Aza hadino ny mi-abonné ny kanal, mba tsy ho tara amin'ny Video vaovao ianao! :) Abonniere diesen Kanal, weil du dann auf dem neuesten Stand bleibst! :)
Tiako be hira ty ai ! tahian ny Jesosy hatrany nareo dia mirary Noel 2024 sambatra ho antsika rehetra ❤❤❤❤fiadanana no tononina aminareo rehetra AMEN 💖🙏🙏
Merciiii ô!!! Mahatsiaro mafy ny tamin'izany fotoana ny tenanay tanora zokiny tao aty ampitan'dranomasina aty. Ho ela velona anie trompetra fanantenana!!!
Aza hadino ny mi-abonné ny kanal, mba tsy ho tara amin'ny Video vaovao ianao! :)
Abonniere diesen Kanal, weil du dann auf dem neuesten Stand bleibst! :)
Tiako be hira ty ai ! tahian ny Jesosy hatrany nareo dia mirary Noel 2024 sambatra ho antsika rehetra ❤❤❤❤fiadanana no tononina aminareo rehetra AMEN 💖🙏🙏
Mankasitraka e, tsara be
tena tsara. noëly fiadanana tokoa.
Tiako loatra ❤❤
Joyeux Noël à tous de mirary soa ho tratran taona vaovao indray ary samia tahin Jesosy aby🙏🙏
Merciiii ô!!! Mahatsiaro mafy ny tamin'izany fotoana ny tenanay tanora zokiny tao aty ampitan'dranomasina aty. Ho ela velona anie trompetra fanantenana!!!