Tena mankasitraka indrindra tompoko. Maneho fisaorana indrindra ny Mpanoratra ny tantara tena mirindra tokoa. Mankafy ireto mpilalao ny tantara rehetra fa tena lafatra ny fahaizanareo. Mankahery ny teknisiana rehetra @ fanantontosana ny fandefasana ny tantara. Tena soa dia soa ity tantara ity. Misaotra indrindra. Mahereza daholo é!
Bjr dol o, tena tiako B eri ti tantara ti🥰 mankasitraka tompoko o. Mahay mits n mpilalao manome aina n tantara. D tena tsindrindaona indray lu miandry ny tohiny ku. 😊🤩👌👍
Mahafinaritra na dia mihaino ny feony mpanao tantara fotsiny aza ..mirindra tsara ..sady mahay milalao..torana voninkazo ho anareo rehetra 🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹
Mbola mamerina ny fisaorana anareo 👍👍👍🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Tena mankasitraka indrindra tompoko. Maneho fisaorana indrindra ny Mpanoratra ny tantara tena mirindra tokoa. Mankafy ireto mpilalao ny tantara rehetra fa tena lafatra ny fahaizanareo. Mankahery ny teknisiana rehetra @ fanantontosana ny fandefasana ny tantara. Tena soa dia soa ity tantara ity. Misaotra indrindra. Mahereza daholo é!
Tena tsara ny tantara. Mankasitraka ny mpizara eo ampiandrasana ny tohiny.
Mankasitraka miandry ny tohiny de courage iandry fo mbola hiaraka fona 😘🥰
Tiako be na sary ny reo olondroy eto @ tantara 💞💞💞💘💘💘❣❣
Tiko be ilay tantara merci bcp ho anareo nizara ....Tsara be.🥰🥰🙏
Tsara ilay tantara. Ny indro keliny fotsiny le teniteny français ao anatiny fa tena tranga
mety ho hisy zao an!!!!
Tena tsara be ilay tantara fa mankasitraka indrindra ny rehetra (mpanoratra mpilalao.GasyRakoto)🎩🎩🎩👏👏👏
❤❤❤🎉🎉🎉🎉❤❤❤
tsara be💘❤miandry ny tohiny tompoko.
Msôtra nizara f tena voafintina ao daholo ny hanatra sy ny fanamphankevitra sy ny fitondran- tena reetra. Mankasitraka ooo
Tsara be le tantara merci ❤
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💚 zany ka tantara 💖💗♥️💓💕🧡💜❤🇲🇬🇲🇬💖💗♥️💞💝💙💖🇰🇼🇰🇼🤎❤💜🧡💕💓❣❣
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra be Ilay tantara🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Mamy ery nihaino ity tantara ity mankasitraka nizara 😘😘😘😘😍😍😍❤️
Mankasitraka tompoko ❤❤❤❤👍
Misaotra betsaka nizara 😍👌
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Tsara loatra tantara ty❤
Mankasitraka tompoko.FA Tena afapo 😍😍😍😍😍
Tsara loatra, bravo bé sady izy no tsara indrindra
Misaotsa betsaka 💖💖
Mamy ery mahaino izy 🥰🧡
Tsara be ny tantara
Miandry NY tohiny de misaotra betsaka ❤
Miarahab atsik rehetr indray n mpilalao s n mpihaino... Isaorana nizara n tsr indrindr ooo👍😀
Bjr dol o, tena tiako B eri ti tantara ti🥰 mankasitraka tompoko o. Mahay mits n mpilalao manome aina n tantara. D tena tsindrindaona indray lu miandry ny tohiny ku. 😊🤩👌👍
Miarahaba tompoko, mbola hitoy ve io tantara io azfa. Misaotra tompoko
@@andrymihajanyhasiniainajac9631 Miarahaba o, za ku mpihaino s mpankafia toa anao ka ts fantatro fa d samy miandry n fiz 2 tsika zao lu ku😉 Mazotoa o
❤❤❤
Misaotra topoko miandry tohiny azfd ❤️
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko miandry ny tohiny indray 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰
Zany ka tena tantara.mankasitraka ee
Merci 😊
Aiza tohiny fa lebe rnao
Tsara ny tantara fa misaotra o
OK 👌 tiako ftsn amzao 😊 miandry ny tohiny am_pitoniana 😉
Makasitraka indrindra tompoko tsara ni tantara
Makasitraka hatrany
Misaotra betsaka fa tegna tsara be le tantara, miandrandra tohiny malaky tompoko
Le feonkira tena tiako be le @ Naruto 😭😭😭😅😅😅
Mankasitraka
Merci beaucoup pour votre partage
Misaotra betsaka
Misaotra betsaka nizara fa tena tsara be lay tantara
Q❤❤
Misaotra betsaka, tsara be, aza atao ela ny tohiny.
tsara be fa miandry ny tohiny ampanajana oo
Mankasitraka hatrany tompoko
Mankasitraka e
Mankasitraka indrindra fa tena tsara ny tantara ary tena nankafia mihintsy teo ampihainona azy tsy andry ny tohiny
Misaotra betsaka nizara
mankasitraka nizara tena tsara be miandry ny tohiny zay a
Mankasitrak indrindra
Makasitrak ee tsara le izy fa iza le mihira le slow gasy iny tsy tadidik azfd e
N'y fitiavana tsisy saranga fa aimer qu'un de complexé, de tte façon tôt où tard, ça va partir en c....!
dia aza atao ela fizarana faharoa
Mbola tsy voka ve tompoko ny fizarana faharoa fa tena lina mafy tompoko de mankasitra sahady
Misaotra betsaka tompoko
Mba aza atao alabe re Tompoko tohiny e
Misaotra nizara o🥰🙏🙏🙋♀️🙋♀️🙋♀️
Misaotra nizara tompoko!!
Misaotra betsaka