AKON'NY KANDIDA N°25 ALAROBIA 12 DESAMBRA 2018

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 76

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 5 ปีที่แล้ว +5

    Shalom,
    BON ANNIVERSAIRE M. MARC RAVALOMANANA.
    J'AI BEAUCOUP DE RESPECT POUR VOUS.
    OMBANAO JESOSY TOMPONTSIKA , MPAJANKAN'NY MPANJAKA!

  • @rasoamihanta4367
    @rasoamihanta4367 5 ปีที่แล้ว +5

    Bonne anniversaire Dada , Atra manankare- pahasoavana anie homba anao hatrany

  • @miary2475
    @miary2475 5 ปีที่แล้ว +3

    Joyeux anniversaire 🎈🎁🎉 Dada an @!heriny androany ny cadeau be nao Dada an LANY DADAAAA 🙏🏻
    Homba sy hiaro anao anie ny Tompo Jesoa Amen 🙏🏻

  • @miary2475
    @miary2475 5 ปีที่แล้ว +2

    Ouaou misaotra ny Tarika Zay👏🏼👏🏼👏🏼

  • @RAVELONRIAN
    @RAVELONRIAN 5 ปีที่แล้ว +10

    Resintsika io 13 io . Momba antsika Jeso Kristy. Ho avotra i Gasikara. Lany dada aaaah!

  • @oulienandrianina8985
    @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +11

    Ho an' i Andry soa fa misy ny. Rakitsary izay maneho ny marina tsy azo lavina

    • @nantenainatoetrasoa3419
      @nantenainatoetrasoa3419 5 ปีที่แล้ว +3

      Soa koa fa misy Andriamanitra fa tena ady amin maizina mintsy ty a. Mila mivavaka fa avo lenta le aratsiana

  • @oulienandrianina8985
    @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +13

    AMBONY BE NY FANANTENAKO
    LANY DADA

  • @mbolarakoto4759
    @mbolarakoto4759 5 ปีที่แล้ว +1

    Bon anniversaire Dada ,mirary ny soa rehetra ho anao,tahian'ny Tompo

  • @jgshgghdjffaf4274
    @jgshgghdjffaf4274 5 ปีที่แล้ว +1

    Hbd dada 😍😍😍😍

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +5

    BONNE ANNIVERSAIRE DADA

  • @miary2475
    @miary2475 5 ปีที่แล้ว +2

    Mahaiza mandinika ry vahoaka fa olona tsy mena-mivadika sy mpandainga AR
    Dada avao ny anay ! 25 👍🏻👍🏻

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +1

      Any @ gazety la trubune no misy izany loharanom- baovao izany izay vavolo- belona tsy azo ilana fa nanome vola tokoa izy

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 5 ปีที่แล้ว +2

    'Zay ❤❤

  • @lantoravonjison6355
    @lantoravonjison6355 5 ปีที่แล้ว +7

    Tratra indray kosa aloha Rajoelina tamin' iny e.

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว +5

    Manaraka anao fona zay dada ela izay niendrasanay anao zay fa tonga lay fotona lany enao dada

  • @fidisonliva2664
    @fidisonliva2664 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anareo tarika Zay, enga anie ho betsaka ny ho tahaka anareo satria mila fandriampahalemana isika rehetra, ary tsis ny filaminana ts hisy spectacle ho vanona na aiza na aiza

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 5 ปีที่แล้ว +1

    joyeux anniversaire dada anhh

  • @ginettelalao269
    @ginettelalao269 5 ปีที่แล้ว +2

    Tratran'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao Dada

  • @irinahanta7309
    @irinahanta7309 5 ปีที่แล้ว +2

    Aoka isika tsy hipetrapetraka fa handeha hifidy daholo, entano daholo ny olom patatra sy ny manodidina hifidy. N° 25 ihany ny antsika!!

  • @volanavahiny6487
    @volanavahiny6487 5 ปีที่แล้ว

    Bonne anniversaire Dada hotahin'i Tompo anie hianao hanarina ty firenentsika ty

  • @josephconsultant5611
    @josephconsultant5611 5 ปีที่แล้ว +1

    Bon anniversaire à Mr RAVALOMANANA Marc le 12/12/2018.
    Pour RAJOELINA ce 12/12/2018 aussi c'est son Non-anniversaire au pays des merveilles. C'est pour cela qu'il a aussi reçu sa part de gâteau. Il est temps de grandir.

