Fahatokiana an'Andriamanitra

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ต.ค. 2024
  • Hotahiana izay olona matoky an'i Jehovah
    Dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny
    Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy
    Izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha
    Ka tsy hatahotra,na dia avy aza ny hainandro
    Sady ho maitso ny raviny
    Ka tsy hanahy izy
    Na dia mihantona aza ny andro
    Fa tsy hitsahatra ny famoany.
    Ho an'isanizayolona matoky an'i Jesosy Kristy anie ianao.
    Amen

ความคิดเห็น • 7