zay_mino_sy_matoky

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 มิ.ย. 2012
  • Amboaram-peo NY ONJA
  • เพลง

ความคิดเห็น • 9

  • @joharybrahmsraveloson1953
    @joharybrahmsraveloson1953 9 ปีที่แล้ว

    mankasitraka amin ny talenta anananareo rehetra,mampahery

  • @mariebrigittejohnson2235
    @mariebrigittejohnson2235 4 ปีที่แล้ว

    Tsara mitsy le hirafiderana misaotra anareo rankizy ah mirary soa

  • @jorudiendremanjodiat9440
    @jorudiendremanjodiat9440 7 ปีที่แล้ว

    tsara ny midera ,tsara ny manana aingam-panahy,mankasitraka

  • @samuelanatoleraveloson5732
    @samuelanatoleraveloson5732 10 ปีที่แล้ว

    Tsara b le hira fa misaotra e

  • @padblem7297
    @padblem7297 5 ปีที่แล้ว

    RIP Mme Maria,on t aime fort

  • @rasoloniainamarieegypyienn6021
    @rasoloniainamarieegypyienn6021 ปีที่แล้ว

    Ary inona moa ry zareo azafady ilay titre ilay hira misy an Seheno zanak' i madame Maria iny fa, tsara feo be fa tsy tadidiko tsony fa tsara be ilay hira. Efa tamin 2005 ngamba izy izay.

  • @joachimramaroson4030
    @joachimramaroson4030 4 ปีที่แล้ว

    Izay mino sy matoky ny fitiavaNY
    dia miaina tsy amin-drofy
    sy tena havany
    fa izy no mpandresy
    hitondra hery vao
    miaro sy manefy
    mitantana anao
    Matokia ianao fa jesoa
    no hany tokinao
    na faly ianao na ory
    dia tiany hatrizao
    Mananjara ianao fa Jesoa
    no hampandroso anao
    ho ao an_tranon_dRAY
    rehefa hiala ety rahatrizay
    Koa meteza ianao fa Jesoa
    no mpanasitrana
    ny aretina aman_drofy
    mahazo ny fonao
    Manantona ianao fa Jesoa
    no mpanome fitia
    mpamafa ranomaso
    mpampody izay nania taminy
    Ref: ...
    Mandefera ianao fa Jesoa
    dia Ray mpampakatra hanandratra ho avo
    ny voninahitrao
    Mivonóna ianao fa Jesoa
    ho avy tampoka
    tsy ampoizinao akory
    tsy mampiomana mialoha.