merci poopy.c'est une message pour le parents séparés. laisser pas votre enfants en souffrance c'est vous qui sont mis ou monde donc respect pour les enfants inoncants a cause votre erreur.
Mba misy firy loatra ny ray amn-dreny ankehitriny mihaino ity hira ity ka tsy ho tonga saina...??? Iza tokoa moa no nanery anareo hoe ataovy tonga eto an-tany izahay...INDRINDRA fa ianareo Ray tsy matahotody ireo...Tsy ny fara vodilavakin'ny AFOBE ve no sahaza ho anareo ? Mieritrereta tsara ry tanora vao manambady fa aza mampijaly ny taranaka ho avy ah !!!
tsy ny Ray irery fa misy koa izahay lehilahy no tia zanaka sy vady fa misy koa ireo reny tsy mijery zanaka fa tia tena zavatra niainako izany rehetra izany fa aty aoriana izy vao manenina hoe ndao hifamerina fa zaho no tsy mety intsony satria be loatra ny fahoriana aratsaina sy vantana azoko taminy izany fa ampy izay . jereo ny commentaire ko io ambony io . misaotra
Tena zava mitranga sy misy tokoa io tononkiran I Poopy io ary be ny voadona mafy NY fon NY ankizy nilaozan dray aman dreny,ary lehibe izy reo aty aoriana vao tonga saina MIVERENA e.BRI
Tsisy tsy vita ny fifampiresahana ny fiainana, raha naheno an'ito hira ity aho hatramin'izay dia nandinika ny RAD'ko ary tao ny fifampihenoana sy ny fifandeferana ho anay zanany, ankehitriny dia izaho indray no lasa RAD, fa mafy ny mahita an'ireo zaza nilaozan'dRENY na RAY eny @ fiaraha-monina eny. Ny ahy dia ny fahaiza-mihaino ary fifampiresahana no ato an-tsaiko rehefa misy ny rahona sendra manaloka anay, mirary soa antsika rehetra ary e...
ny anay vao dimy taona no nisaraka de tsy fantako oe inona ny antony satria mifanilika ry zareo..samy nanao ny fiainany izy roa de zahay ankizy no nizaka ny vokany
ireo zanako ny nampalahelo ahy noho ny adalan'ny reniny nangataka hisaraka nefa olona niadana sy tsy nisy naha ory fa sodoka ny hafa tany nefa nidona taminy rindrina aty aoriana vao manenina hoe ndao hifamerina fa ampy ahy izay ... mafy ny netiko noho ny fitiavako ny zanako fa ampy ahy izay ny fiainako efa milamina izao ary ny ataoko dia izay ha tafita ny zanako ... ho anareo aty aoriana dia eritrereto tsara ny atao fa aza tia tena fa ny zanaka no mijaly
Tu chante tjrs oci bien toutes tes zik j adore j'avoue bravo poopy parcontre bodo a été bien reçu par ma belle sœur dans le sud de la France elle et coiffeuse malheureusement j ai pas assisté au concert tampis la prochaine fois
Tsy mety lany hamamiana tiko bee, mis lesona tsara koo, merci poopy 🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤ d mirarisoa fona 💝💝💝💝💝
merci poopy.c'est une message pour le parents séparés. laisser pas votre enfants en souffrance c'est vous qui sont mis ou monde donc respect pour les enfants inoncants a cause votre erreur.
Ndriiii...latsaka ny ranomasoko 😢😢😢 ny zaza no mizaka ny adalany RAD😢😢😢
Merci pour cette belle chanson ,merci pour le partage 😢❤
Ndriih hirako hatram kely hatramzao mbola milatsaka foana ny ranomasoko😢😢
Fiainana daholo izany Poopy a !!! Kanto daholo ny hiranao ,,, Misaotra mandrotsirotsy hanay mpankafy anao
Ny RAY mpandositra adidy no tena tsy rariny! Ny reny mantsy mety mahazaka ny irifiry ihany satria efa zatra niafy .
Mba misy firy loatra ny ray amn-dreny ankehitriny mihaino ity hira ity ka tsy ho tonga saina...??? Iza tokoa moa no nanery anareo hoe ataovy tonga eto an-tany izahay...INDRINDRA fa ianareo Ray tsy matahotody ireo...Tsy ny fara vodilavakin'ny AFOBE ve no sahaza ho anareo ? Mieritrereta tsara ry tanora vao manambady fa aza mampijaly ny taranaka ho avy ah !!!
tsy ny Ray irery fa misy koa izahay lehilahy no tia zanaka sy vady fa misy koa ireo reny tsy mijery zanaka fa tia tena zavatra niainako izany rehetra izany fa aty aoriana izy vao manenina hoe ndao hifamerina fa zaho no tsy mety intsony satria be loatra ny fahoriana aratsaina sy vantana azoko taminy izany fa ampy izay . jereo ny commentaire ko io ambony io . misaotra
Marin zany.hafa ny fianani zaza refa eo dada sy mama.ny kamboty aza efa tsy fidinyho azy..miveren rea...
