- 277
- 1 048 062
LeMAVO Records
Germany
เข้าร่วมเมื่อ 3 มิ.ย. 2015
Chorale: KTKB Edena Vaovao Morondava - LOMAiA - A/C: RANDIMBIARIJAONA Georges (Zôzô)
LOMAiA, hira nohirain'ny Chorale: KTKB Edena Vaovao Morondava tamin'ny Zaikabe FKTLM natao tany Toliara ny Oktobra 2018
A/C: RANDIMBIARIJAONA Georges(ZÔZÔ)
Arrangement :BIVY
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
© 2024 LeMAVO Musikverlag
Music-CD BIVY feat. ANNA "If You Will Love Me" I Musik aus Madagaskar:
tinyurl.com/24v8xp97

มุมมอง: 1 304
วีดีโอ
Mandehana ka mitoria - A/C Eugène Ramanankoraisina | HIRA FANEVA hanokanana ny FLM ALLEMAGNE [2024]
มุมมอง 3866 หลายเดือนก่อน
Mandehana ka mitoria - A/C: Eugène Ramanankoraisina | HIRA FANEVA hanokanana ny FLM ALLEMAGNE ny 29 sy 30 Jona 2024 Hymne zur Einweihung von FLM ALLEMAGNE am 29. und 30. Juni 2024 Hymne pour la Consécration de FLM ALLEMAGNE les 29 et 30 juin 2024 sites.google.com/view/flm-allemagne Evangelische Kirche Neureut-Nord (Neureiter Hauptstraße 260, 76149 Karlsruhe) Mandehana ka mitoria (... fa ianao k...
KTKB Edena Vaovao Morondava - EKEKO NY HADISOAKO A: Ratianasolo Henri | C: Down Rodgers & Eric Wyse
มุมมอง 447ปีที่แล้ว
KTKB Edena Vaovao Morondava - EKEKO NY HADISOAKO A: Ratianasolo Henri | C: Down Rodgers & Eric Wyse
FIHIRANA FFPM | 357 - TENY FIAINANA [Worte des Lebens] - Feo Piano Lyrics
มุมมอง 543ปีที่แล้ว
FIHIRANA FFPM | 357 - TENY FIAINANA [Worte des Lebens] - Feo Piano Lyrics
Chorale KTKB Edena Vaovao Morondava - MOLIA MALAKE - [Cover: Ambassadors of Christ: Nimekupata Yesu]
มุมมอง 2.3Kปีที่แล้ว
Chorale KTKB Edena Vaovao Morondava - MOLIA MALAKE - [Cover: Ambassadors of Christ: Nimekupata Yesu]
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - IZAY MATOKY AN'I JEHOVAH | [C Henri Aimé Ratianasolo] LIVE
มุมมอง 1.3Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - IZAY MATOKY AN'I JEHOVAH | [C Henri Aimé Ratianasolo] LIVE
CHORALE SEDERA - Inona kosa | A/C: Vahatra RAMILIJAONA
มุมมอง 811ปีที่แล้ว
CHORALE SEDERA - Inona kosa | A/C: Vahatra RAMILIJAONA
MIOMANA KA MIAMBENA - A/C: Eugène Ramanankoraisina (Antoko Mpihira | FLM Allemagne)
มุมมอง 4.4Kปีที่แล้ว
MIOMANA KA MIAMBENA - A/C: Eugène Ramanankoraisina (Antoko Mpihira | FLM Allemagne)
Ny Tsantan'Imahamasina - FIKASANA (LIVE)
มุมมอง 472ปีที่แล้ว
Ny Tsantan'Imahamasina - FIKASANA (LIVE)
Anjomara Anosivavaka - ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO? (LIVE)
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
Anjomara Anosivavaka - ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO? (LIVE)
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - JEROSALEMA [A/C: Bruno RABARIHOELA] (LIVE)
มุมมอง 1.6Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - JEROSALEMA [A/C: Bruno RABARIHOELA] (LIVE)
Ny KORAITA Manarintsoa Finoana - ESORY AMIKO RY RAIKO
มุมมอง 1.5Kปีที่แล้ว
Ny KORAITA Manarintsoa Finoana - ESORY AMIKO RY RAIKO
Fanokanana ny Tsangambato fahatsiarovana an'i BIVY (Morondava)
มุมมอง 186ปีที่แล้ว
Fanokanana ny Tsangambato fahatsiarovana an'i BIVY (Morondava)
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - HAVAOZY RE NY FOKO [A/C: Eugène Ramanankoraisina] (LIVE)
มุมมอง 1.9Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - HAVAOZY RE NY FOKO [A/C: Eugène Ramanankoraisina] (LIVE)
