Ramano be galona

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 34

  • @SR-id7ny
    @SR-id7ny 2 ปีที่แล้ว +4

    This song makes you understand why Malagasy people adore their ancestors 😢

  • @Mialison_Rindra
    @Mialison_Rindra 3 หลายเดือนก่อน +1

    Bravo de notre part🎉❤🇲🇬

  • @landryrandrianirina889
    @landryrandrianirina889 2 ปีที่แล้ว +4

    Ny tanin-dRamano ô
    Dia tany zana-tany é
    Ny tany tamin’izany
    Mbola feno zana-tany
    Nanainga i Ramano ô
    Tsy afaka nandahy é
    Nirongo basy lava
    Nilanja barda a
    Ady no naleha tsy anaovana kinangy e
    Nitifitra na maty nefa olo zana-tany
    Naverina Ramano ô
    Tsy maty nefa angano ô
    Ny vanja zay nipoaka
    Nanjanaka ny lohany
    Galonan’dRamano ô
    Dia nisy tena izy é
    Fa nisy nampihomehy
    Nampihoraka ny ankizy
    Satria kapsily
    Sy fatina bilao
    Korintsana eny an-tratrany
    Grade be tsy zakany
    Nalevona omaly
    Ramano be galona
    Reo mpananihany
    Nanjary nitomany
    Ny tanin-dRamano ô
    Dia tany zanatany
    Tany tamin'izany
    Mbola feno zana-tany

  • @rachelratsimandresy7655
    @rachelratsimandresy7655 ปีที่แล้ว

    Chapeau bas les amis. Appreciate!

  • @andriaramanana-rahary5494
    @andriaramanana-rahary5494 ปีที่แล้ว +1

    tout simplement bravo! Et merci!

  • @danilocalisthenics1828
    @danilocalisthenics1828 ปีที่แล้ว +1

    C'est l'histoire d'un soldat qui est devenu fou à cause de la guerre

  • @graciellaandrianjafinirina5021
    @graciellaandrianjafinirina5021 2 ปีที่แล้ว

    Tsara be !!! Mankasitraka eee !!!

  • @orangeoma2955
    @orangeoma2955 2 ปีที่แล้ว

    Honneur pour nous Malagasy, merci bien

  • @rollandrakotovao9373
    @rollandrakotovao9373 ปีที่แล้ว

    Wouah c'est très surprenant..😅

  • @rakotonirinanary3672
    @rakotonirinanary3672 ปีที่แล้ว

    Faly sahirana.

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 ปีที่แล้ว

    Quelle belle interprétation ? En plus, ce sont des vazaha.

  • @virginiemanirisoa2060
    @virginiemanirisoa2060 3 ปีที่แล้ว

    Waouhhhh!
    Trop beau vu que vous le maitrisez parfaitement. Bravo!!!!!

  • @fanjaranaivoson1457
    @fanjaranaivoson1457 3 ปีที่แล้ว

    Une tres belle interpretation de Ramano be galona. Bravo

  • @mbolarakotovao3200
    @mbolarakotovao3200 5 ปีที่แล้ว +1

    C'est émouvant, magnifique. Bravo

  • @andriambololonanomenjanaha4776
    @andriambololonanomenjanaha4776 5 ปีที่แล้ว +1

    Une triste histoire de Ramano be galona

  • @laodyrandria750
    @laodyrandria750 3 หลายเดือนก่อน

    Ity ilay hoe mampivanaka sahala ny vazaha misalaka

  • @lucasjade3354
    @lucasjade3354 6 ปีที่แล้ว +1

    Ndriii Hafa indray ity ! Ary Tena MIAVAKA marina ny GASY an ! Ny Teny ! Ny Mozika

  • @danilocalisthenics1828
    @danilocalisthenics1828 ปีที่แล้ว

    Waaauouuuhh🧘🧘‍♂️

  • @rafaliarijaonahajavola7692
    @rafaliarijaonahajavola7692 2 ปีที่แล้ว

    Sady faly aho no manganohano ny ranomasoko
    Faly aho satria mipàka hatrany aminareo ilay tantara sy ny fankafizana ny kalo Gasy
    Misento aho satria mahonena ilay tantara
    Fa tsara be ny nanaovanareo azy, mankasitraka

    • @jimmycool6049
      @jimmycool6049 2 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra indrindra anao

  • @teddyrahamefy
    @teddyrahamefy 6 ปีที่แล้ว +1

    Belle chanson et joliment jouée !

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 4 ปีที่แล้ว

    Bravo ! Bravo ! Ça fait tellement plaisir !!!

  • @SamdhaniSamdhani-st6up
    @SamdhaniSamdhani-st6up 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiako be ireto vazaha ireto tena mahafehy tsara ny teny gasy. Ndriiiy mampatsiahy an'Rakoto Frah ilay sodina. Tsara be mihitsy. Misaotra betsaka anareo tia ny gadona gasigasy.

  • @jocelynerasoamanandray7245
    @jocelynerasoamanandray7245 3 ปีที่แล้ว

    Bravo oh! Mankasitraka

  • @luceraza9868
    @luceraza9868 5 ปีที่แล้ว +1

    Vous chantez bien les vazah... bravo 😊 😇

    • @uscaikido1369
      @uscaikido1369 4 ปีที่แล้ว +1

      Un peu moins bien que les feo Gazy ;)

  • @antoniotsilavina7865
    @antoniotsilavina7865 2 ปีที่แล้ว

    Ouwaoo😍😍

  • @ellenapadenom1556
    @ellenapadenom1556 5 ปีที่แล้ว

    J’adore.🥰🥰🥰

  • @andriamananaonja8369
    @andriamananaonja8369 4 ปีที่แล้ว

    ilay hira efa tsara fa ny nanaovan zareo azy koa tena tsara be, mankasitraka

  • @ysepiere
    @ysepiere 6 ปีที่แล้ว

    Emouvant !

  • @tokiniainaricky8588
    @tokiniainaricky8588 5 ปีที่แล้ว

    mankasitra eh

  • @emmanuelramanalina5490
    @emmanuelramanalina5490 6 ปีที่แล้ว

    msotr eh