Ny maty tsy miteny intsony JESOSY irery ihany nandresy ny fahafatesana ka izy maty telo andro sy telo alina de nifoha izy velona dikany izy ireny Ihany no madidy ny maty sy ny velona Amen isika olombelona tsy reraka madoto ny malagasy tsy miray loha aminy teny izay tenininareo lava izao efa leo politika ny olona fa mitady any JESOSY efa tomotse ho avy hoy JESOSY ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona mazotoa daholo izay makafy ny zao tontolo izao
Ary mbola ety amboniny tany ny devoly no mandidy sy manapaka ny olona tsy manana JESOSY Andriamanitra mazotoa daholo any andanitra ny fitsarana olombelona no mizarazara fa Andriamanitra nanao tany sy lanitra ary ny olombelona tsy manavakavaka ny olona manompo devoly tsy any JESOSY fa any aminy helo ny direction miala tsiny tompoko olona hendry miaraka malagasy Andriamanitra irery ihany no no fahamarinana voninahitra hoany JESOSY kristy avy any Nazareth Allelluia
Mazava-be fa misy mamporisika fotsiny ireto dia roboka. Atao fitoavana politika hany ka lasa mivona amin'ilay foto-kevitra tena hijoroana. Na avela malaka ary misy ihany ny fihoaram-pefy ka ireny no mila lanjalanjaina satria misy ireo manararaotra be lotra amin'ny fahalalana omena azy. Sady efa anatin'ny fandrosoana ara-tekonolojika isika izao zany hoe miroso makany amin'ny fivoharana tsikelikely fa tsy hoe hijanona anatin'ny vanim-potoana faha-mpanjaka.
Mpajakany devoly Efa resy antongotrny Jesosy ny dévoly tsy manana fahefana hadidy ny zanak Andriamanitra izay mino azy de ho entiny anatiny afo be any mikiakiaka mandrakizay fijaliana tsy misy hoatriny zany désolé ry malagasy hendry devoly manambitaby olona raha Mbola ety antany rehefa maty ilay olona de entiny andavakiny helo afo be any latsainy aminizay aminy anarany Jesosy kristy avy any Nazareth devoly efa resy Jesosy Santana devoly mampahory mampiasa olona hanao livraison olombelona ety antany sanatria izay tia azy ho entiny fa ny olona tsy tia azy any Tompo mahereza daholo ry zanak Andriamanitra ambony lanitra o aleulleuia Amen mila paradisa ny zanak Andriamanitra rehetra fa tsy mila resaka dévoly mampiady sy makahala olombelona samy olombelona merci beaucoup
Samboooory fa ray amandreny ara drazan ny mpanohitra..sambory sambory gadrao...nahoana!!!satria ray amandreny ara drazana tsy noady hoan. Ny tanindrazana sy vahoaka no hita miseho sy mijoro eto am zao.. fa ray amandreny aradrazana miady hoan ny tombotsoan ny mpanohitra eto antanananarivo kapiatalin ny entreprise de politika..eto no mis antoko politika miisa 200 mahery..tsy misy hita miasa hoan ny vahoaka refa mbola tsy lasa filoha fa mandrebireby izay filoha eo am fitondrana...zay no asan ny entreprise ploitika eto dago...inona tsy nijoroanareo milaza Ray amandreny ara drazana tam fandatsahan draa nataon olona hiarovanareo ao!!!! Nandatsa draa naka fitondrana noho tsy fanajany zavatra nisoniaviny tany mamputo nefa ankehitriny mikapokapoka tay ny vavan ny député hanitra miaro azy hoe manaja democrasia i ravalo....oui c est caaa oueh!!.niala tam fitondrana mbola nandatsa draa 7 février indray ihany koa...loooooza!! ary nandositra tany afrika atsimo..nitsaraina tany ..meloka 15 taona manao asa anterivozina..nitsoaka avy tany afrika atsimo niditra antsokosoko teto am firenena ..passeport maty tay akory tsy antanany...nitazomin ny mpitsara na pénitencier angamba satria..gadra ka...izany no atao hoe democrasia am hanitra mba mpitsara ihany...am zao fotoana dia mialokaloka ao andamosin ray ama.dreny ara drazana miaraka am cravate ndraa mena n iz ireo...nantsoina ireo ray amndreny ara drazana hoe toravana ny vazaha frantsay..tanin ny malagasy ity ..sns..nahoana tsy toravana ireo vazaha karana manapoizina ny kibon ny malagasy izay niadivanareo zoo tam 47 lazainareo rah niady hoan ny gasy marina ianareo ...an!!! avelanareo ireo karana milely lava bodinareo ray amandreny ara drazana milaza niady hoan ny malagasy ka avelanareo poizin in ny vazaha karana monina eto madagascar hihinana varin alika loo entin ny karana eto am firenena ve ny