Raha zah aloha otrany reo 6 miananda mianaka reo de tonga de minjanona fa vakina fotsiny ny alasanany nimero 4 very vola fotsiny nareo tsy manakivy anareo zah fa @ manaraka indray mbol hobe no sisa fa courage nareo
Ny kinasan'izy ireo anie fia ny hanapayitaka ny mponina eto Antananarivo kanefa didot pakika ry zareo satria efa leo ny vahoaka ka manome lamosina azhy ireo. Tsy tratra ny tanjona ,! Tara loatra ,! Halabato angamba sisa fa raha ity sary ity dia tsy hovtafa intdony fa efa mailo ny vahoaka!😅😅😅😅
Makasitraka nareo tompoko ❤
Misaotra ry Antananarivo ee!❤❤❤❤❤
Manomboka mivoaka Antananarivo izany a
Missions accomplie