Mpanaraton'i Kristy FLM Tanandava Mahabo - HAINAO VA JESOSY? (A/C: Narijaona Venceslas Christophère)
มุมมอง 568ปีที่แล้ว
Mpanaraton'i Kristy FLM Tanandava Mahabo - HAINAO VA JESOSY? (A/C: Narijaona Venceslas Christophère)
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - AN'I JEHOVAH NY TANY | [Sal.: 24:1-2 /C: RATIANASOLO Henri Aimé](Live)
มุมมอง 1.9Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - AN'I JEHOVAH NY TANY | [Sal.: 24:1-2 /C: RATIANASOLO Henri Aimé](Live)
Chorale: KTKB Edena Vaovao Morondava - MANAO MAHAVELO - [A/C: Past. Ramarolahy Jean Denis]
มุมมอง 2.4Kปีที่แล้ว
Chorale: KTKB Edena Vaovao Morondava - MANAO MAHAVELO - [A/C: Past. Ramarolahy Jean Denis]
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - NY FIAINAKO | [A/C: Eugène RAMANANKORAISINA] (Live)
มุมมอง 3.4Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - NY FIAINAKO | [A/C: Eugène RAMANANKORAISINA] (Live)
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - MASINA NY RAY TSITOHA | [A/C: Randrianirina Florin] (Live)
มุมมอง 1.3Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 ha - MASINA NY RAY TSITOHA | [A/C: Randrianirina Florin] (Live)
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - NY FIHEVITRO TSY FIHEVITRAREO | [A/C: Randrianomenjanahary Marcellin]
มุมมอง 3.6Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA 67 HA - NY FIHEVITRO TSY FIHEVITRAREO | [A/C: Randrianomenjanahary Marcellin]
TROMPETRA FANANTENANA & NY TSANTAN'IMAHAMASINA - Ô ry fireneko [A/C: NDRATOSON Georges Benjamin}
มุมมอง 1.4Kปีที่แล้ว
TROMPETRA FANANTENANA & NY TSANTAN'IMAHAMASINA - Ô ry fireneko [A/C: NDRATOSON Georges Benjamin}
KTKB Edena Vaovao Morondava - MBEO AHO [cover: Rose Muhando - Mbella]
มุมมอง 4.1Kปีที่แล้ว
KTKB Edena Vaovao Morondava - MBEO AHO [cover: Rose Muhando - Mbella]
Chorale: Mpanaraton'i Kristy - NDAO TSIKA LONGO (A/C: Narijaona Venceslas Christophère)
มุมมอง 576ปีที่แล้ว
Chorale: Mpanaraton'i Kristy - NDAO TSIKA LONGO (A/C: Narijaona Venceslas Christophère)
FIHIRANA FFPM | 158 - Raha afaka entana aho aty [Feon'orgue sy tononkira] Lyrics
มุมมอง 259ปีที่แล้ว
FIHIRANA FFPM | 158 - Raha afaka entana aho aty [Feon'orgue sy tononkira] Lyrics
Trompetra Fanantenana 67 Ha - SAMBATRA NY FIRENENA [A/C: Florin Randrianirina]
มุมมอง 12Kปีที่แล้ว
Trompetra Fanantenana 67 Ha - SAMBATRA NY FIRENENA [A/C: Florin Randrianirina]
Trompetra Fanantenana 67 Ha - TSY HO ELA (A/C: Florin Randrianirina)
มุมมอง 36Kปีที่แล้ว
Trompetra Fanantenana 67 Ha - TSY HO ELA (A/C: Florin Randrianirina)
Trompetra Fanantenana 67 Ha - Vonon-kanaraka Anao (A/C: Evariste Aimé Ramanakoraisina)
มุมมอง 8Kปีที่แล้ว
Trompetra Fanantenana 67 Ha - Vonon-kanaraka Anao (A/C: Evariste Aimé Ramanakoraisina)
FIHIRANA FFPM | 480 - Mamy ny foko ry Jeso ô [Feon'orgue sy tononkira]
มุมมอง 702ปีที่แล้ว
FIHIRANA FFPM | 480 - Mamy ny foko ry Jeso ô [Feon'orgue sy tononkira]
FIHIRANA FFPM | 470 - Ny foko, ry Mpamonjy [Feon'orgue]
มุมมอง 357ปีที่แล้ว
FIHIRANA FFPM | 470 - Ny foko, ry Mpamonjy [Feon'orgue]
Trompetra Fanantenana 67ha - G.F Händel: To Thee Cherubim and Seraphim / Ireo Kerobima sy Serafima
มุมมอง 3.1Kปีที่แล้ว
Trompetra Fanantenana 67ha - G.F Händel: To Thee Cherubim and Seraphim / Ireo Kerobima sy Serafima
Ich will auch soeinen
Mamelombelon'aina,mankasitraka dia Samia maharitra @ asa fanompoana ❤️.