malagasy????an?????? Iza vazaha frantsay nanome vary loo ny malagasy teto???...ny manao asa soa toy père pedro aza no hita mis eto..mba iza tam nareo ray amandreny ara drazana lba nahavita vitan ny pere pedro eto madagasacar na dia nitoravan ny sasany nitondra teto moa i pere pedro ka namalian ny frantsay azy dia fanonganana az???, fa taiza ny tanjan izany olona izany tsy nahatazona fitondrana rah matanjaka tokoa ny heriny ??.ka ray mandreny ara drazana.?.gadrao raha manadala .miasa hoan ny cravate menan draa ireo fa tsy miady hoan ny malagasy izay poizinin ny karana am vary loo eto madagascar..ireo vazah karana irro no tokony torrravanreo am ty firenena ity ...gadrao ry rajoelina aaa..aza hananana indra foo...tsy nanadino fanamparam pahefana nataon izy ireo tam nao angamba ry cravate menan ny raa 7 février sy cravate ny lalitra manga fony iz ireo teo am fitondrana...refa matory am alina angamba mihodinkodina im 7 ny lohan iz ireo alohany hatory am alina mieritreritra ny hoe..mba nanaovanay fanamparam pahefana navaivay i rajoelina fony izahay nitondra..aujourd'hui c est les nôtres...😂😂😂
tsy harar nga nareo zandar? tsy hitsabo nif ny vadinareo? tsy hividy lôka ny zanakareo? fa mato nareo mbola miseho azy ho je suis de satria tsy fantatrareo ny tena valinasanareo!
Ny olona efa maty mbola ho fohazina indray tsy haintsika ny toerany izy ireny na any aminy paradisa na ao aminy andavakiny fiainana tsy hita helo zany afo be zaho mino fa ireny havanay malalanay maty ireny ao andavakiny afo be marina satria tsy nanompo an Andriamanitra fa mitolona foana manao ho Andriamanitra tsy izy hita fa io devoly tompoana io manohitra an Andriamanitra Santa contre Dieu tout puissant Amen ka aza voafitaka ny olombelona hendre mitadiava an Andriamanitra mba hoany aminy paradisa isika malagasy hendry Allelluia Gloire à Dieu tout puissant Jésus-Christ de Nazareth Amen
Nareo mpanao journal malaza aminy asanareo tsara bon courage et que Dieu vous bénisse merci
😢😢😢😢
Tokony totoritsy amizay mitsangana atsika
Malagasy koa vé Faly @ izao zava misy izao
ilaina dia ilaina ny famerenana hasiny an'i Madagasikara ka eo Mahamasina eo @ vato masina no hanaovana izany
Nangalatra tany Angleterre koa anga ireo ray amandreny aradrazana ireo?
Indrisy ry fireneko 😢💔
Fa nankaiza ny tanora fa ny ray amandreny be reto ndray no mijoro e. Jereo ny ho avinareo ry tanora Malagasy jereo ny tanindrazana. 😢
Tsara ho azy fa mpanakorotana saimbahoaks
Tsy fantatra hoe Ray amandreny aradrazana nipoitra avy aiza
❤❤❤❤❤❤❤❤😂😂😂 7:59 8:01
Ny maty tsy miteny intsony JESOSY irery ihany nandresy ny fahafatesana ka izy maty telo andro sy telo alina de nifoha izy velona dikany izy ireny Ihany no madidy ny maty sy ny velona Amen isika olombelona tsy reraka madoto ny malagasy tsy miray loha aminy teny izay tenininareo lava izao efa leo politika ny olona fa mitady any JESOSY efa tomotse ho avy hoy JESOSY ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona mazotoa daholo izay makafy ny zao tontolo izao
Alao samboriny any refa tsy mahay miaina
Bravo Bravo, anareo de miteniteny fona tsy TSY HOTA FADY zany i Madagasikara fa MISY MALAGASY MANANA TOEN TSAINA LOMORINA de lasa ifanotomana ny fahefana ,BE FIALONANA NO MARO ary tsy te HANDROSO FALASA TSISY KOLIKOLY tahakan ny tamin ny fitondrana nifandimby taloha te, ireo te hiverina amin ny toerany, ary ianao io koa aza mampiady, tsy miady tsy miady nefa kobay ankelika fona , atsipy ny teny hampo ny mahalala aza manaiky hampiadina isika ry malagasy havako merci
Ary mbola ety amboniny tany ny devoly no mandidy sy manapaka ny olona tsy manana JESOSY Andriamanitra mazotoa daholo any andanitra ny fitsarana olombelona no mizarazara fa Andriamanitra nanao tany sy lanitra ary ny olombelona tsy manavakavaka ny olona manompo devoly tsy any JESOSY fa any aminy helo ny direction miala tsiny tompoko olona hendry miaraka malagasy Andriamanitra irery ihany no no fahamarinana voninahitra hoany JESOSY kristy avy any Nazareth Allelluia
Dia izao ,no zavatra ,misy eto Madagascar,Dia mionona eh !
