Ny endrikao, ry Jesoa ô_Hira Katolika Malagasy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ต.ค. 2023
  • Bienvenue sur notre chaîne TH-cam dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
    #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
    1 - Ny endrikao, ry Jesoa ô, no takona aminay izao
    Fa ny finoanay mahita Anao anatin’ny hôstia
    Jesoa ô, omeo anay finoana mafy sy tsy miova
    Hilazanay lalandava hoe: Mino Anao izahay
    2 - Tantanonao, ry Jesoa ô, izany dianay atý
    Fa izahay manantena Anao anatin’ny hôstia
    Jesoa ô, omeo anay fanantenana hahita Anao
    An-danitra any rahatrizay, manantena izahay
    3 - Fitiavam-be, ry Jesoa ô, no itoeranao lalandava
    Iandrasanao isan'andro anatin’ny hôstia
    Jesoa ô, omeo anay ny fanirina tsy te handao
    Tsy te hisaraka Aminao, fa tia Anao izahay
  • เพลง

ความคิดเห็น • 3