NADOBOKA ENY ANTANIMORA I JEAN LUCE❗MPITSARAN-DOZA, FITONDRAN-DOZA HOY FANIRISOA ERNAIVO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น •

  • @raholimananatiana6265
    @raholimananatiana6265 4 วันที่ผ่านมา +12

    Ravatomanga daolo no ao ambadik io. Ny mahagaga dia efa maro isika no mahalala izany f samy mihainohaino fotsiny eny na volamena ,sokatra bois de rose , téléphérique nanampina ny trosan taranaka ndray ,lalana tsy vita .......,fotona izao,ndao avotana ny taranantsika

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 2 วันที่ผ่านมา

      avotana par distance eto @ youtube ve

  • @sylvianerakotomalala164
    @sylvianerakotomalala164 4 วันที่ผ่านมา +4

    Trop lôtra ny ao am Trubunal ao, mba mandry ve ny sainareo mpitsara amnio ataonareo io?tadidio fa And/tra tsy andrinareo anie ka andrinay vahoaka iharan'ny tsindrihazolena😢😢😢 sans etat d'âme daol ny 95% nareo ao am Fitsarana.Jesoa ô! Vonjeo zahay fa mijaly😢😢😢

  • @fionnahrakoto
    @fionnahrakoto 4 วันที่ผ่านมา +3

    MPITONDRA DOZA MPAMOSAVY, MPAMOTIKA FIAIN'OLONA.

  • @doseup489
    @doseup489 3 วันที่ผ่านมา +3

    Aleo apoaka amin'izay ireo fozatay rehetra ireo fa ela izany

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 4 วันที่ผ่านมา +9

    Loza ty! Hatra'iza no fetra e!😮😮😮
    C'est digne d'un film de fiction tout ça ! 😮😮😮
    Mazava ny démonstration nentin'ny S.G.Tim!
    Sady juge ry zareo no parti ! OK!
    Atao otage lay zanany pour faire pression sur Atoa Jean Luce @ C'est connu comme système dictatorial !
    MIRAISA HINA IANAREO MPANOHITRA! HAVOTY ITY TANINDRAZAN-TSIKA ITY=> MIJALY NY MALAGASY !

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 4 วันที่ผ่านมา +4

    Refa ratsy tarehy Toa ity ramatoa mpitsara ity dia tena ratsy mbagn’ny fotom-pisainany, ratsy tarehy gema vava , voavidy vola , tsy mendrika ny ho mpitsara dondrom-belona fa fety amin’ ny fitiavam-bola, mbola ho avy koa ny anjaranao ary manodiava amin’ ny taranaka , an’i Jean Luc zao fa n6 manetta be mbola ho avy koa ramatoa ratsy tarehy. M1nodiava anao ny fitsaranao amin’ ny tsy marina.

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 2 วันที่ผ่านมา

      ratsy tarehy v io ramatoa io ? sao dia ny eritreriny fotsiny no ratsy

  • @LantoWEBER
    @LantoWEBER 4 วันที่ผ่านมา +6

    Aza mampiesona madame fa na ny mijery anao aza efa marikoriko , ratsy tarehy sady ratsy loha. Hita mihitsy fa voabaikon'ny Rajoelina sy Ravatomanga . Mbola ho avy ny farany fa tsy hijanona ela eo nareo.

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 2 วันที่ผ่านมา

      toneo ny fo, saina ampiasaina. tsy mana-tsafidy io ramatoa io, efa tafiditra ao anitin cours des grands izy , izay baikon rajoel s ravatomanaga sy ny karana no tsy maintsy arahiny. Diso kosa izy raha nadray ilay andraikitra efa fantatra fa hanompo @ rajoel sy ry vatomanga miaraka @ karana

  • @fionnahrakoto
    @fionnahrakoto 4 วันที่ผ่านมา +2

    HO AVY NY ANJARAN'IREO FAIKAN'OLONA IREO.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 4 วันที่ผ่านมา +5

    Ty Mme Minisitra NARINDRA Navalona Minisitra ny fitsarana ty, mila tadiavagna SILAMO mahay BADRI tsara, Vavany mila Sima , izy paralysé, ry havany mampangery izy mandritra ny taona hivilaomany, satria mpamosavy io Mme NARINDRA Navalona io. Mety aminy tsara BADRÎ.

