REHAREHAKO NY HAZO FFPM 102 KEROBIMA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.พ. 2022
  • FFPM 102 - Reharehako ny hazo
    Atolotry ny Kerobima Finoana
    FLM Avaratr'Ankatso
    102 - Reharehako ny hazo
    1. Reharehako ny hazo
    Nijalian’i Kristy;
    Manda fiarovana avo
    lalofako aty.
    2. Azon-doza maro aho,
    Tery koa ny lalana;
    Tsy ilaozan’i Jesosy
    Mpanome fiadanana.
    3. Raha lany re ny andro
    Mampiadana indray.
    Tsy hadinoko ny hazo
    Nentin’ny Mpamonjinay.
    4. Ny anjara aty an-tany
    Tsy mba mahavesatra
    Noho ny hazo fijalianao,
    Hazo mahasambatra. Amen.

ความคิดเห็น • 3

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 ปีที่แล้ว

    🙏💟💟🙏

  • @benjaminaraso1992
    @benjaminaraso1992 2 ปีที่แล้ว +1

    SOA!

    • @skotef
      @skotef  2 ปีที่แล้ว

      Atolotra anao tompoko amin'izao zoma masina 2022 izao. Nanolotra ny ainy ho antsika Jesosy.