DINIKA TALATA 08 OKTOBRA 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 6

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 10 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka an’Atoa Marcel Ralainirina aminy fanafakany ny raharaham-pirenena, mbola mba misy ihany ny malagasy tia tanin-drazana! Antenaina fa tsy ho diso fifidy indray ramalagasy ka mbola ihany anatin’ny mangidy zato eny noho izao!

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 10 วันที่ผ่านมา

    Aminay dia akoatran’i Tojo Ravalomanana IZAY VOATAIZA TAMINY FITIAVANA TANIN-DRAZANA MARINA dia tsy matoky iretsy kandida hafa iretsy izahay izay fitaovana hanakanana indray an-dRavalomanana ( zarazarao anjaka a!) fa hanohana kosa ity fitondran’i andry apooondra mpamotika tanteraka ny firenena ity! Ka raha te hiala anaty fahoriana mandrivorivo ianao ramalagasy dia mba sahia re mijoro miharo ny taninao sy ny taranakao fa aza voajamba aminy tolotra kely tsy hitondra lavitra! MBA MIERITRERETA HOE INONA MARINA NY ANTONY ANAKANAN’I ANDRY APOONDRA NY FILOHA MARC RAVALOMANANA HILATSAKA BEN’NY TANANA???

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 13 วันที่ผ่านมา +2

    Miarahaba anareo rehetra eto @ fandaharana dinika tompoko.
    Nahasahy nanilika Nicolas Sarkozy no tena niandohana nanonganana Président Marc Ravalomanana. Nahay nifidy mpanongana izy naka any Cédric jiolahy mpisetrasetra tsy ampy solaitra mora baikona.

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 10 วันที่ผ่านมา

    Marina mihintsy Atoa Marcel Ralainirina fa ny frantsay no tena tsy mila ny filoha Ravalomanana hitondra an’i Mkara SATRIA FANTATRIN’NY FRANTSAY FA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY MANAIKY HO ANDEVOZINY SADY AHAVITA NY MAMPANDROSO AN’I MKARA KA HO VOTSOTRA AMINY TANANY NY FANJANAHANA AN’I MKARA SY NY MALAGASY KOA NOTOHANANY ARY I SARKOZY MIHINTSY NO NIDITRA AN-TSEHATRA TAMINY FANONGANA-MPAJAKANA T@2009. Izahay dia tsy maharitra fa mandatsa an-dramalagasy nanampy ary avy eo manompo an’i andry domelina apooondra! Koa zakao re ny onjany satria io apoondra io no nofidianareo, nanenjehanareo ny filoha Ravalomanana! Raha mbola tsy faihy NA TSY AMPY NY MANJO DIA MIZARAZARAHÀ INDRAY KA MIFIDIANA OLONA TIA TENA MITETIKA NY TOMBOTOANY MANOKANA!

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 13 วันที่ผ่านมา

    Aza alefa lavitra ny fisainana fa ireo mpangalatra izay nanao izay nampahantra ny olom-pirenena Malagasy no tokony hendahana eny daholo ny fananana tsy azo t@ rariny.
    Misaotra anao Atoa faniry nanolotra ny fandaharana ary ny mpamakafaka androany.

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 13 วันที่ผ่านมา +2

    ATY CANADA KOA MBA MANARAKA