ANTSO AVO -MILA ATSAHATRA ITY FITONDRANA ENTINY FILOHA ANDRY RAJOELINA ITY- TSY HIHEMOTRA INTSONY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 23

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 4 วันที่ผ่านมา +11

    Alefa amin'izay e ,aza misy matahotra ny rajoely sy hery famoretany demony be reo ,rohay amin'izay ny devoly e🙏🙏🙏🙏🙏

  • @danielbellon5126
    @danielbellon5126 4 วันที่ผ่านมา +9

    Ampilanjao vatapaty salany natony t@ hery rajaomampianina iny izy

  • @Smymahl
    @Smymahl 4 วันที่ผ่านมา +2

    😂😂😂mpitondra fivavahana contre mpitondra fanjakana ,aleeeeefa aaaaaa

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 3 วันที่ผ่านมา +3

    Miala Rajoel izay iany no vaha olana
    Miala Rajoel milala Rajoel

  • @JeanClaudeRatsarafetra
    @JeanClaudeRatsarafetra 2 วันที่ผ่านมา +1

    Mila mailo isika fa hirongatra indray ireto virus ireto

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 4 วันที่ผ่านมา +3

    Ka inn no mbola andrasanareo, fa tsy tonga dia tairina! Sa .. mbola miandry ireo ambany tanàna hanaovan-dry Rina sy Todisoa antsoantso???

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 2 วันที่ผ่านมา +1

    Voninahitra omen'ny Demokrasia ho an'ny Mitondra tsy nahazo Fankasitrahana intsony ny : MIVOAKA @ VARAVARAMBE ( FAMETRAHAM-PIALANA).

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 14 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Maleeeeeee3ly ireo maleeeeely..maleeeeeemy. tsy masah mi bougeveo ireo..na hi bouge moa ka haninona..hanole vahana andrajoelina ihany anie ianareo eee.sao lahy manaonao foana hi diso kajy!!!hanole vahana vaovao an drajoelina ianareo fa tandremo...deja ianareo tsy afaka hanao hetsika ..fahatsapam bahoaka lay fanakorontananareo iz maharesyvlava anareo isaka mis fifidianana..zao ve hiritreretanareo azahoana vato 50 %??? Pour quel programme...mino aho fa mbola i rajoelina ihany no hitam bahoka nahavuta toy izay ianareo mufandimby miteny ireo..ka tairi raha nasehon ny nifinareo fa hitondra soa hoan n'y vatonazonareo fa ny hitakondia hanome tombonyban drajoelina satria tsy hitsoaka eto iz..tsy nandatsa draa toy ravalo. Ary tsy maints hilatsaka satriabtsy mis sazy nahazo azy n'a ahongnganareo. Iz..tsy maintsy hilatsaka ..ary anybam faritra nontena fief ma nome vato be indrindra an drajoelina..ireo olona manotrona mpanakorontana ireobdianireobilayb12% ...ka hifanandrina al rajoelina!!!tsy maintsy resy ianareo...ary manana alalana hamerina mandat 2 indray i rajoelina...iza no mahazo antombony...tsy aharesy andrajoelina velively ireo mpanohitra tompoko ooo tairo ahitana ny resultat fa hanenina ianareo..fifidianana filiha vao vita tsy ela akorybka ny o i f sy ny pnud ve ankasitraka fihetsiky ny mpanohitravireto??? Tsy mihinankanina iz ireo raha tsy samy mifandimby miteny eo..ka avela hirediredy satria sao bedy ao...ialahy tsy miteny mba hankadaitsika ireo vahoaka!!zay tsy miteny eo tsy mahazo vola dia lasa kere ny gianakaviany .nnefa liatrika fifidianana diab12% 😂😂😂😂tairo eeeee tairo tairo fa vonona i rajoelina hana 2 mandat vaovao indray satria tsy maints laany eo iz n'a tian ny mpanohitra n'a tsia..any am faritany no tena vonona handany saomaysara andrajoelina. Tairo fa ela aaaaaa ela aaaaa. 😂😂😂😂

