Lay tany nihaviako - Feo gasy - Cover

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 มิ.ย. 2024
  • - Gitara sy hira : Tifs, Hira vehivavy : Koloina, Sodina sy batterie : Sahaza
    Ilay tany nihaviako (Feo Gasy)
    Rako-javona vao maraindraina zareo
    Itony lemak’Ikopa
    Fendrofendro mameno ity fo mitoreo
    Ranomaso mirotsaka
    Mbola lavitra mantsy ilay tany fodiana
    D’ilay tany niaviana
    Ngolingoly ao anatiko ao
    Lavik’avana aty mora mankalao ry nao
    Fa lavitra anao
    Misoko miadana tsy mamela
    Hery miafina iray tsy hay resena ry nosy
    Fitiavako anao
    Ndeha hody aho
    Ho ento aho ray tongotro
    Tsy aharitra ela intsony aho
    Dia hikopaka
    Taratr’andro osa osa miloko
    Embonembona
    Tampon’Ankaratra
    Vezivezy tsy mety mitombona re
    Ny ahiahy lasa lavitra
    Sasa-mievina ireo lavi-tiana ry nao
    Tsisy vovoka atao kilalao
    Erick Rafilipomanana (Erick Manana)

ความคิดเห็น •