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 3 วันที่ผ่านมา +2

    Mivondrona daholo isika malagasy Tsy vaky volo, ndao isika mpanohitra rehetra hanavotra ny firenena sy ny vahoaka, hitaky ny marina
    Tsy hanaiky ny rediredin’ity ramatoa halako bika Tsy tiako tarehy ty sy ny Ceñí devoly mpandainga sy mpangalatra tsika
    Hita fa voavidy vola sy voan’ny pression ianao ramatoa
    ka miteny Tsy voahevitra, zany ve atao ministre ny justice? Tsy misy vertèbre? BADO
    Marina ny voalazan’i Mr Koto sy Mme Fanirisoa 🙏
    Sahia amizay re mivonona tompoko o ,ny vahoaka efa noana sy fadiranoIvana Tsy misy intsony ny Antokona
    Ty Mba misy hafatra
    Kely hatsipiko ho an’ny vahoaka sasany mbola voavidimbola ka mbola revo dia revo
    “Hajanony tompoko ny manao merci président Ny navalin’i Rajoelina ny Merci-nareo d zao fahoriana tsy hita popoka zao
    koa. ahirato ny maso tompoko o
    Mitsangana manao rodobe miaraka Am mpanohitra rehetsa, hanavotra ny firenena sy zo-tsika tsirairay avy, ary hitaky ny MARINA
    Mahereza daholo

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 4 วันที่ผ่านมา +1

    Fitsarana FOZA 100/100

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 4 วันที่ผ่านมา +2

    Mpitsara vilambava. NDOZA Gadrao ndray koa izaho fa manompa anareo MPISOLELA-POZA, et alors

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 4 วันที่ผ่านมา +3

    Olon tsy mendrik ny hopitsar ve no atao pitsar ko in no fantany?

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 4 วันที่ผ่านมา +1

    Aza manantena valim-pifidianana marina avy @ fitsarana izany isika. Izao no ataon'ny mpitsara.

  • @andryrandrianarisoa9472
    @andryrandrianarisoa9472 3 วันที่ผ่านมา +2

    Mba mahita tory ampiadanana v ity ramatoa ity?

  • @billiotte8811
    @billiotte8811 4 วันที่ผ่านมา +1

    Le zavatra MARINA navoakany fa lany teto Tana Renivohitra ny Candidat Ben"ny Tanana TOJO RAVALOMANANA no omeo lanja fa tsy nanakorotana I Ngahy Jean Luce fa nilaza ny Marina ! Mbola ho tsaraina anao Rtoa procureur !

