Mankasitraka tompoko, fa fanamariana kely:tsy any Madagascar ihany no miheno sy mankafy ny tantara nosoratanareo fa atraty ivelany ihany koa ,ka noho izany de mbola mamerina ny fisaorana atrany tompoko fa mafinaritra 😘❤❤
Salama dhl tompoko, ts haiko ny ts hisaotra anareo rehtr manolotra ny tatara ho anay pihaino, tena mambabo fo tokoa rah ny vokatra ataonareo, makasitraka mitafotafo fa tsaroana fona ny tanindrazana satry mihaino ny tatara malagasy zay mapientsim_po aty tany lavitra, makasitra e ❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏
Miarahaba tompoko d félicitations ho an Radio Fm d mankasitraka tompoko@ fizarana tantara Vaovao hatrany ho anay mpankafy f d tena afapo tanterk zahay ;mankasitraka anao mpanoratra s'y ianareo mpilalao rhtr koa an ;vo hanomboka hiaino k dia hiaino ampifalina d mirary soa ho antsika rhtr Tompoko oo
Mankasitraka nareo topoko o tena manohina mampahatsiaro zay nihainako, ady mantsy ny fiainana ka ny fisomparana no tetika hitany sasany fa mahomby tokony miandry ny tohiny zany ahy ko bisou hoanare rehetra fa tena mankafy ny aty 💋💋😘😍😍💞❤❤❤
Merci beaucoup fa tena afakandro zah amzao confinement lava be aty zao. Tena tsara be le fandrava henoko hatraminy voalohany hatraminy 10 farany. Tsara fa tohizo fa zay aty Paris tena hafapo tanteraka 🙏👏👏
Mankasitraka Tompoko f tsara b daolo ny tantara @ RFM zay sanganasan Atoa Simon Nomenjanahary ; miandry n'y tohiny ndray d misaotra ndrindra Tompoko dia soavamandry ny alina
Misaotra ❤❤ nizaran tatara fa tena tiko be 😊😊
Makasitra indrindra tompo ,afampo tateraka fa mambabo fo daholo ny tatara vokarinareo ,makasitraka e💝💝💝💝 tiko loatra mihen n tatara atolotriny radio feony mania ☝💝
Mr Fandrava sy Melle Felana, mpilalao tantara tiko sy amamiko na mbola tsy itako aza fa ny feony dia mafinaritra ahy🌹🌹🌹🌹🌹💞💞💞💞
I guess I am kind of randomly asking but do anyone know of a good place to stream new series online ?
@Kylo Nikolai meh atm i have been using Flixportal. You can find it if you google :P -kylo
@Kylo Fabian thanks, I went there and it seems like they got a lot of movies there =) Appreciate it !!
@Kylo Nikolai happy to help :)
Mankasitraka tompoko, fa fanamariana kely:tsy any Madagascar ihany no miheno sy mankafy ny tantara nosoratanareo fa atraty ivelany ihany koa ,ka noho izany de mbola mamerina ny fisaorana atrany tompoko fa mafinaritra 😘❤❤
Salama dhl tompoko, ts haiko ny ts hisaotra anareo rehtr manolotra ny tatara ho anay pihaino, tena mambabo fo tokoa rah ny vokatra ataonareo, makasitraka mitafotafo fa tsaroana fona ny tanindrazana satry mihaino ny tatara malagasy zay mapientsim_po aty tany lavitra, makasitra e ❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka foana tompko! Tena tsara be foana ny tantara ataonareo fa mifono hanatra dia mirary soa hatrany 💞💞💞👌👌🙏
Mankasitraka topokooo miandri tohini ndrai izahai tikolotra ny tantara forony Fandrava nade ts ani madagascara ary zah de ts mitsahatra manaraka sy mihaino io tantara rehetra aviangy ary afa ihany nintena bisous nareo 😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😍😍😍😍❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko ô fa hiaino indray 🥰🥰🥰. Tiko be daholo tantara nareo 🥰🥰🥰❤❤
Miarahaba tompoko d félicitations ho an Radio Fm d mankasitraka tompoko@ fizarana tantara Vaovao hatrany ho anay mpankafy f d tena afapo tanterk zahay ;mankasitraka anao mpanoratra s'y ianareo mpilalao rhtr koa an ;vo hanomboka hiaino k dia hiaino ampifalina d mirary soa ho antsika rhtr Tompoko oo
Misaotr betsak fa mafinaritr 💐💐💐 .fa tsy maints misy mgadra fona ve .
