Mampatsiahy tantara talo be t@radio ireto anarana ireto Asa Raha izy na tsia ts tadidiko ny titre fa ireto anarana ireto de ny fizotra an ilay sary mohetsika de izy Tojo Sy Aina Bary Sy mino Drasy Sy bovola Tahina zandriny I Aina efa ao izy ndray no lasa vadiny Tojo fa tsy Aina
fa aona fa lasa ohatrany mijery theatre fa tsy misy dynamisme mihitsy le scene fa mba mila fanamboarana be annn. miditra ao anaty cadre de eo de blabla bla de tapaka . de aonaty cadre ndray de oe na ilay scrpit ary ary lasa maivana be a tsy mitovy tamin ny ilay izy vao nanomboka intsony.
Mankasitraka tompoko tena tsara be miandry tohiny ndray fa aza atao ela be ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsarabe ❤❤❤
Fa rovina sarango pitia 5 tsisy tohiny
1 commes... merci beaucoup
Tohiny aza atao ela be Tompoko 👍👍👍👍👍👍💝💝💝
❤❤❤ ito kosa lou film gasy tena mfinaritra sad mahay mpilalao
Tiko be le film, mpankafia ny tenako mafinaritra ahy daholy le personnages rehetra 👌👌👌
Lainga re zao ry Mino ah ,misaotra nizara 😍
Mercie e afaka fividianana Cd zay ....hay kay connexion vidiana Lol
Aza mamp tokik 😂😂🤣🤣
@@veekar7866 Marina izany eee
@@juannarodlish3954 Miandry ny 5 ndray e!!!
Merci beaucoup❤
Tsara bé le izy miandry tohiny manaraka indray de misao tompoko ❤️❤️❤️😘😘😘😍😍😍
Rahoviana kay ny tohiny azafady?
Merci enfin 😍😍😍🙏🙏🙏
Bonne journée à vous aussi et à très bientôt gros
Tojo mafati2 merciii bcp lesia
Reny tsy tapa-tongotra namilafila...Tara loatra. Rehefa tsy afaka vao mitomany.
Merci beaucoup,miandry tohiny o !
Merci ❤
Mankasitraka indrindra Tompoko 💖💞🧡❣💝❣💕💚💙🇲🇬🇲🇬💖💞♥️❣💝💕💚🇰🇼🇰🇼💜💞🧡♥️❣💚💚💚💚
Mankasitraka eee!!! Tena tsara be; Miandry ny tohiny mankasitraka.
Tokony mba efa misy 5 kosa eeeeh!
Milay be💻😀fa mankasitraka ee
Aiza ny tohin fa ef miandry
Misaotra betsaka o miandry tohiny zahay o🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼💝💝💝
2eme com
Mahagaga ah fa i Tojo rery no nahafinaritra ahy nijery ity film ty de i Malala
Mankasitraka tompoko fa tsara be ny filme tsika 😍😍😍🙏🙏🙏
Fa aiza ny tohiny o
Rahoviana kay ny 5 azafady fa efa liana bé hijery ny tohiny oo
Mankasitraka
Misaotra betsaka nareo nizara😍❤
😍😍😍Manja izy izany....
Misaotra Nizara oh 😊😊😊
Tsara aloha ny tantara sy fireska
Omeo @ zay ny party 5-6, misaotra.
Milay.fona ny filme refa misy any Rajao sy pasitera ohatra kely Benja kely tena miavaka aloha Rajao @ hahaina milalao filme 👑👑👑👑
merci, ary aiz le 5??? sa mbol ts misy ve?
Mankasitraka tompoko ô 🙏 fa tsara be 💖💖💖
Mampatsiahy tantara talo be t@radio ireto anarana ireto Asa Raha izy na tsia ts tadidiko ny titre fa ireto anarana ireto de ny fizotra an ilay sary mohetsika de izy
Tojo Sy Aina
Bary Sy mino
Drasy Sy bovola
Tahina zandriny I Aina efa ao izy ndray no lasa vadiny Tojo fa tsy Aina
Aiza tohiny fa efa miandry
Tsara fa toizo leizy👩🏼💼😞
Mankasitraka Tompoko ❤❤❤❤👏👏
Misaotr betsak nizar 😍😍🙏🙏
Rajao aloha de tena mafinaritra fona e
Tena marina zay zay filme misy azy milay be.
Eza fiz 5 tompoko
Misaotr
Tss tohiny tsony zay izy ty v?
De miandry ny manaraka 🐨
Merci beaucoup
Misaotra nizara
Mankasitraka oo
m'lay be ilay film mba aza atao ela ny tohiny
MBA mangatakany titre ny hira sy ny pihirany oòo
Tsara be miandry tohiny😅
Mankasitraka eeee
iza mpihira ilay danchall azafdy
Enjdzana.
Mb mangataka laiha 5
Ef tong ato ny nandrasan ef misaotr sahad tompok mbol vao miza
Miandry an le 5 makasitraka
revekooo
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Tsara ny film tsika
MANKASITRAKA
Mankasitraka f tsara b dia miandry n'y tohiny
Ra sovaly enao be tongotr 🤣🤣🤣
Sipa tsapolaka tsssh🤣🤣🤣
mankatelina e
fa aona fa lasa ohatrany mijery theatre fa tsy misy dynamisme mihitsy le scene fa mba mila fanamboarana be annn. miditra ao anaty cadre de eo de blabla bla de tapaka . de aonaty cadre ndray de oe na ilay scrpit ary ary lasa maivana be a tsy mitovy tamin ny ilay izy vao nanomboka intsony.
😍😍
Henjana ny laingany Mino 🤣🤣
Mataotra tetezana pastera
Sipa tsapolaka🤣🤣🤣
N
TS miova miintsy le pilalao
hiraniza angah le @ farany teo iny
Merci 😊
😍😍
Merci ❤️