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 3 วันที่ผ่านมา +1

    Mpisara lozanareo

  • @Lañanaña_võlamèna_501
    @Lañanaña_võlamèna_501 4 วันที่ผ่านมา +4

    Ity izany ilay hoe FI(a)TSARAM-belatsihy ara-bakiteny tanteraka. Ny lokon'ny akanjon'i Justitia aza mibaribary be hoe mirona sy midorehitra mankaiza. Aiza ho aiza ilay hoe FITSARANA TSY MITANILA 😞? Raha ny tena marina dia ny FITSARANA/MPITSARA no rangory fototry ny AFO sy ny TSY FANJARIANA eto Madagasikara hatramin'izay naha REPOBLIKA "demôkratika???" an'ity firenentsika ity fa tsy vao tamin'ny 2002 mankaty fotsiny. I Justitia misary JAMBA no manindry mizàna sy mikapa loha amin'ny sabatra ny tsy manantsiny eny ankalamanjàna. Ohatry ny tsy ny DEMOS intsony no tompon'ny KRATOS eto fa ohatry ny hoe Mpanjaka nanandra-tena izany izay mihevitra ny tenany ho tsy refesi-mandidy. Raha izao zava-misy izao dia tsy tokony ho 2025 ny taona iainana eto Madagasikara fa 1625 angamba. Ampisotro TANGENA mivantana na ankolaka izay olona nampangain'ny mpitondra ihany angamba no sisa tsy ataon'ireto mpitsarachiks = apparatchiks ireto. Raha maninomaninona any am-ponja any aloha io OLOMBELONA nendahina ZO tamin'ny tsy RARINY io dia tsy misy tompon'andraikitra hafa tsy io Ramatoa io sy izay nampirisika azy nanao ny nataony. Io OLOMBELONA hitsakitsahin'ny mpitsarachiks io dia karazanà osin-keloka hialana bala sy hanafenan-javatra fotsiny fa i Madagasikara iray manontolo mihintsy no tadiavin-dry zareo ireto hasesy ho faty any amin'ny tany efitra = hadoboka mba hatelin'ny fonja mandrakizay. Tsy ny CÉNI fa i Madagasikara sy ny Malagasy 99% no nisy "ni-piRRRater" ka misy manao ampihi-mamba ny ZOny sy ny HARRRENANY isanandro isanandro eto an-TANINDRAZANY.

  • @godefroyvidot5020
    @godefroyvidot5020 4 วันที่ผ่านมา +1

    Mbol ho hitanreo fa voahozona inareo sy n'y taranakanareo

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 4 วันที่ผ่านมา +1

    Tsy misy ilàna azy ny vahoaka malagasy.
    Olona mbà miady ho azy dia tsy raharahainy.
    Mbola zaza, fahotana izany rà olona 30 ka hatra à 50 taona, tsy mendrika ho avotana akory.
    Tsy mendrika ny anaisorana an'i rajwel.
    Ka mahereza miaina à ny maimbo ao.

  • @billiotte8811
    @billiotte8811 4 วันที่ผ่านมา +2

    ka manino isika no mitavozavoza mitory avy hatrany ny CENI ?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 วันที่ผ่านมา

    Pitsara vokarama

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Mangina amzay e sao maratra eo, sao hangaroposy eo koo

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 3 วันที่ผ่านมา

    Enga anie mba ho sahala amin'izao koa ny fampiharana ny lalàna amin'ny lafiny rehetra dia ho lasa lavitra isika. Misaotra Tompoko

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 3 วันที่ผ่านมา

    dia gaga ny tena fa olona lazaina fa manam-pahaizana ve dia efa hitany fa loza no miandry azy dia mbola ho ataony ihany fa ianareo aloha no mitondra dia ataovy daholo izay tianareo hatao rehetra

  • @FelixTOMBOSOA-np1xu
    @FelixTOMBOSOA-np1xu 3 วันที่ผ่านมา

    Mpanakorontana n'y mpanohitra

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Reto mpanohitra rehtra reo no tena tokony samboruna dool

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 3 วันที่ผ่านมา

    Miandry anareo êê! Aza be tatasika ato fa tonga dia midîna!!!

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 3 วันที่ผ่านมา

    Niditra otran'ny olona rehetra izy e!

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 4 วันที่ผ่านมา

    Tokony atao ny vahoaka aja lambo mihitsy io filoa ny ceni io sy ny taranany tsy avela mipetraka eto Madagasikara Mandrakizay zareo fa tena manimbanjimba ity Madagasikara tsika ity ,sy io viavy Minisitra io

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Tehizara chou-fleur eo ianao ko zao vao oaiaoay. Zp sambory any dooly reo rangah fa mpitaribato vilambava a

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 2 วันที่ผ่านมา

    ceni zany mitovy @ ministeran ati-tany ihany. i Atalah no ceni nandany @ rajaonarimampianina avieo lasa ministry rajao ho fankasitrahana azy. marina nen'i Didier hoe atao inona io ,maninona no aty afrika ihany