  • @gildasgrolleau1000
    @gildasgrolleau1000 5 ปีที่แล้ว +3

    Ngah ts mb hafaka hoentina hatao preuve itony vidéo milaza ny marina itony @Debat Manaraka.. Mb hotsaraijn'ny VAHOAKA izay tena pamitaka sy Pandainga.

  • @jian585
    @jian585 5 ปีที่แล้ว +1

    👄 Bonne Anniversaire Dada à 👍 🔥 🔥 🔥 🔥 🔥 ⭐⭐⭐⭐⭐
    👄Happy Birthday Dada à 👍 🔥 🔥 🔥 🔥🔥 ⭐⭐⭐⭐⭐

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว +1

    Dada tsy mandainga hotranao ry foza a!!mba mahalala menatra rile foza tay tsy misy ti!!!!!!!!!

  • @thierrylemmens4530
    @thierrylemmens4530 5 ปีที่แล้ว

    Ô radomelina tranon-dainga ô! Mpangalatra, mpivarotra tanin-drazana, mpamono olona efa tokony higadra nefa nohon'ny kolokoly dia io misisika indray hitondra fanjakana! Mendrika ho esorina aminy ny citoyenneté malagasy!

  • @naharinirinaoscar7221
    @naharinirinaoscar7221 5 ปีที่แล้ว +1

    lany dada aaa

  • @rachellaure437
    @rachellaure437 5 ปีที่แล้ว +2

    Afa baraka Rajoelina fa tratra ny laingany. Ouuuuh

  • @delinemarie5252
    @delinemarie5252 5 ปีที่แล้ว +1

    MIJA ny mijery anao no mahafinaritra ahy, mba firy taona kay DADA tsika? Bonne Anv...

  • @yveettebetalata3787
    @yveettebetalata3787 5 ปีที่แล้ว

    Mpandainga i Andry Rajoelina

  • @andomanantenasoa3049
    @andomanantenasoa3049 5 ปีที่แล้ว +1

    Zahay tsy miala @ DADA numéro 25 hiany eh kikikikik

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 5 ปีที่แล้ว

    TENA lany henatra mihitsy ty rajoelina ty ..lehilahy lehibe mpandainga,zany ce no hitondra firenena?de ho voafitaka fona sika Malagasy ra miaraka amin'i mpandainga!!

  • @MALAGASYCHEERLEADER
    @MALAGASYCHEERLEADER 5 ปีที่แล้ว +2

    Mila mijery tsy miangatra isika vahoaka. Manadihady sy mandajalanja. Samy efa nitondra antsika Ravalomanana sy Rajoelina. Mampitovy ny zava-iainana marina.
    Tsy izay nolazain'ny mpanao politika fa izay niainanao tao an-trano, teo @ fokontany, teny an-dalana rehetra. Nilamina ve ny fihariana nataonao.
    Mila manao sera sy manao tsolotra ve ianao vao afaka mivelatra?
    Raha izany dia hoy aho hoe hifidy an'Andriamatoa RAVALOMANANA aho. Ary ianao mba ahoana?

  • @volanavahiny6487
    @volanavahiny6487 5 ปีที่แล้ว

    Milamina sady mahavelompanatenana lay hira faneva 25 25 ok

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +11

    LOZA LOZA TENA HAFAMBARAKA ZAO NO VOKANY REHEFA ZATRA MANDAINGA MANONGO TENA MIHINTSY ANGAMBA I MIALY KELY LOZA LOZA FA TRATRA NANDAINGA I FOZA

    • @janogemayel64
      @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว

      Fa awona ry se?fa nandainga awona indry rile foza tay????

