Tena miombon-kevitra amin'i Viviane Maheriniaina mihintsy ny tenako amin'ilay fitafiana, aza adino fa hira fiderarna an'Andriamanitra ilay atao fa tsy concert nana hard rock
hita mihintsy fa tena TIA ny malagasy ny TOMPO , misaotra azy @ tanora maro malagasy nokasian'ny Fanahy Masina , ho fenoany TOMPO ny ONCTION ianareo dia haharitra hidera azy atraminy fiverena eny @ rahony lanitra , je vous exhorte ' d'aller encore plus loin pour notre SEIGNEUR , Que DIEU vous Bénisse
efa maro tokoa ny tanora no tonga saina @fivavahana ka manao asa fitoriana.inoako fa mahasarika tanora maro be tokoa izany!Voninahitra ho an'Andriamanitra!
tsy plagiat ny filaza an'izao fa interpretation. tsy nisy novainy ny feony na ny kely aza. ny tonony fotsiny no novaina teny malagasy. Sady tsy Michael W. Smith ko no tompon'izany hira izany fa Paul Baloche sy Lenny Leblanc fa diso ianao. Michael W. Smith dia mpindrana ihany, tahaka an'io tovovavy mampalahelo anao io
gracias por la cacion es muy bonito espero que muchas personas se conviertan quand jesus porque es el mejor dios que nos quedas.
j'aime trop la zik,sa me donne de force pour pouvoir adoré le bon Dieu tout en haut
Je suis fun de Dayvide, depuis que j'ai entendu ce chant, tohizo fona fa tsara e!!!!
Magnifiques louanges!!!! Gloire a Dieu :) :)
Mpankafy an'i Dayvide anay. Miandrandra nouveauté hatrany Dayvide!!! Tohizo fa tsara be
Tena zany mintsy ka, mahereza mivavakaminy fa Izy tokoa no miady ho antsika.Ho Azy irery anie ny Voninahitra Amen!
Tia anao Jesosy Dayvide, Je suis fière de toi aussi, aza manao fitafy mainty be loatra, fa manjary mifangaro @ sataniste. Jesus t' aime. Mahereza
Tena miombon-kevitra amin'i Viviane Maheriniaina mihintsy ny tenako amin'ilay fitafiana, aza adino fa hira fiderarna an'Andriamanitra ilay atao fa tsy concert nana hard rock
Misaotra amin'ilay hira, voninahitra ho an' Andriamanitra.
Hardos foana fa saingy efa ao amin'i Kristy
Tsara be ti Hira ti.. isaoran ny Tompo... Miandry hira vaovao an'i Dayvide ndrai oh..
tiko enao Tompo ô!mifona aho jesosy ô😭😭😭mamela ny heloko
hita mihintsy fa tena TIA ny malagasy ny TOMPO , misaotra azy @ tanora maro malagasy nokasian'ny Fanahy Masina , ho fenoany TOMPO ny ONCTION ianareo dia haharitra hidera azy atraminy fiverena eny @ rahony lanitra , je vous exhorte ' d'aller encore plus loin pour notre SEIGNEUR , Que DIEU vous Bénisse
lzplslpz
irons on irai voir ici ou le io
Misaotra an'i Dayvide tena tahian'I Jesosy anie ianao!
tiko be dayvide!
Tsara be mahita anareo tannera midera an'i JEHOVA MPANAVOTRA ! Mahazoto!!
Gracias ,,beautiful song # Masina
awesome!!
good song
❤❤❤
Ho Anao ny Fanjakana sy ny Hery ary ny Voninahitra mandrakizay AMEN !!!!!
2021
Tsara akia fa tohizo aaa!!!
ity no hira tena nahalalako anao dayvide fa satriko fona ny hiaino isaminitra fa te4na tiko loatra mahereza ranabavyeeeee tompo fona hanampy anao am'ny fiderana misaotra tompoko
manin koa zao ndry ra ts we tonga d mamorona fa zavatra ef an'ol zan ve lol!
2024
Jesus homeo HERY izahay !!!
Makasitraka ,fa tena mihira @fobe mihtsy 🙏🙏🙏💓🙋
classe !!
ankifinay be!!!!mahereza @ asa....
merci tohizo fa tsara
petapetaka le endrika tena gasy e! tsara aky Dayvide a
Tsara anky Dayvide ;tohizo ny fiderana
Mankasitraka fa tsara ny hira e.
Tsara be! Deraina ny Tompo
efa maro tokoa ny tanora no tonga saina @fivavahana ka manao asa fitoriana.inoako fa mahasarika tanora maro be tokoa izany!Voninahitra ho an'Andriamanitra!
misaotra betsaka fa tsara be le hira
Mafinaritra eh!
ankafiziko kosa aloha e
7 mai 2023 mbola mankafy fona e
Tiako!
Hum! tsy ratsy lé pose au bord de la mer!!!!
Misaotra tompoko o! chapeau bas eh!
Misaotra betsaka fa tena tiko ilay hira
mba nankaiza hoa Dayvide e?
Tena tsara ny vazo njy,muuuuuha.
Tsar b ki le irandry a d atov fotsy daoly n akanjondry oni a mlay e
(y)
ny 100 amreo vues ireo avy aty amiko daoly. :)
andriamanitra tsy manary anao
fa tena mtendry v zalah ao arina reo sa aona é? huhuhu
hahahaha, meilleur commentaire (y)
weird
Non
Plagiat de la chanson : Above all - MIchale W. Smith
Mampalahelo
+mandibulator man REHEFA FIDERANA An'I JESOSY TOMPO RY NAMANA DIA TSARA FOANA a!!!! Satria an'i JESOSY KRISTY ny hira!!!
tsy plagiat ny filaza an'izao fa interpretation. tsy nisy novainy ny feony na ny kely aza. ny tonony fotsiny no novaina teny malagasy. Sady tsy Michael W. Smith ko no tompon'izany hira izany fa Paul Baloche sy Lenny Leblanc fa diso ianao. Michael W. Smith dia mpindrana ihany, tahaka an'io tovovavy mampalahelo anao io
Hahhaa. Aza vendrana.. navadika teny gasy kia
hainao ve aloha ilay atao hoe plagiat e
2024