Tantara malagasy - Manenjik'aloka

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 ปีที่แล้ว

    Nampalahelo kely ery fiafarany le tantara 😢😢😢😢makasitraka indrindra tompoko 😊

  • @bakolyratovonirina7140
    @bakolyratovonirina7140 2 หลายเดือนก่อน

    waouh tiko be, mankasitraka ny mpanoratra s ireo mpilalao 💕

  • @apop3771
    @apop3771 ปีที่แล้ว

    Merci bcp nizara

  • @miary2475
    @miary2475 4 ปีที่แล้ว +1

    Mampijaly tena ny fampirafesana e !
    Misaotra fa manome anatra foana ny tantara ô

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ary mankasitraka be dia be nizara ny tantara.

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara

  • @fifalianamanantenafiainana8586
    @fifalianamanantenafiainana8586 4 ปีที่แล้ว

    tsara ho an'ny sofina. finaritra ho an'ny vetso po manginan'ny alina sy irery ny asa ny asa soratra-kanto rehefa niangalin'ny mpiantsa sy ny mpanatotosa, miavaka amin''ny fahita mazàna,
    sitraka ho anao nizara ho anay lavitra aty,

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra fa tena manampy @ asa-htao itony tantara hatolotrareo itony. Mirary soa hatrany Tompokô.

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nareo nizafa fa tena afamp tateraka zahay!!

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    Msaotra betsak njai nanolotra tompoko o . ❤🎼🙋‍♀️

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizara e💕💕💕

  • @Nwaaf1100
    @Nwaaf1100 4 ปีที่แล้ว +1

    Tia tena ranga ny bandy a.kozy e.tena mahay mandangolango.no sady mamy ny ary fy ko ny aty.loza nizy ireny..f tsara le tatara

    • @carolerandria7882
      @carolerandria7882 4 ปีที่แล้ว +1

      Marina zany vadiny vadiny mandrakizay fa zay manaiky ny tsindry azo lena na ankilabao de aloka mandrakizay ny azy.

  • @augustemovrel1140
    @augustemovrel1140 4 ปีที่แล้ว

    Coucou Nomena-Rinah. Faly mihaino ny tantara vaovao.

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 ปีที่แล้ว

    Vo hisino fa mankasitraka saad eeh 🙏🙏🙏

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว

    Tsara ilay tantara misaotra nizara . Asa raha ratsifa ilay ao @ faribolana sandratra v no nanoratra ilay tantara sa tsia ??

  • @malalafitiavana4679
    @malalafitiavana4679 4 ปีที่แล้ว

    Tia tena be le lehiahi

  • @erickaandrianony1932
    @erickaandrianony1932 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci bcp ❤❤❤

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @zoeandrianarison53
    @zoeandrianarison53 4 ปีที่แล้ว

    Tsara fa tohizo e de misaotra

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @herisitrakaratsimbazafy6337
    @herisitrakaratsimbazafy6337 4 ปีที่แล้ว

    MANKASITRAKA Tompoko

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraky indrindra Tompoko nizara an