Tena tokony efa ela no nosamborina ry zalahy ireto fa mimteniteny fahatany efa hatry ny ela !
Ianao Rajoelina dia devoly mihintsy managatra olona fona mbola hoavy ny anjaranao eee miandrsa kely aloha
Tany tan dalàna Madagascar fa ts hanjakan n'y baranahiny s'y n'y lohomboto
Samy ambanin lalàna n'a ara drazana n'a mpanendaka
efa ts vaovao zany angi
Mba tsy rariny io fisamborana ny RAR aradrazana io ka mampalahelo .
Ray amandreninay aza ataonareo tsinontsinona fa mampalahelo anay ka
Mazava-be fa misy mamporisika fotsiny ireto dia roboka. Atao fitoavana politika hany ka lasa mivona amin'ilay foto-kevitra tena hijoroana.
Na avela malaka ary misy ihany ny fihoaram-pefy ka ireny no mila lanjalanjaina satria misy ireo manararaotra be lotra amin'ny fahalalana omena azy. Sady efa anatin'ny fandrosoana ara-tekonolojika isika izao zany hoe miroso makany amin'ny fivoharana tsikelikely fa tsy hoe hijanona anatin'ny vanim-potoana faha-mpanjaka.
Mpajakany devoly Efa resy antongotrny Jesosy ny dévoly tsy manana fahefana hadidy ny zanak Andriamanitra izay mino azy de ho entiny anatiny afo be any mikiakiaka mandrakizay fijaliana tsy misy hoatriny zany désolé ry malagasy hendry devoly manambitaby olona raha Mbola ety antany rehefa maty ilay olona de entiny andavakiny helo afo be any latsainy aminizay aminy anarany Jesosy kristy avy any Nazareth devoly efa resy Jesosy Santana devoly mampahory mampiasa olona hanao livraison olombelona ety antany sanatria izay tia azy ho entiny fa ny olona tsy tia azy any Tompo mahereza daholo ry zanak Andriamanitra ambony lanitra o aleulleuia Amen mila paradisa ny zanak Andriamanitra rehetra fa tsy mila resaka dévoly mampiady sy makahala olombelona samy olombelona merci beaucoup
Raiso Jesosy izy irery ihany
tsy mahazo maneho hevitra ve? mampalahelo maha-voaozona ny fanajana ny olon-dehibe...
