AMBANY TANANA: [Aceem]

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ก.พ. 2025
  • #gasyrakoto #tantara

ความคิดเห็น • 51

  • @RatovoarinjakaMampionina
    @RatovoarinjakaMampionina 25 วันที่ผ่านมา

    Tsara fona n'y ntantara . Makasitraka 👍🏻

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 ปีที่แล้ว

    Tegna Marigny tsara be lay tantara 😍 🥰 Misaotra betsaka tompoko 👍🏻 👍🏻 👍🏻 👍🏻 tokony tsy mbola tapitra, tokony mbola misy tohiny lay izy.
    Mankasitraka sy mankatelina fa tegna mahafinaritra be, tsara be lay tantara 😍 ❤❤❤😂❤❤❤❤

  • @Kala_piso
    @Kala_piso ปีที่แล้ว +1

    Tena chapeau ho an'ny mpilalao eeehhh 😊 bravoooo ihany koa ho an'ny mpanoratra 😊

  • @HermannGuy
    @HermannGuy 8 หลายเดือนก่อน

    makasitraka fa tena tsara le tatara, 👍👍👍💖🌹miandry ny tohini fiainani avotra sy tatamo😍 tena hainijareo le fiteni 😂😂😂

  • @RithaAnjaLucie
    @RithaAnjaLucie ปีที่แล้ว

    Tena tsara ilay tantara ary tena fianana marina ,misaotra ny mpanoratra!❤

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 ปีที่แล้ว

    Tena tsaraaaaabe ilay tantara f mba tokony nitarina kely oe itan' ilay Ex an'i Tatamo f lasa nivady ry zareo sad lasa mapanakarena b 😊❤🎉🎉🎉

  • @Laingo
    @Laingo ปีที่แล้ว

    Mba miova, tena tsara ilay tantara sady, sady samy mahay milalao daholo. Mankasitraka 🎉

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    ❤ 🎧 😍 🇲🇬 🇱🇧 misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary nizara , tena tsara be ny tantara !

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 ปีที่แล้ว +8

    Hatsaran ze tantara kosa ty a
    Mahay ny mpanoratra sady mahay koa ny mpilalao e. Mankasitraka tompoko nizara

  • @kotyjenny
    @kotyjenny ปีที่แล้ว

    Tsara be ny tantara .Misaotra nizara e

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra tompoko tena tsara ni sady mampime ery faly dray no ato ko tonga de milay❤😂😂😊

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj ปีที่แล้ว

    Tena tsara b, Mankasitraka ee🙏🙏 mahay ny mpanoratra

  • @sidonierazanandrasana808
    @sidonierazanandrasana808 ปีที่แล้ว +2

    Mba tiko rangah zany tantara zany a❤❤❤

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 ปีที่แล้ว +3

    ❤🎉tsara be le tatara

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 ปีที่แล้ว

    Tena tsara,misaotra ny mpilalao sy mpanoratra Fandrotrarana 🥰🙏

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว +1

    Sady manao raharaha no mihaino 😊

  • @TsiriniainaAniyah1926
    @TsiriniainaAniyah1926 ปีที่แล้ว

    Tsara be fa mankasitrak nizara🙏🥰

  • @PapillonLaReine
    @PapillonLaReine ปีที่แล้ว

    Bravo🎉🎉🎉tsara be

  • @SalimaSelinah-g9z
    @SalimaSelinah-g9z 2 หลายเดือนก่อน

    Tiko , Makasitra ❤

  • @AroAntsaniaina
    @AroAntsaniaina หลายเดือนก่อน

    Misôtsa betssaka tsompoko ô

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena mahay ny mpilalao e

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara!! Tsara be!!

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty ปีที่แล้ว

    Tatamo koa tsy mailo mihintsy ve ko 😅😂😂

  • @ntsoavina
    @ntsoavina ปีที่แล้ว

    Tsara be lay tantara ❤❤❤❤

  • @teddyrubellahteddy762
    @teddyrubellahteddy762 ปีที่แล้ว

    Mankasitra indrindra f tena tsara b mahay milalao b nareo tena tiako b ❤

  • @natachasolange5678
    @natachasolange5678 ปีที่แล้ว

    Tsara le tantara sad mba mampihomehy iany 😂

  • @nirinaperruchoud5382
    @nirinaperruchoud5382 ปีที่แล้ว

    Hafa mitsy ko ty ! Mankasitraka e 👌

  • @TsantajulianaAndriam
    @TsantajulianaAndriam ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara be..du jamais entendu

  • @corna8495
    @corna8495 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼

  • @choumie8656
    @choumie8656 ปีที่แล้ว

    Tiako b lay fiteny 😂😂😂

  • @manonroblox8728
    @manonroblox8728 ปีที่แล้ว

    Tena faranizay tiko ré a. Misaotra betsaka ny panoratra sy ireo pilalao . Henjana nareo

  • @andrianasolomirana4243
    @andrianasolomirana4243 ปีที่แล้ว +2

    Tena tantara farak zay tsara mitsy
    Mampientanentana ery
    Mahay be ny mpanoratra sy ny mpilalao
    Misaotra betsaka e

  • @BertrandIzeBertrandIze
    @BertrandIzeBertrandIze ปีที่แล้ว

    Tsara be fa merci ❤

  • @antsabatsoa9792
    @antsabatsoa9792 ปีที่แล้ว

    Tsara bé🇲🇬😄

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty ปีที่แล้ว

    Tsara fiafarana kosa aloha e! Misaotra e

  • @tojorabemananaja1158
    @tojorabemananaja1158 ปีที่แล้ว

    misy hafatra be tokony hiampita @ zany tantara zany 🥰🥰tena mahay manoratra le i FANDROTRARANA

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko mercy nizara er tatamo 😁

  • @nirinanirina3242
    @nirinanirina3242 ปีที่แล้ว

    Ten tsara e mampietsipo mints makasitraka

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 ปีที่แล้ว

    Mba tsara iny

  • @mireille0311
    @mireille0311 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂😂tsy fahitana Anjely any @ afobe kkkkkkkkk

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Misaotra , dia miandry ny tohiny indray.

  • @SandyHassanaly-r2e
    @SandyHassanaly-r2e ปีที่แล้ว +1

    Tiako be

  • @nadyarakotoarimanana9221
    @nadyarakotoarimanana9221 ปีที่แล้ว

    Vo hihaino indray

  • @yvesnoelin5529
    @yvesnoelin5529 ปีที่แล้ว

    Tsara

  • @Lou-fg6ti
    @Lou-fg6ti ปีที่แล้ว

    Misotsa an an 😅😅😅

  • @fararicah
    @fararicah ปีที่แล้ว

    Tena hoe tsara ❤️ ❤️ mankasitraka anareo