Misaotra anao PAN Christine RAZANAMAHASOA fa tena olona manana an'JESOSY mintsy ianao Tsy nanaonao foana ny Ray amandReninao nanome anao ny anaranao Christi MAHASOA no nasehonao t@ ireo teny nataonao. Indrisy anefa fa "c'est la vérité qui blesse" Fitsaran'ny tany no nampiarina taminao, fa tsy misy maharombaka ny anjaranao voasoratra any @ ny Bokin'ny Fiainana. Tsy misy olombelona Tonga lafatra fa ny mikiryBIBY @ny tsy mety ataony no mahantra indrindra
Isaorana anao PAN Christine fa tena kristianina anao Tena mijoro ho valombelon'ny fahamarinana
Misaotra anao Rtoa PAN Christine RAZANAMAHASOA. Tsy nanaonao foana ny anarana
Misaotra anao PAN Christine RAZANAMAHASOA fa tena olona manana an'JESOSY mintsy ianao
Tsy nanaonao foana ny Ray amandReninao nanome anao ny anaranao
Christi MAHASOA no nasehonao t@ ireo teny nataonao. Indrisy anefa fa
"c'est la vérité qui blesse"
Fitsaran'ny tany no nampiarina taminao, fa tsy misy maharombaka ny anjaranao voasoratra any @ ny Bokin'ny Fiainana. Tsy misy olombelona Tonga lafatra fa ny mikiryBIBY @ny tsy mety ataony no mahantra indrindra
Hanitra zany aloha dia efa tsy matsiro hintsony
Masiso aminao irery fa n olona miandry azy
@@lydiasaharah28 hafa be ny andraisaao le resaka ka tsy resy ny olona mangina
Inona moa zany le hiendrasana azy?
Samy manana ny tiany io fa tsy hiedikevitra zany
Sady tsy azoko hoe iza daholo le olona rehetra????
Merci @ vaovao ampita isanandro ❤️