Fifanarahana Miafina EP10 - Ny Misy Tsy Tokony Hisy (Tantara Gasy)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 15 พ.ค. 2019
  • Midira ho Abonné: bit.ly/jodaomi (misaotra)
    Tonga eto amin'ny Episode 10 ihany tsika ity, tena faly aho ary tsy nampoiziko handeha alavitra ohatran'izao izy ity. Efa kely sisa dia ho tapitra. Raha nanaraka ianao hatramin'ny voalohany. Raha tsy abonné ianao dia midira ho abonné mba ho fanohanana ahy.
    Episode 10: Rehefa niverina avy any amn'ny ray aman-drenin'i Joro dia nihaona izy sy Tanteraka fa hafa mihintsy nefa ny tantara nitranga.
    Abonnez- vous
    Pour plus:
    Facebook: / jodaomi
    Twitter: / joda_omi
    Instagram: / jodaomi
    Soundcloud: / joda-omi-1
  • บันเทิง

ความคิดเห็น • 22

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 3 หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 ปีที่แล้ว

    Azfd ah! Taf meh kely aho 😁😁😆😆 Niov Malo'kila ilay iz

  • @lavieestbelle9883
    @lavieestbelle9883 4 ปีที่แล้ว

    Tiako be loatra zany tantara zany

  • @djasmirahonista2158
    @djasmirahonista2158 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra ee fa mahay be iz ro m'tsam kkkkk

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra 😍😍

  • @alainnimbol
    @alainnimbol 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiko ranga zao épisode zao a. Amn le sauce humour tena matsiro😂😂

    • @JodaOmi
      @JodaOmi  5 ปีที่แล้ว

      hahaha mankasitraka ee

  • @aritoetrahenrietteramaroso8553
    @aritoetrahenrietteramaroso8553 4 ปีที่แล้ว

    tafiditra anaty film gasy hono LOOOZa :-D tena nataoko ny tsy hiomehy fa tena tsy tantiko tsony kkkkkkkkkkkkkk

  • @anjaranaivo8782
    @anjaranaivo8782 5 ปีที่แล้ว

    Merci

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 5 ปีที่แล้ว

    efa Misy tohin ve?

  • @faniolafabricia1858
    @faniolafabricia1858 5 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup eee

    • @JodaOmi
      @JodaOmi  5 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana 😃

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว

    Miandry zay mpankafy tantara

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 5 ปีที่แล้ว

    Miandry eee

  • @lucasparany
    @lucasparany 5 ปีที่แล้ว

    Merci bco 💗💗💗

    • @JodaOmi
      @JodaOmi  5 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana o

  • @hawraahharsaali760
    @hawraahharsaali760 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak f tegn tsar ein

  • @valecianjulia2623
    @valecianjulia2623 5 ปีที่แล้ว

    Mampimeh le ao anaty film gasy 😂😂

    • @JodaOmi
      @JodaOmi  5 ปีที่แล้ว

      Hahaha 😂

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitra Indrindra tompoko tena efa mangetahéta hiteno ee!!

    • @JodaOmi
      @JodaOmi  5 ปีที่แล้ว +1

      Vetivety kely dia ho avy indray ny tohiny 😀😃

    • @mariellaferinande7953
      @mariellaferinande7953 5 ปีที่แล้ว

      @@JodaOmi alefaso sy nalaky tapitra nofy fotsy izy teo ko😁😁!!