Tsiaro :Isa Roa Telo ( clip officiel)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2014
  • by Audacious Photographie
    www.audacious-photographie.com
    www.roly-miarantsoa.com

ความคิดเห็น • 58

  • @jaheliajah1556
    @jaheliajah1556 5 ปีที่แล้ว +4

    Na maloka aza ny andro Na mibaliaka ny masoandro Dia fantatro fa misy olona tsy mba manary ahy Raha tojo fahoriana Raha sendra fifaliana Dia tsapako fa misy azy, tsy mba manary ahy Saingy hisy fotoana, zay ahatsapako ny tsy fisianao Satria ianao lavitra ahy, ka hahatsiaro irery aho Tsy tapitra hatreo lay fiarahana Tsy rava maina eo akory ilay fitiavana Tsy tapitra hatreo, ilay finamanana Hatolotro ho anao ‘ty hira ity, tsy hanao veloma aho sanatria, Fa ho fahatsiarovanao ahy, hahatsiarovanao ho ahy Tsy sitrapony hoe akory, izany fifandaozana izany Na dia tiana aza ny hiaraka, dia tsy maintsy misaraka Lavitry ny maso hono hoe “ akaikin' ny fo” Tsy ahasakana ahy izany F’izaho dia mbola hitia anao hatrany Saingy hisy fotoana, zay hahatsapako ny tsy fisianao Satria ianao lavitra ahy, ka ahhatsiaro irery aho Tsy tapitra hatreo lay fiarahana Tsy rava maina eo akory ilay fitiavana Tsy tapitra hatreo, ilay finamanana Hatolotro ho anao ‘ty hira ity, tsy hanao veloma aho sanatria, Manantena aho fa hiverina aho indray androany Ohh manantena aho , f’isika mbola hihaona , hifankatia indray

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara e. Tsy rava n'y finamanana s'y n'y fitiavana. Fanantenana. :-)

  • @angelenahavotra530
    @angelenahavotra530 9 ปีที่แล้ว

    Oooowow! Lay clip Tsisy kihana ,tiko beeeeee!!!!!

  • @Ramanou14
    @Ramanou14 9 ปีที่แล้ว +9

    Avy de izy zany e ! (y) Tsara lesy e

  • @fitiadaviddeux1736
    @fitiadaviddeux1736 4 ปีที่แล้ว +1

    Il me dit que je suis belle- Patricia Kaas

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 5 ปีที่แล้ว

    Manjakely ny nièce ko sady mahay mihira. Muammm!!!!

  • @mikaelladoro8840
    @mikaelladoro8840 9 ปีที่แล้ว +1

    enft le clip!!!! Mlay b mhtsn en+ j'aime bcp le zik

  • @nyharimirana581
    @nyharimirana581 9 ปีที่แล้ว +1

    hatsarana hia re izy zany kou.... :) mlay b eee :) tena ts mis kihana!!!

  • @raharinivosonharilanja3734
    @raharinivosonharilanja3734 9 ปีที่แล้ว +2

    Cool ! un clip réussi à 95 %

  • @bijoubijou8621
    @bijoubijou8621 5 ปีที่แล้ว

    Un grand merci pour cette chanson

  • @biadmvj8246
    @biadmvj8246 9 ปีที่แล้ว +2

    Efa nankafy an'ity hira ity a t@ izy mbola audio ftsn fa zao vo mé waouhhh! mankasitraka e!

  • @miharyzor2895
    @miharyzor2895 9 ปีที่แล้ว

    Magnifique!!! :')

  • @fitiamiangoty1770
    @fitiamiangoty1770 4 ปีที่แล้ว

    uhmm atsiarovako ol ty hira ty,,,tu me manke bouh😞😢💔

  • @ashley_jry
    @ashley_jry 3 หลายเดือนก่อน

    Tsara loatra!

  • @annahandria5112
    @annahandria5112 7 ปีที่แล้ว

    tsy tapitra hatreo ny fiarahan. marina munts❤️

  • @idealynoums4819
    @idealynoums4819 8 ปีที่แล้ว

    bravo Les filles!!!j'aime

  • @Jesusismymaster1
    @Jesusismymaster1 6 ปีที่แล้ว

    tsaraaaa bee 😍

  • @herimbolandanitratsimbinia1350
    @herimbolandanitratsimbinia1350 9 ปีที่แล้ว

    mlay beuh le vazo an! tsaroko fona le vadiko vo maeno azy ah suuur minnts

  • @matthewtiaraharizatovo573
    @matthewtiaraharizatovo573 8 ปีที่แล้ว +3

    Nous vous aimons!

  • @mamitianarova882
    @mamitianarova882 4 ปีที่แล้ว

    Tiko ny miheno an'ity hira ity,mandona ny foko lotra

  • @lirenceratompoarivelo6041
    @lirenceratompoarivelo6041 5 ปีที่แล้ว

    Ankafiziko b io hira io, sur Liantsoa an!

