Ireto atao raha tinao ho sambatra ny lehilahy - Lay'Lahy PODCAST Ep1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Midira ho Abonné: bit.ly/jodaomi (misaotra)
    Abonne-toi: bit.ly/jodaomi (merci)
    TONGASOA ETO AMIN'NY PODCAST LAY'LAHY: spotifyanchor-...
    Fahasambaran'ny lehilahy
    Raha manana fo mitempo ianao dia hinoko fa tinao ny hahasambatra ny olon-tinao. Satria miompana amin'ny vehivavy ny fandahanarantsika dia izay mahasambatra an'ny lehilahy no resahanatsika. Ho jerentsika ao anaty commentaire kosa ny momban'ny fahasambaran'ny vehivavy. Zareo ihany ny angatahanatsika mba hilaza amintsika ny momban'ny fahasambarany.
    Abonnez- vous
    Pour plus:
    Facebook: / jodaomi
    Twitter: / jodaomi
    Instagram: / jodaomi
    Soundcloud: / jodaomi1

ความคิดเห็น • 1