- 7
- 7 414
Antoko Mpihira Analakely - AMA
เข้าร่วมเมื่อ 29 ก.ย. 2019
Antoko Mpihira Analakely dia antoko mpihira eo anivon'ny FJKM Katedraly, Antananarivo. Ho zarainay aminao eto ireo hira fiderana an'Andriamanitra entinay hanehoana Ny hatsaràn'ilay Tompotsika sy ireo hira entinay hampaherezana anao raha sendra ady sarotra.
FF 85 HALELOIA, HALELOIA (Salamo 117) – Antoko Mpihira Analakely
FF 85 HALELOIA, HALELOIA (Salamo 117) - Antoko Mpihira Analakely
มุมมอง: 475
วีดีโอ
AMPY AHY - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
มุมมอง 6086 หลายเดือนก่อน
AMPY AHY - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
NY MIFANKATIA - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
มุมมอง 2836 หลายเดือนก่อน
NY MIFANKATIA - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
ALFA - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
มุมมอง 2716 หลายเดือนก่อน
ALFA - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
VONJEO - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
มุมมอง 3346 หลายเดือนก่อน
VONJEO - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
Ny Hatsaràny - Antoko Mpihira Analakely (AMA)
มุมมอง 3K9 หลายเดือนก่อน
Ny Hatsaràny A/C : Lova RAKOTOMALALA Miposaka vao maraina Toy ny masoandro avy any antsinana Mitondra hazavana sy rivotra mamelombelona e Toa manjopika mameno ny habakabaka Ny hakantony tena miavaka mahatalanjona Ny tany koa voarakotra zavaboary Maneho ny Hatsarany, ny asa nataon'ny tanany Isika olombelona moa dia niangarany Nomeny fanahy sy saina hanjaka amin'izay nisasarany Fa tiany sy maminy...
Alfa - Antoko Mpihira Analakely ( AMA FJKM Katedraly Analakely )
มุมมอง 2.4K5 ปีที่แล้ว
Alfa Izaho ilay piti-javatra iray izay nitoetra hatrizay tany amin'ny fitehirizana an'ilay Telo izay Iray Nefa tsy nisy navinany Izaho ilay aina vaovao izay nifanjevo tao amin'izao tontolo izao nefa tsisy natsipalotra Tahak'izao izao ilay rakitsoa izay nifangaro tokoa tao anatin'ny zava-boarin'ilay Nahary Nefa tsisy nanombinana eny izao dia izao ho tsiambaratelon'ny fo izay notsiriritin'ny fiti...
tsara be,
rahoviana indray ny manaraka e