Tantara gasy --- Tantara Malagasy RFM👉🏻👉🏻 Hazolava.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
- Tantara gasy: Tantara gasy
Radio Feon’i Mania
Tantara indray miseho. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy
Tsara b n'y tantara Sady mahafinartra bravo Sergent Setra misy2 n'y toa anao miaramila mahery fo mijoro@ fahamarinana Sady mamonjy n'y mpiray firenena ! Mamplhl n'y toetsain reo oln ambon ao@ firenena mambotry n'y vahoaka Madinika ! Ho entin aiza Ty firenentsik Ty ! Reo oln ambon reo no dahalo ambon latabatra
Miarahaba anao tratry ny taona vaovao 2021 Gasy Rakoto. Dia toy izany koa ny mpilalao tantara sy ny mpikarakara. Arabaina tratry ny taona vaovao koa isika rehetra mpankafy tantara henoina. Mirary soa!
Tiko be ranga zegny tantara foroniny Monsieur Simon Mankasitraka tompoko🙏🙏🙏🙏
👍
Mankasitra ee🇸🇦
Bonne année daolo tompoko ooh ! Mankasitraka hatran ré tompoko@ fizarana tantara vaovao hatran surtout tantaran RFM tena dodona tokoa k VO oe tantaran RFM k d VO hiaino k def manolotra n'y fankasitrahn erampo erantsaina anao mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr ekipa n RFM tompoko
Oay milay be dadamily dahalo 😅😅
Misaotra betsaka tpk oo 🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
Dia tena hoe afapo e. Ts hita intsony zay lazaina f faly loatra 😍😍😍
👍 Misaotra e! Dia Aza adino mi like ny video ntsika e!
Inona ma lolo vokatra zany tompoko
Matotoa,avelo,Ghost 👻👻👻
Msaotra betsaka ❤🙋♀️🎧
Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤
Bonne année ô Mankasitraka hatrany mizara tantara ho anay mirary soa hoa anao sy ny mpanoratra ary ny mpilalao 🙏🙏🙏🙏🙏😘😘😘😘😘
👍 bonané! Samy Tsara daholo!
Tiko be feony capitaine Alison io isakin mahen feony ah de otran tik be zan
Mankasitraka tompoko sady mampitaintaina le tantara
👍
Misaotra betsaka tompoko ô
Mankasitra
Misaotra betsaka nizara ô💖🇲🇬👌
👍
Merc beko mafinaritra
Mankasitraka ô ❤️❤️❤️❤️
👍 Misaotra tompoko!
🎄🎄🎄🎄🎄
Mankasitraka tompoko sady efa tehihaino
Misaotra betsaka nizara tompoko,fa mba azafady inona izany Lolo vokatra ? Misaotra betsaka namaly n'y fanotaniko merci
Merci beaucoup @ bonne année 2021, zah ef zatr mihen tantar nareo d ts mahz Aina v tss ,mihen tantar haf ts mahz fihany🥰😘
Msaotr betsak oh,Iza kay le mihira an le hira nande teo iny rh ts madisou
Misaotra betsaka 🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰 tompoko
Tratrany ny taona antsika jiaby 🎧🥰🎧🥰🎧🥰
Mbôla misy tohiny ve ?
Antsika jiaby tratrany taona ee , misaotra betsaka oo , dadamily ndray dahalo ato kkkk
Sady maty lery t@ farany!
Bonané!
@@GasyRAKOTO mafinaritr ai
@@GasyRAKOTO marar kibo nh @tokik @Felana midaladala 👉HAZOLAVA 😏😀❤️
Yoo ho antsika jiaby ny firariantsoa topoko o mankasitraka koa ami ntatara vao2 nozarainareo o vao hiaino mitsy zao 🙏🙋♀️💖💖💖💖
Mankasitraka tompoko!
Mankasitraka tompoko
👍
Gasy Rakoto mba azonw omena ahy ve ny titre ny hira zay nandeh teo sy ny anarany mpihira az azfd
LASA DAHALO NDRAY ETO DADA MILY
Merci beaucoup coup
Mmangataka ilay Lolo vokatra iny MBA haverina @ volohany tompoko oo ary mankasitraka nareo fona izahay mpanaraka akaiky radio feon'ny mania sady mirary alina mafinaritra daholo
ao fa hojerena Ary o! dia aza adino mi like video @ peja TH-cam ntsika a!
Mb avern eto fizaran voalohn ity tantar ity f tsar
An an an ! Tantara indray mihaino io an. Fa ilay Tantara Miaramila angamba izany tadiaviano izany ô?
merci beaucoup 👄👄👄👄
Ts’isy fisaorana Mampionona a!
Misaotr nizar tompok fa tegn afapo @ tantar zay alefa naro indrindr @ RFM 🙏🙏🙏✌✌✌❤❤❤😘😘😘🎧🎧🎧🎧🇨🇨🇨🇨🇨🇨🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤜🤛
Mankasitraka sahad tompok
Bonjour daholie faly miona ato ndray isika rehetra
Arahaba e!
Mankasitraka topoko o🙏🙏
De mb mangatak ny anarany mpanao hira zay nandeh teo iny sy ny lohateniny azfd
Asa raha misy namana afaka manampy antsika ato. Aleo f hojerena e! Dia misaotra mialoha izay afaka manoro anay o!
Bjr hiran'ny TARIKA RAITRA ny lohateniny ilay hira gasy
@@ntsoavina misaotra betsak 😍🙏