ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
merci grand maitre, hoela velona👍
Merci beaucoup fa afapô mitandregny hiranao to 🙏♥️🎵💯
Mayotte les années 80/90 musique de mon enfance 😭😭😂😂👍
Hirasa volagna aminao zaho , hande Ambanja , Ngoma baliny manjofo ambanivolonay any e 🥳🥳
J
Tena tsara ty Playlist ty, regny akao sintry ny reo besten von grand maître, misaotra indrindra 👏🏼👏🏼👍🏼👍🏼
Merci beaucoup pour ce beau cadeau.
MISAOTRA dia MANKASITRAKA...hahatsiarovako an ny Majunga 'reto...'90
Merci grand maître 👍
ok merci ee fa tiako hira reo , merci GRAND MAITRE
Tsakafara tody , maharavoravo
hafa mits ity Grand maître Tianjama ity an...
Merci sonada..atsiarovana t@ mbola kely in
Ejema
Day to learn Tianjama--incredible mix, thanks! Viva Madagascar!
Ehè, Fa tsy volanigny fo tsara eh!ho lava velogno anah GRAND Maître.
merci grand maitre
Merci am'le partage an'reo hira reo fa tena atsiarovako ny fahazazako tany Majunga mihintsy ireo hira rehetra ireo
Hafa ihany ny hira taloha, tsy mihira ny artista fa tena miresaka. Tsy hain'ny zaza avaizo. Mbola kely aho tamin'ny 1995 fa efa tsaroako hira izany.
Misaotra betsaka tompoko ô! Tena ahatsiarovako zavatra maro ity hira ity
Misaotra bevata e!
Une pensée pour toi, Rakazy,que cela t'inspire aujourd'hui!!!
zah tia hira reto fona ata tsy generation nay
❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Iza mbola ato , février 2021...
mbola ato an!!
Tiko daholo le vazon Tianjama
Mbaola tsaroako t@ 1995 ity hira ty
Mbl zaza tamin zany fa ts ainy generation 2000 zany
Merci Tianjama
Mankasitraka am fizarana,mba angatahinay hiany koa ny titres an'ity compilation ity raha sitrakao. Mankasitraka e
Misaotra le mama hatiarovako Zaha mbola zaza blelo aminy restaurant Jean
Mankasitraka
Atsarovako zhay gagno hely n'y anahidrano
Reveko Tianjama
Mavopeky antena mandihy zany ambanivolo any gitara ahankina e
Ie, mañajeny eh😆😂💃🏽
hafa fona ny taloha ranga mlay ok
merci
Mankasitraka e
Name of 1 track
Dommage misy tsy aiko ny titre sasany @ ilay hira. Mety ve raha mba omena arakaraky ny filaharana ?
Zegny vaovao, Tsakafara tody, Doudou fini, Iaban-i Tôtô, Oa malesa, Soanada, Regarega, Atero amin'i babany, Eka lemarijy, K'aza vaky, Sabina, Dady rôpilany, Drandraka milevigny, Vanessa, Darà gôra, Sambany lakile fôlaka, Andeha Ambanja, Tsakafa tôdy, Sanga siragna, Zaramino, Pitiraoaka
@@MariusRAKOTONDRAMANGAJmRakoto > mankasitraka anao atoa Marius fa voaray soa aman-tsara daholo ireo titre nozahàko.
@@MariusRAKOTONDRAMANGAJmRakoto merci !!
WE weekend tu
SAVIKA!⛹🏾♂️🐂🏝🇲🇬📻🎶🥤
Iza marina moa i Soanada mbola velona ve ?
FREDDY RANARISON ???? C EST LA MUSIQUE DE LA REGION NORD , EST , OUEST DE L ILE DE MADAGASCAR LE SALEGY
Nadim@
SSodaf

SAVIKA!
⛹🏾♂️🐂🏝🇲🇬📻🎶🥤
Iza marina moa i Soanada mbola velona ve ?
FREDDY RANARISON ???? C EST LA MUSIQUE DE LA REGION NORD , EST , OUEST DE L ILE DE MADAGASCAR LE SALEGY
Nadim@
S
Sodaf