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +4

      @@janogemayel64 À JEREO 24H MADA YUOTUBE NA 6GOGNES FA TENA ENJANA BE LE LAINGANY FOZA ORANA AVY EO MIRESAKA INDRAY ISIKA MIANADAHY

    • @janogemayel64
      @janogemayel64 5 ปีที่แล้ว +2

      😂😂😂tena mpandainga le foza hhhhhhh tsy afany io laingany io

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 5 ปีที่แล้ว +2

      @@janogemayel64 À HAFAMBARAKA ANJARANY MALAGASY SISA NY MIERITRERITRA HOE IZA NO HOFIDIANY E

    • @angelinefaratina5932
      @angelinefaratina5932 5 ปีที่แล้ว +2

      @@niniratsimba7704 kkkkkkkkk, mandainga ny foza kkkkkkk.

  • @nomeniavo2421
    @nomeniavo2421 5 ปีที่แล้ว +1

    Marina zany dada an

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 5 ปีที่แล้ว +1

    Wahahaha!!! maty indray lay lapin crétin taminy ilay hôpital manara-poza !!! gratuit fa andoavam-bola.... indrindra ny mahantra zany !!Ary lay tramway ve mandoa vola koa ny mitaingina azy ??? Omeko anao ilay kilean'ny any am 18 f'efa adala e!!!

  • @rasoanirinakaren3950
    @rasoanirinakaren3950 5 ปีที่แล้ว

    Antananarivo aza tsy vitany R8 ko Madagasikara ho vitany, impossible ny fandrosoana ra i R8 no lany, sady tsy lany zany io e, Rajoelina 2 mandat zan oe 10 tona izy no mitondra R8 70ans + 10 ans = 80 ans tsy possible tsony ny iverenany eo, bye bye mandrakizay magro sy tiko fa hanonitra ny hetra zay tsy naloany hatrizay

  • @raobelinasitia9858
    @raobelinasitia9858 5 ปีที่แล้ว

    io ze enjehina ihany no mitombo mpankafia,aiza ko isak'i ny hanao fampielezankevitra ve dia lazaina fona ny hoe "mpanongam-panjakana" dia isak'izay aleha rehetra dia zany foana,@ko olona tsy tia miheritreritra fandrosoana zany!

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    Veuillez m'excuser pour la faute que j'ai fait au nom de Monsieur Andry RAJOELINA, l'erreur est humaine.

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 5 ปีที่แล้ว

    Misoktra fona ny zava-dratsy ataondry 13,de tsy menatra fa mividy olona fotsiny,marina ny an'i Dada tonga vakiana bantsilana otry reny izy @zay afabaraka tsara ho hitam-poko ho hiam-pirenena

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว +3

    DIA MBOLA MANOHANA AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA IZAY MANDAINGA FA TSY NAHAZO VOLA TAMIN'NY ATOA MARC RAVALOMANANA IZY AMIN'NY FANARENANA NY LAPAN'NY TANANA, IZANY VE OLONA HITONDRA FIRENENA, MANDAINGA - MPANDAINGA, MITOVY AMIN'ILAY MINISITRY TATY FRANCE IZAY SAHY NANDAINGAFA HOE TSY MANAMBOLA ANY AMIN'NY BANKY SUISSE, MBOLA MANOHANA AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA VE IANAREO. FIDIO ATOA MARC RAVALOMANANALAHARANA FAHA 25

  • @hajarija9315
    @hajarija9315 5 ปีที่แล้ว +1

    AOKA ISIKA HITONDRA AMBAVAKA ITY FIRENENA ITY MBA HAHALANAY AN'I DADA FA RAHA TSY IZANY DIA HO POTIKA ITY FIRENENA ITY.ISAKY NY @ 9 ALINA NO IARAHANTSIKA MIOMBOMBAVAKA RAHA METY AMINAREO.

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 5 ปีที่แล้ว

    Tsy efa soara ve zany 69 ans zany

  • @arivonyrajao894
    @arivonyrajao894 5 ปีที่แล้ว

    ny vahoaka malagasy dia tsy te hiverina amin'ny jadona intsony, ampy izay ravalomanana a, andry rajoelina ihany no nanavotra an'ny madagasikara tanaty ny jadona ary koa, mbola izy ihany koa no hanavotra an'ny madagasikara anatin'ny fahantrana lalina sy ny ratsy rehetra

  • @reyph742
    @reyph742 5 ปีที่แล้ว +2

    HOTAHIAN ANDRIAMANITRA ENAO DADA ARY NY VAHOAKA NO HAMERINA ANAO HO FILOHA HANAVOTRA AN I MADAGASCAR ! !! N 25 IHANY NO MPANAVOTRA ! !!!

