MAMPALAHELO RAHA IZAO NY HIAFARANTSIKA TENA METY TENA MARINA TENA MIFANANDRIFY @ TOEDRAHARAHA MISY NY ORAKORAKA@ LALITRA FENO SY MANANTENA ZAVATRA TSY FANTANY MISAOTRA ANAO T@ FAMPIHELEZANKEVITRA ANJARANAY VAJOKA NY HIDIKIJO @ 5 TAONA MANARAKA MAZAVA SY TSY TAFAHAFINA
Merci prezida
Bravo Koto ❤❤
Excellent 😂😂😂 Koto président ekena sa tsy ekena👍🇲🇬
Mafy nareo leaza 😂😂😂😂! Aza manapa-tsinay rangah😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Nanjary propagande ny Koto ty ë, ndray 1er dame nihorakoraka no nagnelakelaka tanana. 🤣🤣🤣🤣🤣😍🤣🤣🤣
Excellent👌😂
👏👏👏👍👍
EKENAÀAAAAAAAAAA😅
Marina mihintsy ny voalazanao ry Koto . F'ireo olon'ireo dia voavidy @ vola 5 000ar sy tee- shirt 1 .Tsy misy 1 alina ar akory ny fitambaran'ireo.
F'na tsy nahita fianaran'aza angamba,ataoko f'mb'manana saina handinik'ihany ireo olon'ireo.Satria mandrora mitsilany.
👯👯👯🕺💃
Hahaha,mbol tsis bengy nitondr nandritr 60 taona eeeee
Marina zany, tokony samy ho tonga saina jiaby ny gasy rehetra
Ia mety tsara io ataonao io ,sao mba hsnihanina tdhak zao ny gasy vao mba ho tonga saina
😅😅😅 mahay rah koto ty 😅😅😅😅😅
Rehefa tsy tonga saina @ izao sangisangy mifono hafatra izao dia tsy haiko intsony. Fotona hitolomana hanovana tantaran Malagasy izao ,ampy izay ny fanandevozana @ lafiny rehetra
🙋🙋
Inona indray hajijin i Koto mahita n'y Num 3 ? Aza maty.lolo rah MBA lehilahy ihany !
😃😃😃Manaova perruque kara fagnevany rajoelina @ magnaraka .
Tandremi n'y mifidy n'y 3 an
🙏🙏
😂😂😂mafy zan fantsy zan! rah ts tonga saina amzany tsy ho tonga intsony
Adala koto😂😂😂😂
Hahaha! Merciee Koto bravo, tokony manao film anao momba propaganda tieee.
Tena Zao mitsy le izy
KOTO ABOIE SITENY S'EN VA🙉🥵🤯🎃🥴🤪🤷😭🙄🙋🤭🤫😊😊😊😊
Ny laharana fahatelo ihany no hitazona ny vavanareo hiidy mandritry ny 5taona ,ekena sa tsy ekena,ekena a😂😂😂,mahay enao😢koto ka 😂
Diso dose l rongony,d Zao n iafarany
Kkkk 😂miaky aho izay dahy
Magneva araha
Nahita evitra ay
Sannabi 😂
Mahagaga mihitsy ny fankahalana. Rehefa tsy mahavory olona ireo candidats 11 nareo tsy misy raisonements fa hamboly korontana izao dia afodio ny vava.
Olona mpamono olona tahaka an'i Ravalo ve hahatarik'olona, mpandainga tahaka an'i Rolland Ratsiraka, xenophobe tahaka an'i Siteny....,
Tsy ireny mihitsy no atao hitondra firenena, tsy mahagaga rana tsy mahasarik'olona
De iza zany no tokony hitondra firenena ? Lazao ... Iza ??
😅😅
😂😂😂😂😂 micro Gesal
"Finito" baka zign fa tsy "Gesal" zan @Koto😂😂😂😂
TENA VRAI CLOWN ENAO😅😅😅😅😅😅😅
MAMPALAHELO RAHA IZAO NY HIAFARANTSIKA
TENA METY
TENA MARINA
TENA MIFANANDRIFY @ TOEDRAHARAHA MISY
NY ORAKORAKA@ LALITRA FENO SY MANANTENA ZAVATRA TSY FANTANY
MISAOTRA ANAO T@ FAMPIHELEZANKEVITRA
ANJARANAY VAJOKA NY HIDIKIJO @ 5 TAONA MANARAKA
MAZAVA SY TSY TAFAHAFINA
TOUS DES IGNORANTS😢😢😢
😝😝😝🤣🤣🤣
😂😂😂
😂😂
😂😂😂😂😂😂
🤣🤣🤣🤣🤣
😂😂😂😂😂😂😂
Efa tena mitapy 😂😂😂😂
Tapaka tsinaiko sanabavy😂
😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Tongava aty enao de milatsaha raha ahazo 5% fa tsy any fotsiny miseho mahay nefa 0 action ataonao. io tsy vitan'ny vavabe !
Enao mitsy le voalaza manaikinaiky fahatany
😂😂😂😂😂😂
😂😂😂
😂😂😂😂😂😂😂