Marka 16: 15 - Famelan keloka (Part 2)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 3

  • @evarand2810
    @evarand2810 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra Andriamanitra isika de misaotra betsaka tompoko Pasteur fa toro-lalana lehibe ary fahalalana momban'ny soratra masina no zarainao aminay isanandro isanora,ka tena velombelo-panahy zahay mpianatrao zay mihaino anao sy izay mandray lesona hoan'ny tenany kou. Makasitraka indrindra tompoko Pasteur o 🙏🙏

  • @tokynandrasanajudianah5143
    @tokynandrasanajudianah5143 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka indrindra. RANAMANA, @ fizarana ny Tenin"Atra ho anay
    Ny ainganie ny Fanahin'ny JESOA KRISTY TOMPONTSIK anie hitoetra @ olona tsirairay,
    Ainganie koa, Ka samy ts ho mpitazona, ny helokin'ny hafa avy isika rehetra, tahaka ny tsy nitazoman'ny JESOSY ny helontsika ihany koa,, no ts hitazonantsika an'ny namantsika.
    Satria ny Fanahiny izay tao @ KRISTY de mpamela Heloka,
    ary izay manana ny Fanahin' I KRISTY de ts maintsy mamela heloka toizany koa.
    " Fa raha misy tsy manana ny Fanahin'i KRISTY dia tsy azy Izy ,
    " Romana 8; 9 " Lioka 6: 36

  • @mariaangelina4026
    @mariaangelina4026 ปีที่แล้ว

    Dera sy laza ho any tompo
    Ary misaotra betsaka any Pasteur mba mizara sy mampita ny soratra masina