N'inona n'inona hitranga Jeso

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 20

  • @Fina.niaina
    @Fina.niaina 3 ปีที่แล้ว +1

    N'INONA N'INONA HITRANGA JESÔ
    1. Na inona na inona hitranga, Jeso !
    Na ny lanitra ho manga, Jeso !
    Na ho maloka mangina, Jeso !
    Dia ho feno fifaliana, Jeso !
    Ny fotoana dia handalo, Jeso !
    Fa tsy hisy hampimalo, Jeso !
    Raha miorina ao am-poko, Jeso !
    Ilay fitiavanao inoako, Jeso !
    2. Raha jereko ny andro lasa, Jeso !
    Tao ny tsiky, tao ny ratra, Jeso !
    Nefa Ianao, Ilay Mpampahery, Jeso !
    No nambomba sy nijery, Jeso !
    3. Ny ho avy antenaiko, Jeso !
    Mbola ho fifalian'ny saiko, Jeso !
    Ny hasasarako hisava, Jeso !
    Ny harivako hazava, Jeso!

  • @lovasoarabemananjara5526
    @lovasoarabemananjara5526 5 ปีที่แล้ว

    n'inona n'inona hitranga dia, ho feno Fifaliana Jesoa!!!!

  • @rajerisoalaps590
    @rajerisoalaps590 8 ปีที่แล้ว

    Ianao Andriamanitra no nampitraka sy nampahery n'inona n'inona niseho Jeso! Misaotra Ray ô, Amen!

    • @asdzxc8867
      @asdzxc8867 7 ปีที่แล้ว

      misaotra tenz

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 12 ปีที่แล้ว

    N'inon'inona hitranga androany 21/12/2012... na ho Fin du monde na tsy ho Fin du monde... dia ho feno fifaliana Jesoa

  • @lovasoarabemananjara5526
    @lovasoarabemananjara5526 5 ปีที่แล้ว

    Ny fitiavanao inoako Jesoa! mankasitraka indrindra fa tena tsara! hO an'Andriamanitra irery ny Voninahitra

  • @miantsarazakamanana2438
    @miantsarazakamanana2438 6 ปีที่แล้ว

    N'inon'inona hitranga dia tsy hiala aminao aho Jeso

  • @radoranaivoarivelo9361
    @radoranaivoarivelo9361 4 ปีที่แล้ว +1

    Nahafinaritra tokony io fotoana io Peace

  • @donasoa
    @donasoa 10 ปีที่แล้ว

    fa tsy hisy hampimalo jesoa! raha miorina ao am-poko jesoa ilay fitiavanao jesoa!

  • @eaurural
    @eaurural 2 ปีที่แล้ว

    💕💕

  • @delcinahnambinitsara7510
    @delcinahnambinitsara7510 8 ปีที่แล้ว

    Merci bc fa mahafinaritr

  • @shogun7401
    @shogun7401 6 ปีที่แล้ว

    . Tsara b matoky anao izay jesoa

  • @Razafindramiara
    @Razafindramiara 10 ปีที่แล้ว +1

    na ho maloka mangina aza ny andro dia ho feno fifaliana aho Jesoa

  • @anjamamitianamananjaraanja6773
    @anjamamitianamananjaraanja6773 9 ปีที่แล้ว

    na ny lanitra ho manga jesoa

  • @vaonasoloflorence8123
    @vaonasoloflorence8123 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindr e

  • @mickaellaraoelina1405
    @mickaellaraoelina1405 6 ปีที่แล้ว

    😍😍😍😍😍

  • @fanoraj8726
    @fanoraj8726 8 ปีที่แล้ว

    tena tsara e

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    tsara e