Misaotra betsaka anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray ❤❤❤❤❤❤
🌹🌹🌹🌹🌹❤️❤️❤️❤️aza atao ela ny tohiny tompoko azafady 🙏🙏🙏🙏🙏
Misaotra betsak indrindra oo vo hineno zao 💞💞💞💞💞🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼
Mankasitraka nareo topoko o tena manohina mampahatsiaro zay nihainako, ady mantsy ny fiainana ka ny fisomparana no tetika hitany sasany fa mahomby tokony miandry ny tohiny zany ahy ko bisou hoanare rehetra fa tena mankafy ny aty 💋💋😘😍😍💞❤❤❤
Tena toujours tsara e, mankasitraka indrindra. Mirary soa tompoko de ho tahian’ny Tompo 🙏💐🇲🇬
Mercie beaucoup ki fela soa 💞💞🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼👏👏
Merci fa tena tsara sy mahafapo daholo ny tantara de mafafinaritra ko fa na aty ivelan ny Madagascar aza de afaka manaraka tsara ny tantara
Merci beaucoup fa tena afakandro zah amzao confinement lava be aty zao. Tena tsara be le fandrava henoko hatraminy voalohany hatraminy 10 farany. Tsara fa tohizo fa zay aty Paris tena hafapo tanteraka 🙏👏👏
Misaotra be tsaka eh 😍😍😍
Msaotra anareo rehetra foan 🙋♀️🎧❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 💞💞 fa tena mpianaka marigny ve Mr Fandrava sy Felana kely io e? 💕💗❤🇲🇬💚💚💚🇰🇼
Mankasitraka tompoko. Miarahaba n'y radio R.F.M
Tena tiko be daholo ny tantaranareo 🙏🙏🙏
Miswtra betsak ô ❤
Ts sasatra manomeo fisaorana hatrany izahay mpankafy aty ivelany aty🇲🇬🇰🇼❤ izay tantara nosoratan'i SIMON NOMENJANAHARY ,misaotra betsaka tompoko ô miandry tohiny indray
Mankasitraka ô 🙏🙏
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬💖💖!
Tena reveko be nareo ôooo !!!! Mivavaka ho anareo mb hahita soa hatrany
Bjr daholo mahay tantara leretsy nareo Tena mahafinaritra be ilay Izy merciiiiiii💋❤️❤️❤️
Misaotra betsaka eee 💖 🙏
Tsara be Misaotra betsaka eeeh
mankasitraka topoko ❤❤
Merc tiko tena tiko be tataranareo
wee merci beaucoup👄👄👄👄👄👄
Misaotsa betsaka
Mankasitraka ❤️
Mankasitr tompoko 😘
Merci
Misaotra betsaka
Mankasitraka indrindra fa tsara ny fiandohany tantara🇲🇬
Mankasitraka tomopko ô miandry tohiny ndray zahay ee
MAKASITRAKA tanteraka afan po
Mankasitraka indrindra 🥰🥰
Misaotra bedabe o!!
Misaotra betsaka nizara tompoko
Mankasitraka nareo mpilalao sy namagna retra2 tena afapo tanteraka @ tantara omenareo anay mpihaino aty kuwait zah zao
Misaotra sy mankasitraka tompoko 🙏❤️
Merci nizara fa vo hiheno
Misaotra betsaka tompoko
mankasitraka dia manantena ny tohiny tsy ho ela ee
Mankasitraka Tompoko f tsara b daolo ny tantara @ RFM zay sanganasan Atoa Simon Nomenjanahary ; miandry n'y tohiny ndray d misaotra ndrindra Tompoko dia soavamandry ny alina
Misaotra betsaka fa tsara sady hainareo namoaka ilay serie Revenge ho tantara gasy
Misaotra aminy tantara fa miandry ny tohiny
Bonsoir Orj' Lyrics, misaotra betsaka @ tantara. De mba mangataka le mavolamba
Bonjour et bonjourné
Mankasitraka ny ekipan'ny onjam-peo hatrany o
Tohin'ilay fandrava moa zany ilay tantara fa miova ny lohateniny..
Misaotra nizara tompoko
Mankasitra ô.......
Ay manafo ay kkkkkk lelikan"ndoza ty hoiz felana ts digniko ee tafimoeh zh ay kkkkkkkk
Misaotra betsak
Mankasitraka indrindra tompoko
Mbola mila ezaka be zany mpilalao tantara ka 🤦♀️
Manaova tsara² noho io enao rah mavita
😂😂 za tsy mpilalao tantara tompoko fa mpakafy , mila ezaka be ozy ah .kiana mampivotra zany tsitako ze matezitra
Mankasitraka topoko miandry ny tohiny