tsy maintsy mamoy Les adeline

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • Henoy tsara ny tononkira e! misy hafatra be!

ความคิดเห็น • 27

  • @muhammadniyaz1414
    @muhammadniyaz1414 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsy Afaka AO antsaiko mihintsy ITY HIRA ITY mankasitra HATRAMINY Hirany Mamany Manotolo Mahafinaritra Mankasitraka indrindra e TSARA ny MIDERA ny TOMPO 👍👍👍👍👍

  • @srnetwork388
    @srnetwork388 6 ปีที่แล้ว +2

    Tena tiako ity hira ity hatramin'ny fahazazako , Tsara ny tononkira ary tafita tsara ny hafatra. Efa tanteraka tamiko ny sedra rehetra fa rehefa miaritra hatramin'ny farany tokoa ianao sy matoky an'i Tompo dia hainy no manova ny fiainanao . Ho anao mamaky ity hafatra ity, tsy mitovy ny olona manompo sy mahatahotra an'Ándriamanitra. Tanora toa ahy ianao ka aza avela ho potika amin'ny adalana ny andronao fa asehoy fa olona miaraka amin"i Tompo ianao. Mankasitraka hatrany dia mahereza daholo

  • @sitrakiniainarakotorahalah240
    @sitrakiniainarakotorahalah240 6 ปีที่แล้ว +2

    tsy maintsy mamohy sy mamotsotra izay rehetra mampisaraka am Atra toko

  • @mbotizandryelissah8769
    @mbotizandryelissah8769 6 ปีที่แล้ว +3

    Tena marina zany ay , tsy maintsy mandalo lalan tsarotra Rah ts Teo very ,

  • @anichanirina4904
    @anichanirina4904 4 หลายเดือนก่อน

    Tiko be ity Hira ity
    Tena sy tery tokoa lalana iaretana hanaraka jesosy
    Tsy atao hahakivy anefa izany

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 5 ปีที่แล้ว +1

    Mamoy ny filan’ ny nofonao,satria ty nofo ity : tia tena,tia vola,tia hijangajanga,tia mihinan-kanina tafahoatra,tia luxe be,kamo,mifaly mijery zvt ratsy @ télé sy internet,tia hoderaina koa ity vatan tsika ty izay no natiorany,ka nefa kosa rhf mifandray @ Jesosy dia olona vaovao.Izy no efa maty hanafaka antsika @ zany natiora izany,mba hananan tsika fiainana mandrakizay Alléluia II korintiana 5:17

  • @hosnyqa1804
    @hosnyqa1804 8 ปีที่แล้ว

    tsimaintsy mamoy tokoa raha tehovonjena mankasitraka tokoa ee ❤❤

  • @heritianaandriamalala8672
    @heritianaandriamalala8672 5 ปีที่แล้ว +1

    Mafonja ny hevitra fonosin'ity hira ity, sy ny hafatra ampitainy, mampisain-tsaina amin'izao andro iainantsika izao. Isaorana ny mpamorona

  • @raharisonjeanlaurent4140
    @raharisonjeanlaurent4140 8 ปีที่แล้ว +1

    Trara be sady mampahery eo @ fanompoana tokoa dia betsakan sedra fa hizay maharitra no ahazo ny vokatra tsara de ny fandresena sy ny famonjena

  • @nathaleeanne-rachel2102
    @nathaleeanne-rachel2102 8 ปีที่แล้ว

    marina zany!!lalan-tsarotra tokoa no diavinao raha te-hanaradia an'i Jesosy fa mahasoa izany!!tsy maintsy manompo!!

  • @fushiatania9785
    @fushiatania9785 8 ปีที่แล้ว +1

    tiako tena tiako lay hira, ary tena mandona fo be, ary zava-marina amin'ny fianantsika olombelona

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Tompo o! Mamindra fo amiay. Amen!!!

  • @estelaelina269
    @estelaelina269 8 ปีที่แล้ว +1

    Tsy maintsy mamoy marina eee

  • @raharinirinasaolitinah126
    @raharinirinasaolitinah126 5 ปีที่แล้ว

    tena marna mitsy zagni , tena tiako merci , zanahary ambony miomba antsika rehetra

  • @nadiabakolinirina2780
    @nadiabakolinirina2780 ปีที่แล้ว

    Tsar b le hira, tena marina b 😍🙏

  • @priscillafanasu1423
    @priscillafanasu1423 9 ปีที่แล้ว +2

    Aoka hosaintsainy tsik zay manompo an'i tompo zan vazo zan;hoavy jesosy

  • @lelogishotel5214
    @lelogishotel5214 8 ปีที่แล้ว +1

    tiko loatra le toniny!!!tena tsara ,nahakasika a manokana,sady miteny tsara le hafatra ao anaty hira .mirary soa ny tarika.ravo

  • @constancerambolamanana8757
    @constancerambolamanana8757 8 ปีที่แล้ว

    Tsy maintsy mamoy tokoa è

  • @aimeeara7446
    @aimeeara7446 7 ปีที่แล้ว

    amen !

  • @franciaclodia2113
    @franciaclodia2113 8 ปีที่แล้ว

    eny ree lalatsaro zao diavitsika zao mibebaha fa akaikin nifary zao rehetra izao

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 5 ปีที่แล้ว

    Ny faharetana hatramin'ny farany no vokatra ho jinjaina

  • @impona1423
    @impona1423 4 ปีที่แล้ว

    Tsy maintsy mamoy ny filan izao tontolo izao

  • @harimampitalantoenintsoa9006
    @harimampitalantoenintsoa9006 4 ปีที่แล้ว

    tena marina loatra, tena tsara lay hira.!!!

  • @bienaimedewaramjee5618
    @bienaimedewaramjee5618 10 ปีที่แล้ว +2

    efa ho Tonga ny tompo

  • @reginarahanitriniaina8007
    @reginarahanitriniaina8007 9 ปีที่แล้ว

    Efa ho avy ny Tompo.Mibebaha isika rehetra sao tara loatra

  • @hiasrandrianarisoa3659
    @hiasrandrianarisoa3659 6 ปีที่แล้ว

    marina tokoa