  • @tsitorabe3644
    @tsitorabe3644 5 ปีที่แล้ว

    resaka consultation ao am hopitaly manarapenitra ve no olana ry vahoaka!!?ra ny tanjony ANR dia tsy nandoavana vola zn hopitaly zn fa ny fanapahana moa tsy azy irery ka izay no tsy naha tanteraka ny fikasany !! fa ny fitaka sy ny fanararaotana nandritra ny 7 taona tam ravalo aza adino fa izany no tena napahantra ny tanitsika otran zao!!

  • @RVOVOH
    @RVOVOH 5 ปีที่แล้ว

    Hahaha olona tsy mena mivadika oa io fa hafaro ny taranaka Fara aman-dimby itony ve ny olona hatao président samia tongava saina ry malagasy mpiray tanindrazana amiko

  • @randrianatrehanarado960
    @randrianatrehanarado960 5 ปีที่แล้ว

    Avec 20000 Fmg c'est tout à fait gratuit, c'est honteux de voir une personne comme Onitiana ainsi que Rajemison avec la complicité de l'ancien PR. Tout le monde sait que Andry essayer de diminuer le coût de la vie.

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    EXCUSEZ-MOI J'AURAI DU DIRE : Monsieur ANDRY RAJOELINA et Monsieur Marc RAVALOMANANA et non LE PEUPLE ET M....

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว +2

    Raha miangavy aho dia miangavy tokoa satria tsara fantatrin'ny vahoaka malagasy ny marina, koa tokony avoaka amin'ny "télévision" rehetra ny mikasika ny laingan'i Atoa Andry RAJOELINA, satria mijaly loatra ny vahoaka malagasy tamin'ny fitondran'izy sy Atoa RAJAONARIMAMPIANINA, izy no nanasazy ny tenany "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAM-PIRENENA NO RESAHINA. Koa avoay amin'ny TVM sy TVPLUS daholo ny marina, na ilay resaka hopitaly tsy andoavam-bola hoy i Atoa Andry RAJOELINA nefa andoavam-bola, dia lazainy fa tsy niteny an'izany izy hoe andoavam-bola, mba ho hitany vahoaka malagasy rehetra, satria mijaly loatra ny vahoaka, an'i vahoaka ny miheritreritra rehefa avy eo, na hifidy an'i Atoa Andry Rajoelina sa i Atoa Marc RAVALOMANANA.

  • @raharimanantsoanantenaina8258
    @raharimanantsoanantenaina8258 5 ปีที่แล้ว

    gratuit, d avy eo ndray d oe tsy niteny anao mihintsy a oe tsy andoavam-bola ny hopitaly tena miaika a,mpandainga, d nefa d minia tsy miaiky ny fahamarinana mihintsy d ho aiza izany ireto vahoaka ampanantenaina zavatra goavana be ireto?AMBAVA HOMANA AMPO MIHARITREARITRA ry reto a

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว +2

    MIANGAVY RE : ILAZAO I DADA MARC RAVALOMANANA MBA ILAZA SY HAMOAKA ILAY VAOVAO MARINA MIKASIKA NY LAPAN'NY TANANA NY ANTANANARIVO, IO NO AHALANY AZY, SATRIA NY MPANDAINGA TSY TOKONY HITONDRA NY FIRENENA, INDRINDRA INDRINDRA AMIN'NY DEBAT N'IZY MIRAHALAHY, AZA HADINO RE MILAZA AMPAHIBEMASO; FA MARINA NY AZY FA I ATOA ANDRY RAJOELINA NO MPANDAINGA, MIANGAVY RE SATRIA, NA NY MIARAKA AMIN'NY DIA HIEMOTRA, satria TSY MILA OLONA MPANDAINGA NY MALAGASY ARY HIFIDY AN'I dada MARC RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25

