako loatra izy , otran efa mahita ny zanako aho mahita ity zaza ty

  • @نيريناأنيس
    @نيريناأنيس 8 ปีที่แล้ว

    Ny temarina @ ilay fitsarana any Christian Kely dia tsy kopï kolé anie ilay eto eh!? sa tokony hoany @ kopï kolé nareo miteny azy lava comédien io!? Ary ireo sasany ireo sasany ireo ve tsy efa mihoatra ny tokony ho izy raha taona no jerena eto !?

  • @sandrasandra6240
    @sandrasandra6240 8 ปีที่แล้ว

    Miaraba an i Luc manokana f menindrik azy ny tafiakatra .

  • @harimanitramickaella3297
    @harimanitramickaella3297 8 ปีที่แล้ว

    courage lesy ckristian kely ah 😭

  • @delcinahnambinitsara7510
    @delcinahnambinitsara7510 8 ปีที่แล้ว +1

    ontsa n foko nahita any Christian kely nitomn nampalahelo ahy nga a

    • @Eirorian1
      @Eirorian1 8 ปีที่แล้ว

      Marina izany akia!! Tena mampalahelo !!

  • @solofoarimangaestherralini4239
    @solofoarimangaestherralini4239 8 ปีที่แล้ว

    tsara ny zava-bita e!mahay mihira aby izy rehetra

  • @fenohasinaolgatchelsearako6614
    @fenohasinaolgatchelsearako6614 3 ปีที่แล้ว

    masisoooooo loatra christian kely

  • @marinatatianah9120
    @marinatatianah9120 8 ปีที่แล้ว

    courage e kilalao io

  • @linah6096
    @linah6096 8 ปีที่แล้ว +1

    le ranomas tamn herin no tena namapalahel...

  • @mitendryrakoto9858
    @mitendryrakoto9858 8 ปีที่แล้ว

    Ndriii le zaza

  • @isabelleraoelina101
    @isabelleraoelina101 8 ปีที่แล้ว +1

    ntsooo Christian kely eee.

  • @fenotsizaraina9494
    @fenotsizaraina9494 8 ปีที่แล้ว

    ontsa fo maita zandry kely mahay mihira re iz jerevn fotsin oe kely ts ilay tena fahaizany jerenareo

  • @omegarakotomalala7275
    @omegarakotomalala7275 8 ปีที่แล้ว

    Ontsa be ny foko mahita an'i Christian...Ntsooo

  • @zlandr4543
    @zlandr4543 8 ปีที่แล้ว

    tohizo ny mozika fa tandremo fstn ry zandry lasa pelaka a! dia kolokoloy tsar NY feo fa sod simbaina any anaty my baby;my lady....... reny mants zao n malaza nefa ts reny no atao hoe kanto mba safidio tsar ny gadona atao rehefa any aoriana any

  • @fenotsizaraina9494
    @fenotsizaraina9494 8 ปีที่แล้ว

    ontsa fo maita zandry kely mahay mihira re iz jerevn fotsin oe kely ts ilay tena fahaizany jerenareo