  • @rakotonandrasanaminoarisoa5215
    @rakotonandrasanaminoarisoa5215 6 ปีที่แล้ว

    Tsy tapitra hatreo ilay fiarahana 🌹

  • @vivi77777
    @vivi77777 9 ปีที่แล้ว

    tsara

  • @razafindratsimbaanjarasoa6023
    @razafindratsimbaanjarasoa6023 9 ปีที่แล้ว

    tsara be, mila tohizana

  • @Valiniry
    @Valiniry 9 ปีที่แล้ว +1

    Tsara eh! :D

  • @faniezettor8570
    @faniezettor8570 6 ปีที่แล้ว

    J'aime J'aime 🤔🤔💗💗💗

  • @nirinarinorandrianandrasan3692
    @nirinarinorandrianandrasan3692 9 ปีที่แล้ว

    tsr be le hira e!

  • @manamiarybrunoandriamiarin1729
    @manamiarybrunoandriamiarin1729 9 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e!

  • @ralalatianahafaliana4858
    @ralalatianahafaliana4858 9 ปีที่แล้ว

    tsara be!!

  • @andoniainaharijaonaandrian9753
    @andoniainaharijaonaandrian9753 9 ปีที่แล้ว

    Tena tsara... tiako lotr

  • @hobysoamia8691
    @hobysoamia8691 9 ปีที่แล้ว

    ts sitrapony oe akour izany fifandaozany izany ...
    Atolotro anao ity hira ity

  • @lanjaandrianarivony3280
    @lanjaandrianarivony3280 9 ปีที่แล้ว

    tsara e!!!!

  • @ro_mazava_ny_678
    @ro_mazava_ny_678 7 ปีที่แล้ว

    Luciana ❤

  • @HasinaAngelot
    @HasinaAngelot 9 ปีที่แล้ว

    Tsara be ,tena ts azer

  • @ramampiandranjara
    @ramampiandranjara 9 ปีที่แล้ว

    Otran'ny oé mihaino whitney houston zany. Fa na izany ar 'mlay é. (y)

  • @lyzarasolonoelina9474
    @lyzarasolonoelina9474 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara le hira

  • @user-jw5pn9kq4g
    @user-jw5pn9kq4g 9 ปีที่แล้ว

    tiako .....milay b lay vazo ry iz roa a

  • @AndriamizakaBiazatianaVoarasoa
    @AndriamizakaBiazatianaVoarasoa 9 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ô!!!

  • @anjaandriantiana7490
    @anjaandriantiana7490 7 ปีที่แล้ว

  • @Just___Louane
    @Just___Louane 2 ปีที่แล้ว

    Tsara loatra

  • @ramanantsoamiora4533
    @ramanantsoamiora4533 9 ปีที่แล้ว

    somary ela ny chargement sinon cva be ilay clip, mankasitraka e! bisous

  • @andrianinaarison5013
    @andrianinaarison5013 9 ปีที่แล้ว +1

    tsara ee

  • @mox2tana
    @mox2tana 9 ปีที่แล้ว

    sura! :D

  • @ranaryveloholyniah630
    @ranaryveloholyniah630 9 ปีที่แล้ว

    j'aime bien

  • @lovaniainarandriamanantena3286
    @lovaniainarandriamanantena3286 4 ปีที่แล้ว

    Mbola ankafiziko foana ity vazo ty e.....

  • @harizotiji2923
    @harizotiji2923 6 ปีที่แล้ว

    Zany ka hira (y)

  • @mamitianaraharimalala5232
    @mamitianaraharimalala5232 6 ปีที่แล้ว

    tsara b akie a

  • @akimskya
    @akimskya 7 ปีที่แล้ว

  • @bijoubijou8621
    @bijoubijou8621 4 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra

  • @lovejay8555
    @lovejay8555 9 ปีที่แล้ว

    C bien

  • @jessijean2823
    @jessijean2823 8 ปีที่แล้ว

    tsara be na le feo futsn ar

  • @herilanjarakotondrainibe6296
    @herilanjarakotondrainibe6296 9 ปีที่แล้ว

    ok!

  • @astroraiken1606
    @astroraiken1606 4 ปีที่แล้ว

    hi i found this

  • @rabefialyjonathan3309
    @rabefialyjonathan3309 ปีที่แล้ว

    Good

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 9 ปีที่แล้ว +2

    j'aime bien le clip... mais jpréfére la version originale de la chanson... :(

  • @maxkawaguchi6409
    @maxkawaguchi6409 6 ปีที่แล้ว

    th-cam.com/video/BwyWmqV_RJc/w-d-xo.html io jereo ry mpakafy aaa