  • @amiandria5986
    @amiandria5986 5 ปีที่แล้ว

    miangavy @debat alahady izao,haseho imasom-bahoaka ireo porofo fa mpandainga ra joely,indrindra fa oony tiana realy nilazan'nyzandry fa GRATUIT NY HOPITALY saingy nolaviny akitsirano hoe;TSY NITENY IZANY IZY?avoay porofo video,sary, 18 mai2018 teo james RAKOTOMAHARO tà 1er pierre lapa 13 mai,miomana anao ra13 fa tsy afa bela mpandainga

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    MARC RAVALOMANANA bouche "B" vous avez raison, même moi si j'étais à sa place, en voyant un futur PRESIDENT mentir durant un débat à la télévision, je resterai bouche "B", en plus Monsieur Andry RAJOELINA dit qu'il est chretien, ça fait honte. Si j'étais à sa place je ne me présenterai pas au DEUXIEME DEBAT, face à face aux représentants de la télévision qui lui ont dit : "ON SAURA LA VERITE", maintenant, tout le peuple malgache devrait être au courant au deuxième débat des deux candidats. On attend la déclaration de la télévision malagasy maintenant que l'on sait que Monsieur Andry RAQJOELINA est un menteur, vous connaissez le proverbe malgache : "mieux vaut rencontrer une sorcière que de rencontrer un menteur ". On attend votre déclaration maintenant, aujourd'hui ou demain, en ce qui concerne la vérité, avant le deuxième débat. Si vous êtes vraiment digne de la télévision malgache pour les infos, faites la déclaration, sinon faites la démission, nous le peuple malgache, on veut la vérité, vous avez le droit d'expression, vous ne serez pas puni par l'état, mais par le peuple, si vous ne le faites pas, "LE PEUPLE ET MONSIEUR ANDRY RAQJOELINA ET MONSIEUR MARC RAVALOMANANA, BOUCHE "B" COMME ON LE DIT. J'en suis sûr et certain que tout le monde votera pour Monsieur Marc RAVALOMANANA N°25

  • @ravoniainarakotomanga8715
    @ravoniainarakotomanga8715 5 ปีที่แล้ว

    Firy ny isan'ny kintana eo ankavian'i Rajoelina; Firy ny isan'ny kintana eo ankavanany; firy ny 1+3+II (signe fanaony @tànana) VALINY=6 6 6

  • @marianaloft3495
    @marianaloft3495 5 ปีที่แล้ว

    hahahaha Lany hery ireto olona ireto hitan'ny fa marina ny any Andry rajoelina ka dia mitady fika handotona anazy ka mmamoha ny efa lassa! toetsaina ambany be!! Manékéa foshuni hoe diso dia zay tozay manadalika resaka otrazao lait! hahahah Marc ravalomanan izany efa tsy izy intsony ! jerer na ny aire miresaka nier ! vakina foshuni fa lainga! Ny marina tsy mba maty ouzy ilay fitenena izay! Aza dia mandany andro lotra Hanaratsy any Andry Rajoelina fa izay panohanana azy Tsy hiemotra intsony fa nareo fona no marary Andoha! Dia mba mahalala menatra hoe AFABARAKA tamn'ny débat dia mangina! haha ita tsik eo zay tra-parany ! Mampalahelo ai!! Zao vé ny ragahy intindrafirenena tsy mahalala menatra sy tsy manaja tena! odoy eh! Repos à vie alaina fa zay zao no mety amnao!

  • @randrianatrehanarado960
    @randrianatrehanarado960 5 ปีที่แล้ว

    Otrany mampihomehy mihitsy ny mahita an'ity propagandin'i Dada ity satria dia ankizy kely sy olona tsy mifidy daholo no manatrika propagandy. Raha any manakara kosa aloa tsy handany an'i Dada mihitsy e!

