Toriteny Alahady (Deot. 31: 1 - 8)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 5

  • @sylviamada
    @sylviamada หลายเดือนก่อน

    AMENA🙏🙏🙏🙏🙏

  • @laetitiarasoanantenaina5483
    @laetitiarasoanantenaina5483 หลายเดือนก่อน

    Amen 🙏

  • @andriarimalalaanitriniaina8787
    @andriarimalalaanitriniaina8787 2 หลายเดือนก่อน

    Amen, misaotra jesosy

  • @andriarimalalaanitriniaina8787
    @andriarimalalaanitriniaina8787 2 หลายเดือนก่อน

    Nisy fotôna za Nandalo ady sarotra niaraka tamy fiaraha monina tato aminay..tena malahelo sy tsimba mamaly za fa de Mihafiafy ,. Sendra nisy panompon'Andriamanitra ,.Niteny tamiko oe; Raiso ty tenin'Andriamanitra ito fa nomeny Anao😢❤ betsaka zay no teo niaraka teo fa Nagaga fa i za irery no Nasainy nanokatra Anio tenin'Andriamanitra io ,. zay zarainy pasteur io ❤🎉,. Fa ref Namaky anio teny io za ,de nangovitra no hitako oe😢😢 Ana ito teny ito ❤😢 nangovitra ny molotro sady latsaka ny Ranomasoko.....,tsihadinoko mintsy io hafatra io ,tsaroko le talo ,.za zay nitoetra tamy alahelo...fa hisaorako Jehovah fa izy toko no nialoha lalana ho Ana ka na nisy Arivo aza teo Hanoloako de tsinisy nahakasika ahy akory ,,,De Voninahitra hoananAndriamanitra irery ihany❤

  • @hanitraandriamanaly9721
    @hanitraandriamanaly9721 2 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra pasteur fa tena ao anaty mampahery satria misy ady hatrehina mihintsy @ izao fotoana henoina ity fampianarana ity dia ambarako eto fa ekeko izay avelan’Atra mitranga eo @ fiainako mino tanteraka aho fa Izy no miady ho ahy sady miaraka @ko hatrany Izy tsy mandao na mahafoy ahy Izy ary tsy maintsy resy ny fahavalo na ho ela na ho haingana satria raisinY antanana izany ary hiandry @ faharetana sy fanantenana aho ny voninahitra dia ho an’Atra Ray Zanaka Fanahy Masina.