Tandremo Ireny Combat Kely Atrehina Ireny

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 ก.ย. 2024
  • Mivavaha mandrakariva. Na mafy na mora ny combat atrehinao.
    Aza hadino ny mi-abonné ato @ chaine TH-cam!
    Facebook - newlifemadagascar
    1 Tesaloniana 5:16-18 - 16Mifalia mandrakariva. 17Mivavaha ka aza mitsahatra. 18Misaora amin’ny zavatra rehetra fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao amin’i Kristy* Jesosy ho anareo.
    Efesiana 6:18 - Mivavaha mandrakariva ao amin’ny Fanahy amin’ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, koa miambena amin’izany amin’ny faharetana sy ny fangatahana ho an’ny olona masina rehetra,
    #Jesosy​​ #Jesoa​​ #Andriamanitra​​ #Kristianina​​ #Malagasy​​ #Madagasikara​​ #Toriteny​​ #Baiboly​​ #Kristy​​ #Malagasy​​ #Gasy​​ #Madagascar​​ #Fiangonana​​ #Fiderana #FanahyMasina #mpino #mpivavaka #fitiavana #fiderana

ความคิดเห็น • 1

  • @danielMangal
    @danielMangal 10 หลายเดือนก่อน

    Thank you! We must always pray God in all situations!