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    Miangavy an'i TELEVISION MBS mba hiresaka amin'ny TVPLUS sy TVM mba hamoaka ny oron-tsary fa mpandainga tokoa i Atoa Andry RAJOELINA "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAM-PIRENENA NO RESAHINA HOY I ATOA ANDRY RAJOELINA KOA ALEO HO FANTATRA HO REN-DANITRA HO REN-TANY, IZY NO NAMOAKAN'IO TENY IO FA TSY IZA FA I ATOA ANDRY RAJOELINA. MBOLA HO SAHY ANAO DEBAT AMIN'I ATOA MARC RAVALOMANANA VE IZY. TONGA SAINA AMIN'IZAY ANGAMBA NY MPANOHANA AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA, MBA HIFIDY AN'I ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA 25, AOKA IZAY FIJALIANA NAHAZO NY VAHOAKA MALAGASY TAMIN'NY FITONDRAN'I ATOA ANDRY RAJOELINA SY RAJAONARIMAMPIANINA, ALEO MIARAKA AMIN'NY OLONA TSY MANDAINGA TOY IZAY MIARAKA AMIN'NY MPANDAINGA. IZY ATOA ANDRY RAJOELINA NO TSY HALANY AZY, SATRIA HOY IZY "TSY METY NY MANDAINGA, TSY METY NY MAMITAKA, RAHARAHAM-PIRENENA NO RESAHINA HOY IZY ATOA ANDRY RAJOELINA. RAHA TSY LANY IZY DIA TSY TOKONY HO GAGA IZY, SATRIA EFA VOALAZANY NY ANTONY "Tsy mety ny mandainga, tsy mety ny mamitaka raharaham-pirenena no resahina", mbola sahy manaratsy ve ianareo mpanohina an'i Atoa Andry RAJOELINA averiko eto indray : Aleo mifanena amin'ny MPAMOSAVY toy izay mifanena amin'ny MPANDAINGA. Mazava izao fa olo-marina i Atoa Marc RAVALOMANANA koa fidio izy "FIDIO - FIDIO - FIDIO i Atoa Marc RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 5 ปีที่แล้ว

    AFa-baraka ty Rajoelina sy Hajo , fa mpandainga , soa fa nisy ny archive, fa dia nilokaloka ery izy teo @ plateau, ny TVM t@ debat t@ alahady, fa tsy nisy le 5 milliards nomen'Atoa Ravalomanana anazy sy Ingahy Ratsirahonana , zao voaporofo fa izy no tena tranon_ dainga, asa ra mbola sahy hiteny ly rangahilehibe fanetry b ny firenena iny , d mbola sahy v ? hiteny ono manko alohan'ny 19 decembre, sa hanao teny tsy ho valiana satria ef ho tapitra ny propagandy vao hiteny , Mahaiza mifidy ry malagasy havako !

  • @josephconsultant5611
    @josephconsultant5611 5 ปีที่แล้ว

    TENA MILA HAMAFISINA NY FANARAHANA NY VOKA-PIFIDIANANA;
    AMAFISINA IREO MPIASA MPANARA-MASO NA DIA ALEFA ANY AZA NY AMPAHAN'NY BUDGET @ PROPAGANDY;
    NY OLONA EFA MAHAFANTATRA FA MARC RAVALOMANANA EFA TIAN'NY VAHOAKA MALAGASY.
    ISIKA MANDALA NY ARA-DALANA KA AOKA ATAO MAFY ORINA NY SAFIDY MARINA.

  • @tojoandrianasolo2433
    @tojoandrianasolo2433 5 ปีที่แล้ว

    Mbola mitohy ihany ny laigan'ny Rainareo mpamono olona. Tonga d ataovy ny montage video @ débat manaraka. Izahay tsy mila olona raciste manavaka côté.