OK KTKB mankasitraka e
Réf- Lomaia malakia Tsy ho tratse ty afara Sarombaho ty Jesosy Fa ie avao ro lala ( 2 fois ) 1- Ndre maro ty soa Fandrike mahavoa Fiaigna tsy hita fara An- dagnitse ao ro raha ( 2 fois ) Réf... 2- Fiaigna mamerevere Devoly maneresere Mamary anao tsy ho agne Mba mihevera rolahy ( 2 fois ) Réf une fois ..... 3- Intoy ty talily Ty fagnavota tsy avily Fa ty ambeasa mpavande Mpamerevere Ndate ( 2 fois ) Réf....
❤❤❤❤ misaotra Tompo ô fa mamelombelona n'y fanahy izany Hira zany , amen
❤❤❤❤❤❤❤❤
Cute❤
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤❤❤😊😊😊😊😊😊😊😊😊🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤😊😊😊😊❤😊❤😊😊❤😊❤😊❤😊❤😊❤😊🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉❤🎉🎉🎉❤🎉❤🎉 das ist süß
TSARA BE TIKO BE LE TENU
mankasitraka hatrany misaotra ny zanak'i Libanona nametraka hafatra soa .Izay manan-tsofina aoka izy hihaino ka hahare ny teny soa voafono an-kira eto. misaotra anao Tompo ....soa ihany fa eo ianao hitarika ny lalanay. Ka hoy aho hoe :Vonon-kanaraka anao aho anio mandrakizay.
Ao avao Toliara zay lahy ❤
Mahavelo bevata ! ❤
Coral ambohipaly betafo
NY FIAINAKO- TROMPETRA FANANTENANA Tsy ho haiko tantaraina Jeso ny fitiavanao Harena sarobidy mamiko ka holalaiko Satria ny gadra nentiko, e voavahanao Ka tonga velombelona ny aiko Dia tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao Na maro ireo ankaso ento an-taninay Ny fiainako ny ho aviko Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo o Ny tenako ny hirako Na ireo vavaka iantsoako anao Atolotro apetrako Ho eo am-pelatananao ireo Ray o Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao Ambara-pialako handao izao tany izao Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao Na maizina mikitroka aza ety Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho Anao Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao Dia hira fihobiana no dradraiko Ianao no masina ianao no mahery Ianao no Mpamonjy sy mpanavotra T & F : Eugène Ramanankoraisina
Misaotra indrindra e!
@@lemavorecords Tsisy fisaorana e
Tahin'i Jesosy aby lahy ❤, merci Trompetra 🥰
🤟🤟
tsara loatra. mampitomany
this guy just got a fortnite emote
SÜSS
Sao de misy misy "KTKB Jesosy Avao" clip
jjkl
tiako
Ny mpamanga groupe
❤
👏👏👏🫶
Soasoa mare, aba , nigniko ! Tandregnesiko avao koa ty kaikin'i Jesosy ❤🙏🙏🙏
Maharesy lahatra tokoa ny fiainanareo am-pinoana lehibe 🙏
💔💔😭😭🙏
😊🥰🥰🥰🩷🩷🩷🩷🩷🩷💖😻😻🐶🐶🐶
Mankasitraka ee
AMEN🙏🏻❤️❤️
Merci tsara b
merci
Misaotra indrindra Andriamanitra ô fa lehibe ny anaranao ! Hideranao mandrak'ariva izahay 🙏
Voaray ny hafatra zaiko. Bravo pour la chanson Florin. Deraina Jesosy
Quelle merveille cette chanson !
Tsara loatra e. Tsara bé ilay hira, tsara bé koa ny exécution
Tiko loatra ny taniko .Tiko ianao ry madagasikara ❤❤❤❤
Ahy i Madagascar
AMEN AMEN AMEN !
💞🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka ❤
❤️🙏❤️
Ankiniko Aminao ny Fiainako Jesosy, na maizina mikitroka aza ety !
Merci beaucoup. Bonne journée bénie à toi. ❤
Misaotre
Misaotra ZANAHARY ❤🙏
Misy fakàna tahaka ilay version Ny feo mamantonalina ihany ity hira ity surtout ilay vao manomboka
"Oh no..." **Sees that the cat is OK** "Oh" **Cute meow** "I-I-I just wanna make sure you're OK" **Cute meow**
The second one was so cute omgg😭😭💖💖✨️✨️