DADAH - MAHALEO
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
- DADAH - MAHALEO - Gina ny feo, vahotra ny lela, manganohano ny maso. Tankina tanteraka ireo mpankafy tonga nanotrona ny fianakaviana sy ny mpikambana ao amin'ny tarika mahaleo androany 6 novambra tao amin'ny lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.
Nanamarika ny fiainan'ny mpitia zavakanto tokoa mantsy ity mpitendry sy mpamorona sady mpihira ity. Maro ireo mpihira efa nifampizara sehatra taminy, ary namorona hira maro ho an'ireo mpanakanto hafa koa i Andrianabela Rakotobe na i Dadah fony fahavelony. Namela fahabangana goavana eo amin'ny tontolon'ny zavakanto malagasy itompokolahy.
Mbola tsy afa-tsaona💔💔😭😭
Tsy maty izy akory fa matory e. . .miara-miatrika aminao Dama a! tsy irery ianao! tsy irery ianareo! Aza kivy!
Nandao nefa namela mamy sy lova tsy mety lo ho an"ny zanaka amampara sy ny olona rehetra ny toninkira izay noforoninao Dadah. Mandria ampiadanana ianao Dadah Fafah. Ny hiranao nitaiza sy nanabe tsy ho adinonay mandrakizay.
Tena mafy be tsy zaka 🙏🖤💔🖤vaky ny foko., Dadah c t mon préféré fa tiko daholo e, misaona zahay nilaozanareo🇲🇬🇲🇬🇲🇬🖤🖤🖤🌒🌙🌒
Ya raoneee mahereza Dama rao tegna mafy dila tsy zaka ai !!Marary zalahy ai 😭😭😭😭😭
Courage dama s bekoto a.mihazona mafy.ambony foana morale ok
Mirary fionona feno tompoko.😢Manohana ny fo ny zava nitranga fa dia mahereza indrindra.Mahay mandamina ny zavatra rehetra Andriamanitra.
Madagascar en deuil 🇲🇬🖤🙏🌒🌙🌒🇲🇬
Sniff 😥😥😥 mitomany Madagasikara
Mandria ampiadanana zoky be 😢😢😢
Marina izany Dama a. Mirary fiononana feno. Tsy misy ny doria.
Cc tena marina zany neny aa banga tena banga NY vahoaka nilaozanareo roa lahy Fafa s Dada mandriam piadanana ry ts foinay
Ts zakako mijery ,Dama its OE tohana b toko fonao Mafy tena mafy IZANY nilaozan tsakaiza.izany mahereza
Hatrany hatrakao NY loha ankino NY tompo zany an!
Aza hadino anefa f voamaika tianay vahoaka Malagasy fona na dia ef vits aza NY mamelona tarika mahereza NY Tompo anie hombanareo
Ato amponay ❤❤❤ fona NY kanto izay nahalebeazanareo anay misaotra 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Courage Dama😭😭
Tsy mety misava ny alahelo. Tena ohatran'ny hoe ny fahazazana no lasa tsikelikely! Sarotra adino ny fihetsem-po rehefa mihaino ny hiranareo sy mijery ny fampisehoana ataonareo. Mahaiza mionona ny fianakaviana nilaozan'i Dadah sy Fafah. Ary aza kivy ny tarika Mahaleo fa izahay mbola eo foana!
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakavin'ny maty sy ny tarika mahaleo manokana. Andriamanitry ny fihononana sy ny fiadanana anie hampitoetra anareo tsirairay avy ny fitiavany lehibe indrindra.
Za zany eto d te hanentana manokana ho an'ny fitondram-panjakana "Ministry ny kolontsaina" MBA manomboka izao dia Hanome Lanja manokana ireo Mpanoratra, Mpanakanto, Mpanao Asa tanana, Mpisehatra teatra Malagasy ireo. Izany hoe, dia ny mbola fahavelon'izy ireo dia tokony tolorana marim_pankasitrahana eo imasom-bahoaka izy ireo mba hahafany migoka izany tanteraka miarak@ fianakaviny sy ny mpiara-belona @ ary mba ho taratry ny zandry rehetra izany soa ny tsara izay vitany. Fa tsy reefa maty tsy mahare, tsy mahita, tsy mandre intsony vao tolorana sy omena izany. Tsy ratsy sanatria izany akory ny fanolorana izay @ andro nahafatesan'ilay artista, fa mbola hafa mihintsy ny fihetsem-po mandray izany raha mbola velon'aina.
Manankarena zokiolona mpitaiza ara-kolontsaina isika malagasy koa rariny dia rariny tokoa ngamba raha hatomboka dia ny izao izany.
Sa aoana hoy ianareo ????
C'est quoi?que se passe t'il?