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    MANOMBOKA MANDAINGA I ATOA ANDRY RAJOELINA " TSY ANGATAKA AMIN'NY FIRENENA VAHINY INTSONY HONO I ATOA ANDRY RAJOELINA FA NY VAHINY NO ANGATAKA AMIN'NY MADAGASIKARA RAHA IZY NO HO LANY, AO ANATIN'NY FIRY TAONA NO TSY ANGATAKA INTSONY HONO ISIKA. ATOA DIDIER RATSIRAKA MIRESAKA AMINAO NY TENAKO SATRIA ANISAN'NY NANOHANA ANAO AHO TALOHA, TAMIN'NY IANAO MBOLA TANORA NO LANY PRESIDENT. MIANGAVY ANAO NY TENAKO MBA HANAO FANAMBARANA FA HOE "MISSION IMPOSSIBLE" NY AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA MIILAZA IZY FA ATAONY DAHOLO IZAO REHETRA IZAO AO ANATIN'NY FOTOANA FOHY, ARY MANAO VELORANO HONO IZY, OHATRAN'NY ZAZAKELY MITANTARA RAHA SENDRA PREZIDA AHO INDRAY ANDRO ANY DIA IZAO NO HO HATAOKO : HANAMBOATRA TRANO BUILDING - HANAMBOATRA AUTOROUTE - OMEKO 4L DAHOLO - MANANA JIRO AVY AMIN'NY ALALAN'NY PANNEAU SOLAIRE - MANANA TELEPHONE NA ORDINATEURS DAHOLO MBA AHAFAHANA MIFANDRAY AMIN'NY MAILS - FACEBOOK - MESSENGER SNS SNS... AZA FITAHINA NY VAHOAKA MALAGASY FA REVIN-GADRA NY AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA - KOA HANDAO ISIKA HIFIDY AN'I ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 5 ปีที่แล้ว

    TSY FANTATRIN'NY VAHOAKA MALAGASY ILAY ORON'ANTSARY IZAY NAHITANA AN'I ATOA ANDRY RAJOELINA MANDAINGA EO NO EO AMIN'NY TVPLUS "DEBAT" MILAZA IZY FA MAIMAIM-POANA NY FITSABOANA AO AMIN'ILAY HOPITALY, REHEFA NASEHO AZY NY POROFO FA ANDOAVAM-BOLA DIA HOY IZY : "TSY NILAZA AHO HOE TSY ANDOAVAM-BOLA", TSY NAHAZO FANAMPIANA TAMIN'NY ATOA MARC RAVALOMANANA TAMIN'NY FANORENANA NY LAPAN'NY TANANA NY ANTANANARIVO, NEFA DIA VOAPOROFO FA IZY, NY TENANY MIHITSY NO NANAO FANAMBARANA, HISAORANA NY FILOHAN'NY NOSY NANOME VOLA HANORENANA NY LAPAN'NY TANANA NY ANTANANARIVO. Mbola hifidy an'i Atoa Andry RAJOELINA ve ianareo izay manohana azy, satria be loatra ny lainga, hoy ny ohabolana malagasy : "Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny MPANDAINGA" (ALEO MIFANENA AMIN'NY MPAMOSAVY TOY ZAY MIFANENA AMIN'NY MPANDAINGA) ALEO MIFANENA AMIN'NY MPAMOSAVO TOY ZAY MIFANENA AMIN'NY MPANDAINGA). Ity mbola ohatra iray, isika dia firenena anisan'ny firenena faran'izay mahantra eran'izao tontolo izao, sy voalohan'ny amin'ny KOLIKOLY tsy misy tsy mahafantatra an'izany eran'izao tontolo izao. Nefa hoy Atoa Andry Rajoelina fa tsy angataka intsony amin'ny vahiny hono isika raha izy no tonga amin'ny fitondrana, raoviana izany raha toa ka lany izy, mbola lazainy koa fa ny firenena vahiny no hangataka amintsika, nofy nofy izany. Hataoko daholo izao rehetra rehetra izao ao anatin'ny fotoana fohy (BUILDING -LALANA - HANANA TELEPHONE - ORDINATEURS DAHOLO ahafahana mifandray amin'ny e-mails - Facebook - Messenger sns sns - 4 L - JIRO isan-tokantrano avy amin'ny alalan'ny "PANNEAU SOLAIRE" aty "France" aza tsy mahatakatra panneau solaire satria lafo loatra nohon'ny toha-drano araka ny filazan'i Atoa Marc RAVALOMANANA, omeny omby vavy be ronono sns sns. Izao vao hita fa mpandainga i Atoa Andry RAJOELINA, tonga saina ve ianareo sa tsia, betsaka ny porofo, koa miangavy re ka hiangavy antsika vahoaka malagasy, ny marina dia marina ary tsy maintsy hita foana. Koa handao re hifidy an'i Atoa Marc RAVALOMANANA LAHARANA FAHA 25

  • @nomeniavo2421
    @nomeniavo2421 5 ปีที่แล้ว +1

    Marina zany dada an