ไม่สามารถเล่นวิดีโอนี้
ขออภัยในความไม่สะดวก

Miakara amin' ny toerana ambony/ODAM (Onjan-Drafitra Antoko Mpihira)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ส.ค. 2024
  • 👍🎁 • HENIKY NY FAHASOAVANA ...
    1- Miakara amy toerana ambony dia ambony
    Ianao izay mitory Vaovao Mahafaly,
    Ilay hafatra soa ho an'ireo ao Siôna ;
    Ataovy antso avo ho renesim-bahoaka
    Ianao 'lay mpitory Vaovao Mahafaly
    Ilay hafatra soa ho an'i Jerosalema.
    2- Esory ny tahotra, akaro ny feo,
    Lazao amy vohitra ao Joda hoe :
    indro fa tonga ny Tompo Nahary,
    Ilay Tompo Mahery Andriamanitrareo.
    Ny herin'ny sandriny ampinga handreseny
    ho enti-manangana ilay fanjakany.
    3- Ireo valisoany dia manaraka azy,
    ny sandan'ilay fandreseny anoloany.
    Tahaka ny mpiandry izy miandry ny ondriny :
    angoniny ireo zanak'ondry rehetra,
    trotroiny izay kely sy mbola minono,
    ireo reniondry roahiny mora.

ความคิดเห็น • 13