Je me sens touché par ce chanson !!!
Mbà misaina raha misy ray aman-dreny mifanandrify amin'ity hira ity , ny sarahan'ny fahafatesana aza efa tsy fidiny.
Tablatures des des chansons malgache
Mieritrereta ihany ry dada isany an fa tsy nisy nanery anareo an merci poopy
Tsara be le hira eh! ra ray amandreny tsy tonga saina amzay d tsy hitako intsony
mba miverena ry dada ah neno oh mba valio zaho
moa ve tsy azo atao lay mifandamina eh
Tena zava mitranga sy misy tokoa io tononkiran I Poopy io ary be ny voadona mafy NY fon NY ankizy nilaozan dray aman dreny,ary lehibe izy reo aty aoriana vao tonga saina MIVERENA e.BRI
Mampisento zany hira zany huuuuuu
Tena narary be ny foko napihainoin’lay zanako anty hira ty,😢💔😥
Ts afaka à mbavak hira Itô atram kely maha tohiny ahy ilay iz niatra amiko tono kira 😥😥😥
Merci ! Tena tsara, tiako loatra
Fiaianana marina ve izany ,mampahonena !!!
raha mbola misy ny azo atao dia aleo mifandefitra hantrany e!pour nos enfants
tena marina
marina daholo ny anareo, fa tadidio koa fa misy koa ny vehivavy ts mahatanty miafy, ka fisarahana no hiafarany
zany ka hira, mankasitraka é
sniiif sniiif....any Dadako zay , mba aiza moa neniniko zay ??? lasa lavitra ka tsy nahita lalana miverina...miverena re...mitomany sy malahelo mafy anareo izahay rehetra rehetra...sniiif...mandria ampiadanana e....
dada o mba miverena
mbola tia anao foana aho (William 2016...)zokin'i fanja.
Quel arrangement musical...chapeau.
mpihira isan tiako i poopy...
Poooooopy pee pee
Merci pour la chanson
tsar foan miheno anty hatramzao!! classes de 8 eme za nivoak hira ito!!
i mama natelin'ny fasana mampalahelo e!
Tsisy tsy vita ny fifampiresahana ny fiainana, raha naheno an'ito hira ity aho hatramin'izay dia nandinika ny RAD'ko ary tao ny fifampihenoana sy ny fifandeferana ho anay zanany, ankehitriny dia izaho indray no lasa RAD, fa mafy ny mahita an'ireo zaza nilaozan'dRENY na RAY eny @ fiaraha-monina eny. Ny ahy dia ny fahaiza-mihaino ary fifampiresahana no ato an-tsaiko rehefa misy ny rahona sendra manaloka anay, mirary soa antsika rehetra ary e...
J'adore chansson 😘😘😘😘😘
Poop
ny anay vao dimy taona no nisaraka de tsy fantako oe inona ny antony satria mifanilika ry zareo..samy nanao ny fiainany izy roa de zahay ankizy no nizaka ny vokany
tsy atao mahakivy zany eh. anatra ho an' ny manaraka
... Nahoana ianareo eh no tsy mijery!
nataok iany ts itomany fa ts tantik : manindrona ny fonah hira ty
ny anay i dada de lasan'ny ol ambogadiny
Misaotra indrindra amn ilay hira.Andriamanitry ny fiadanana homba antsika rehetra
marna zan poopy a,,mankasitraka e
tsara tohizo hatrany ny ezak eeeeeeeeeeee
mafinaritra eh,fa tsy dia ita tsony ah!
tsara be mihitsy....
tiako be lay hira
MERCI
😢😢😢
Mankasitra e!
dada o miatso nao!
😥💔
Misaotra e!
❤️💕💝❤️💕💕💕
Serait-il possible de mettre la chanson "ZANDRY" de l'album MIFAMENO ?
Je la cherche partout sans succès...
tsara b
ireo zanako ny nampalahelo ahy noho ny adalan'ny reniny nangataka hisaraka nefa olona niadana sy tsy nisy naha ory fa sodoka ny hafa tany nefa nidona taminy rindrina aty aoriana vao manenina hoe ndao hifamerina fa ampy ahy izay ... mafy ny netiko noho ny fitiavako ny zanako fa ampy ahy izay ny fiainako efa milamina izao ary ny ataoko dia izay ha tafita ny zanako ... ho anareo aty aoriana dia eritrereto tsara ny atao fa aza tia tena fa ny zanaka no mijaly
💋❤️
thinking MADAGASCAR...
misaotra poopy a!
She calls herself Poopy?
Milay e
90mm000
mifandaminarahambolaazohatao,jereonyankizysynyhoaviny💑
"Poopy" dia teny Anglisy ho an'ny fivalanana
cheeto man , tu n'es qu'un con