Tsy mitsahatra mankasitraka anao Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn hatrany tantara vaovao ho anay mpankafy rhtr ndrindra tantaran RFM sy RDB Zay tena fatratra tokoa ary d tena afapo tokoa zahay mpankafy k d misaotra ndrindra tompoko d THT daolo
Tsar be ilay tantara mankasitraka nizara tompoko, fa rah tsy madiso ity ve zany no volahony ilay tantara poizina, hotrin efa henoko mantsy faharoa sy fantelony ity tantara ity, fa voalohany tsy haiko we ity ve satri hotrin mifampitohy le izy
Tsara b n'y tantara sady mahafinartra misy lesona bdb azo tsoahn ho an vehvv d manantena n'y tohiny ts ho ela Gasy Rakoto d mankasitraka s'y misaotra ndrindra mialoha tompoko o
Zan tantar zan niseo tao faritra moramanga, lalana andeha andasibe mis makorel votona ny camion, isaka ariv zio de mivoka fogn, tside mis fihiara mandh halina eo fa ef. Maro chaufeur mifanen aminaz detside mis fihiara mandh alin eo @moramang andh andasibe
Mankasitraka ..Afaka mihaino na aty ampitandranomasina az 🙏🙏
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏
Tsy mitsahatra mankasitraka anao Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn hatrany tantara vaovao ho anay mpankafy rhtr ndrindra tantaran RFM sy RDB Zay tena fatratra tokoa ary d tena afapo tokoa zahay mpankafy k d misaotra ndrindra tompoko d THT daolo
Hitako ihany farany ty tantara ty
Miandr ny tohiny mankasitrak indrindr 😍😍
Msaotra anareo atranii 🙋♀️❤🎧
Je hâte d'écouter la suite 😉
Rdv rahampitso e
Mankasitraka indrindra tompoko.🙏🙏🙏
Merci bcp @ Gasy Rakoto
Ary mpilalao rehetr @ RDB 🙏🙏💕💕💖💝💞👏👏🎧🎧🎧
👍
Mankasitraka indrindra ô❤️
Miandry ny tohiny 🤗❤️ makasitraka tompko.
Rahampitso o
@@GasyRAKOTO sy
Hihi...misaotra e...eisy e ry te hanambady vazaha 😛😅🤣😆
Tena misy ny vazaha tsara sy tena tia ary manaja! La preuve 😀
@@hanitranilsson2977 hahaha 🤣😅
@@pamellamougin756 😆😉
Misaotra betsaka nizara
Misaotra ô
Tsy mitovy toetsaina sy feeling... Loza🤣🤪
Misaotra betsaka
Tsar be ilay tantara mankasitraka nizara tompoko, fa rah tsy madiso ity ve zany no volahony ilay tantara poizina, hotrin efa henoko mantsy faharoa sy fantelony ity tantara ity, fa voalohany tsy haiko we ity ve satri hotrin mifampitohy le izy
Voalazanao e
Tsara b n'y tantara sady mahafinartra misy lesona bdb azo tsoahn ho an vehvv d manantena n'y tohiny ts ho ela Gasy Rakoto d mankasitraka s'y misaotra ndrindra mialoha tompoko o
Mankasitraka tompoko
🥰🥰🥰
Tena efa ela aho no nitady ity tantara ity fa misaotra betsaka RDB
Mankasitraka indrindra
Ts misy fisaorana Annie
Inona indray no manaraka ao☺️
Misaotra betsaka ô
Makasitraka o! Nifamadika lay izy fa tinay fona mihaino azy
Ye azo Hénin a Tsara na izany Aza ka!
Misaotsa betsaka
Misaotra dia miandry ny fia.2 indray ô
Merci beaucoup 💐
Zan tantar zan niseo tao faritra moramanga, lalana andeha andasibe mis makorel votona ny camion, isaka ariv zio de mivoka fogn, tside mis fihiara mandh halina eo fa ef. Maro chaufeur mifanen aminaz detside mis fihiara mandh alin eo @moramang andh andasibe
Misaotra sahady zao vao ihaino
Misaotra betsaka tompoko
Tsy misy fisaorana tompoko
Ovina nitohin azafadioo
tsara v ilay izy? tsy ho ela ka
@@GasyRAKOTO tsarab mankasitra mankantelina, mb manov film moa nareo azfd tegn minozh fatsarab ramba mis ataonareo film tantara reo 🙏💪
Mariana, rapitso ny tohiny. Mizara fotsiny no ataoko fa tsy mpanao tantara na film e!
Fa ity ve hoa tsy ilay voalohany amin'ilay tantara poizina faharo mis andry felana sy ry tsito e? Vao mihaino aloh aho ka ohatrany hoe mitovy
Za koa vao mihaino dia nieritreritra an'izany
Ie fizarana voalohany io
D ilay misy any ry felana sy tsito fizarana fafiry zany? Satry misy poizina 2 ato fa samihafa??