Todin-dra latsaka ( Rdb)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 มิ.ย. 2024
  • Tantara gasy vaovao
    ⛔️TSY AZO AMIDY
  • เพลง

ความคิดเห็น • 22

  • @rovasoa
    @rovasoa 18 วันที่ผ่านมา +3

    Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️

  • @user-yc2wj6hi3s
    @user-yc2wj6hi3s 7 วันที่ผ่านมา

    ❤❤❤❤

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 18 วันที่ผ่านมา

    Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko f TS mahakajo mihenoaz ❤❤

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 18 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka ô misaotra betsaka nizara 😍

  • @Sahel-zz8vd
    @Sahel-zz8vd 18 วันที่ผ่านมา +1

    Saotra🎉😮

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 18 วันที่ผ่านมา

    Misaotra nizara ôo ❤❤❤

  • @guillaumerakotondravahy6108
    @guillaumerakotondravahy6108 18 วันที่ผ่านมา +4

    Misaotra nizara tompoko ô, saingy mba hamarino tsara ihany ny texte alohany hanantontosana azy fa misy indro kely ny mpandrafitra e, eny @ CEG no maka BEPC fa tsy eny @ Lycée kosa e, misaotra indrindra

    • @tefsonneoscar3206
      @tefsonneoscar3206 18 วันที่ผ่านมา +2

      Tsy azoko.
      Ito no texte:
      FY: Endrika mbola vaovao amiko aloha e! Fa raha ny fijeriko azy dia mety ankizy mpianatra hiakatra any andrenivohitra. Mbola tsisy lisea mantsy aty dia any andrenivohitra avokoa ny ankizy aty no manohy fianara vao mahazo ny marim-pahaizana bepc.
      Dia inona ilay tsy mety @ izany??

    • @guillaumerakotondravahy6108
      @guillaumerakotondravahy6108 17 วันที่ผ่านมา

      Miala tsiny fa ny nandraisako azy hoe: eny @ Lycée no mahazo marim-pahaizana BEPC, misaotra indrindra

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 14 วันที่ผ่านมา

    Misaotra nizara!!

  • @TodisoaLucienFanantenanaHASIMB
    @TodisoaLucienFanantenanaHASIMB 17 วันที่ผ่านมา +1

    mampalahelo ilay ankizy avy any ambanivohitra andeha hiakatra aty Tana........Mankasitraka

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 15 วันที่ผ่านมา

    Misaotra indrindra nizara tompoko❤😊

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 18 วันที่ผ่านมา +1

    Misy feo tsara sady rapide dia nivoaka ny tantara nandeha t@ RDB teo . Sady mihaino zany Gasy Rakoto no manao enregistrement 😂😂😂

  • @nadyarakotoarimanana9221
    @nadyarakotoarimanana9221 18 วันที่ผ่านมา +1

    Vo hihaino

  • @user-bz9rz2uq9z
    @user-bz9rz2uq9z 18 วันที่ผ่านมา

    Merci bcp nizara

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 18 วันที่ผ่านมา

    Mankasitraka indrindra Tompoko 💔💔

  • @zaramamymerancella9109
    @zaramamymerancella9109 17 วันที่ผ่านมา

    Misaotra nizara

  • @andrianantonio2636
    @andrianantonio2636 17 วันที่ผ่านมา

    Rehefa misy maty izany dia tsy maintsy manangatra foana.

  • @Henintsoa-pp6jk
    @Henintsoa-pp6jk 17 วันที่ผ่านมา

    Merci

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 18 วันที่ผ่านมา +2

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @nororaharimalala5229
    @nororaharimalala5229 18 วันที่ผ่านมา

    Lay fiafaran' tantara misy lasa adala foana kosa aloha lasa matetika loatra 😏. Fa misaottra e!

  • @MejarivolaManitra
    @MejarivolaManitra 18 วันที่ผ่านมา

    😂Tsis feo