Ray amandreny aradrazana ve dia samborina.fa nivoaka ta vato ve reito tsyvalahary reito e
Ireo. Ny dahalon bé botin' Cédric vazaha Rajoela, fa misambotra
Halefaso any Tsihafa
😂😂😂
Andriamanitra irery ihany no tompony teny farany izy no nanao ny tany sy lanitra fa tsy devoly
Homeo mangazo mantaho sakafo
Samboooory fa ray amandreny ara drazan ny mpanohitra..sambory sambory gadrao...nahoana!!!satria ray amandreny ara drazana tsy noady hoan. Ny tanindrazana sy vahoaka no hita miseho sy mijoro eto am zao.. fa ray amandreny aradrazana miady hoan ny tombotsoan ny mpanohitra eto antanananarivo kapiatalin ny entreprise de politika..eto no mis antoko politika miisa 200 mahery..tsy misy hita miasa hoan ny vahoaka refa mbola tsy lasa filoha fa mandrebireby izay filoha eo am fitondrana...zay no asan ny entreprise ploitika eto dago...inona tsy nijoroanareo milaza Ray amandreny ara drazana tam fandatsahan draa nataon olona hiarovanareo ao!!!! Nandatsa draa naka fitondrana noho tsy fanajany zavatra nisoniaviny tany mamputo nefa ankehitriny mikapokapoka tay ny vavan ny député hanitra miaro azy hoe manaja democrasia i ravalo....oui c est caaa oueh!!.niala tam fitondrana mbola nandatsa draa 7 février indray ihany koa...loooooza!! ary nandositra tany afrika atsimo..nitsaraina tany ..meloka 15 taona manao asa anterivozina..nitsoaka avy tany afrika atsimo niditra antsokosoko teto am firenena ..passeport maty tay akory tsy antanany...nitazomin ny mpitsara na pénitencier angamba satria..gadra ka...izany no atao hoe democrasia am hanitra mba mpitsara ihany...am zao fotoana dia mialokaloka ao andamosin ray ama.dreny ara drazana miaraka am cravate ndraa mena n iz ireo...nantsoina ireo ray amndreny ara drazana hoe toravana ny vazaha frantsay..tanin ny malagasy ity ..sns..nahoana tsy toravana ireo vazaha karana manapoizina ny kibon ny malagasy izay niadivanareo zoo tam 47 lazainareo rah niady hoan ny gasy marina ianareo ...an!!! avelanareo ireo karana milely lava bodinareo ray amandreny ara drazana milaza niady hoan ny malagasy ka avelanareo poizin in ny vazaha karana monina eto madagascar hihinana varin alika loo entin ny karana eto am firenena ve ny malagasy????an?????? Iza vazaha frantsay nanome vary loo ny malagasy teto???...ny manao asa soa toy père pedro aza no hita mis eto..mba iza tam nareo ray amandreny ara drazana lba nahavita vitan ny pere pedro eto madagasacar na dia nitoravan ny sasany nitondra teto moa i pere pedro ka namalian ny frantsay azy dia fanonganana az???, fa taiza ny tanjan izany olona izany tsy nahatazona fitondrana rah matanjaka tokoa ny heriny ??.ka ray mandreny ara drazana.?.gadrao raha manadala .miasa hoan ny cravate menan draa ireo fa tsy miady hoan ny malagasy izay poizinin ny karana am vary loo eto madagascar..ireo vazah karana irro no tokony torrravanreo am ty firenena ity ...gadrao ry rajoelina aaa..aza hananana indra foo...tsy nanadino fanamparam pahefana nataon izy ireo tam nao angamba ry cravate menan ny raa 7 février sy cravate ny lalitra manga fony iz ireo teo am fitondrana...refa matory am alina angamba mihodinkodina im 7 ny lohan iz ireo alohany hatory am alina mieritreritra ny hoe..mba nanaovanay fanamparam pahefana navaivay i rajoelina fony izahay nitondra..aujourd'hui c est les nôtres...😂😂😂
😅
Dia ho fay
tsy harar nga nareo zandar? tsy hitsabo nif ny vadinareo? tsy hividy lôka ny zanakareo? fa mato nareo mbola miseho azy ho je suis de satria tsy fantatrareo ny tena valinasanareo!
Misaotra fa naheno mahay aminanjy iny
Misy farany zavatra rehetra rajoelina an.tandremo sao tata
tony ry resy lava be fialonana tsss ,,antitratsy mahay miaina alao samboriny any tsara ho anazy zay
qu est ce que vous perdez votre temps pour des nullités
Mitady ka mahita milaza ho mahavita azy mendrika ho halefaso any tsihafa
Ny olona efa maty mbola ho fohazina indray tsy haintsika ny toerany izy ireny na any aminy paradisa na ao aminy andavakiny fiainana tsy hita helo zany afo be zaho mino fa ireny havanay malalanay maty ireny ao andavakiny afo be marina satria tsy nanompo an Andriamanitra fa mitolona foana manao ho Andriamanitra tsy izy hita fa io devoly tompoana io manohitra an Andriamanitra Santa contre Dieu tout puissant Amen ka aza voafitaka ny olombelona hendre mitadiava an Andriamanitra mba hoany aminy paradisa isika malagasy hendry Allelluia Gloire à Dieu tout puissant Jésus-Christ de Nazareth Amen
Andraso fa mbôla anjaranao andro araiky ee !
@@jacquillardarahevanjanahar981 izaho mijanona olona tsotra tsy Mila fitondrana n'y retraiko vazaha mahampy Aho
Zay aza miteniteny fôna @manaraka