Alfa - Antoko Mpihira Analakely ( AMA FJKM Katedraly Analakely )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ก.ย. 2024
  • Alfa
    Izaho ilay piti-javatra iray izay nitoetra hatrizay
    tany amin'ny fitehirizana an'ilay Telo izay Iray
    Nefa tsy nisy navinany
    Izaho ilay aina vaovao
    izay nifanjevo tao amin'izao tontolo izao
    nefa tsisy natsipalotra
    Tahak'izao izao ilay rakitsoa izay nifangaro tokoa
    tao anatin'ny zava-boarin'ilay Nahary
    Nefa tsisy nanombinana eny izao dia izao
    ho tsiambaratelon'ny fo
    izay notsiriritin'ny fitiavana voatantavana
    Mpanao ny tany sy lanitra, ka asa lahy
    Asa lahy na izany no fiovan'endriky
    ny Fanahy ho tonga nofo velona
    ho tonga olombelona
    Fa dia natopan'ny onjan'aina teny ho eny
    Ity izaho ka niantraika teny an-trotron'i dada sy i neny
    Haleloia
    Haleloia

ความคิดเห็น • 1