  • @lalainaRabe-r9e
    @lalainaRabe-r9e 2 วันที่ผ่านมา

    alefa

  • @FernandoBasile-o9r
    @FernandoBasile-o9r 3 วันที่ผ่านมา

    Aza mihemotra intsony fa hoe matahotra higadra,, Efa tery dia tery ny fonja ka raha misy iray na roa samborina dia aza misy manaiky fa ndehana hoany amponja daholo fa tampina hoazy ny domin'ireo,,,,tadidio fa aleo mijaly androany toy izay hijaly mandrakizay

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 4 วันที่ผ่านมา +1

    Otrany oe izay mitabatata ihany no mafy, tsis mifampatahotra eo fa tairo oandray

    • @andriramaroson8520
      @andriramaroson8520 4 วันที่ผ่านมา +1

      Aza jamban'ny fankahalana! Sa ianareo angamba anisan'ireo mahita tombontsoa @ izao fitondrana izao?

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 3 วันที่ผ่านมา

      ​@@andriramaroson8520ka aminao inona no antenaina aminareo efa fantatra hatramizay

  • @jeffmilbeck5601
    @jeffmilbeck5601 4 วันที่ผ่านมา

    😆😅😂

  • @rasandratragasy1070
    @rasandratragasy1070 4 วันที่ผ่านมา +4

    Raha vava aloha no mahavita zavatra dia efa ela no niongana ity fitondràna ity e, f'ireto dinausore politique ireto efa mankaleo ny vahoaka dia mitabataba fotsiny fa tsisy mamaly ny antsoantsony, tokony haka retraite am'izay ireo f'efa lany andro

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 4 วันที่ผ่านมา +1

      Ka hita fa anti-môla tsy mety voky Sady tsy mahay miaina kou! Ireo no tena devoly mpanakorontana!
      Ary Hay vé Ka olon'ny TIM ity voatazona sy voagadra, Sady mpiasa tompon'andraikitra mikirakira informatika ao @ CENI êê! Hitako no tsy sasatry ny nivezivezy teny ry Députés Rina sy Todisoa : Hay nisy Zavatra nokonikononina tao ????

    • @JymmiMarie
      @JymmiMarie 3 วันที่ผ่านมา +1

      Tena mampalaelo ahy nareo mpanao politika ireo
      Ny EMMOREG tsy hisambotra anareo lehibe reo mihintsy fa ny vahoaka madinika iany no maty sy haratra @ tolona zay ataonareo, de refa mahazo seza ianareo de veloma ry vahoaka
      Za alo de hijoro sy hitolona ary hiady mihintsy raha ohatra ka misy miaramila vahiny tonga manafika eto , fa le oe ande hotaritinareo ho eny @ 13 Mai de ho faty sy haratra eny de mody mamangy sy manome valopy kely eny @ hopitaly nareo avy eo de samy miala zanako tsy clé tsony
      Atambaro ny Hery ary de aleo mijery ny tombotsoan’ny Firenena fa tsy hifanenjika an-tierana eto fotsiny
      Atomboy eny @ Fokontany ny asa fampandrosoana noheritreretinareo fa aza maika ny haka seza fotsiny de refa mahazo toerana de anao didy jadona otran teo aloha iany

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 3 วันที่ผ่านมา

      @@JymmiMarie Aleo handeha any izay miseho milay ê! Ny mitarika mahita làlana handosirana rhf raikitra ny sakoroka (efa vonona ny fiara handosirana ao ambadika ao) fa ianao vendrana no tavela eo!!! Mazotoa!

  • @jorrytsimodilaza1695
    @jorrytsimodilaza1695 4 วันที่ผ่านมา +2

    Ra mbola manohana azy ny tafika dia tsy misy azo hatao eo.

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 4 วันที่ผ่านมา +5

    Sao dia ianao pasitera no hatsahatran'driamanitra @ fofinsinao
    Zay tsy mahantra fa fa sahirana
    Fa ianareo no manao fitaovana anay ampitombo ny harenanareo
    Ary izahay ve dia hino fa hiadana ra Ravalo no eo?
    Tsy anonofy mintsy izahay

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 4 วันที่ผ่านมา

      Olona manakorotana fotsiny égoïste samy te ho lohany ireo hisy hanaiky eo fa Samy te ho lohany avy eo fa ny vahoaka fotsiny no ankadalainy reo eo

    • @lantz-182
      @lantz-182 2 วันที่ผ่านมา