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Fa kay ve rehf tsy manaraka n'y sitraponlah de lozabe e

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Tena manakorotana saimbahoaka, mpampiady olona mensrika faizina e

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 4 วันที่ผ่านมา

    🤯🤯🤯🤯🤯

  • @issopdessay7032
    @issopdessay7032 4 วันที่ผ่านมา

    La justi ce malgache est a deux vitesses, pourquoi on entend rien de la justice quand il y a détournement des fond publics,les affaires sur le trafic de l'or et autres pierres précieuses etc..sur la délivrance des milliers des ordonnances pendant la dernière élection municipale...

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 วันที่ผ่านมา

    Tena efa fanaon'ity razoky ty mihtsy kay ty fanakorontanana saimbahoaka ity

  • @clauderakotomalala2354
    @clauderakotomalala2354 4 วันที่ผ่านมา

    Ra tena misy izany lanjany fahamarinana izany dia alefaso ny Barry hoanizay tena nanao ny tsy mety eto @ tsika izay mahay izany olona tsy manjary eto @ tsika izay milaza ny fahamarinana dia gadraina aiza isika vahoaka ! Izao e resy ny marina manjaka ny aqa ndevoly tsimanjary tsivanona jirama ndoza koa etsy andaniny mampijaly vahoaka ve tena loza izany

  • @njakazaka4803
    @njakazaka4803 4 วันที่ผ่านมา

    Misy atahoran mpanohitra nagah no tsy sahy miaro ny namany voafonja tsy aradrariny???
    Mila henjana kou nareo fa scenario toa izao ve de ekena fotsiny??

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 4 วันที่ผ่านมา +1

    Tsy menatra mintsy ti ramato mitondra loza ty hanody zanakao ny vavolombelon pandainga ataonao.

    • @faralahycomptable
      @faralahycomptable 4 วันที่ผ่านมา

      fa efa voasoratra hoe aza mividy vola ny marina handetika ny namanao

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 4 วันที่ผ่านมา

    Ny mpanohitra modaka...n'y mpitondra misalobo komana...bla bla fotsiny daolo

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 3 วันที่ผ่านมา

    Marina tokoa fa tokony henjana amin’ny lafiny rehetra ianareo mpanohitra. Betsaka reo namanareo voafonja Tsy ara- drariny, d ekensreo ve ???!!! vonjeo ry zareo fa Tsy avotra e. Aza avela vita ho azy amizao
    Faly mamaky ny zavatra Tsy hainy akory lay ramatoa vilam-bava ty.
    Mr Jesn Luce lasa otage n’ireto tsy vanona ireto, d ny Ceñí madio tsy misy pentina
    Mba manam-bady amanjanaka ianao ramatoa ratsy endrika sy ratsy fanahy ary ianareo mpitsara corrompus reto
    koa manodiava amin’ny taranaka faramanfimbinareo mianakavy ka Tsy ho zakanareo ny valin izao
    Asa raha mahita tory ianao ramatoa; fa enga anie ka henjehan’ny eritreritrao andro aman’alina ianao
    Bado sy vendrana daholo nareo Tsy mahay ny asan’ny fitsarana, voadaka d miteniteny foana Tsy mahalala zay resaka informatique akory d manasazy olona tsy ara-drariny
    Mahatatesa valim-piakarana

  • @4devmada355
    @4devmada355 4 วันที่ผ่านมา

    Tena hoe kitaboziny be koa le ramatoa manazava. Tena heverin le nandra reto fa tsotra be ohatra ny manao kolikoly sy mitabataba pr izany hoe miditra anaty server izany letie? kkkkk Oh leretsy eee, resaka firenena ilay resaka eto, ary resaka securité ana server ana fanjakana izany tena mila tay aminamany.
    Tena mba asio logique pr nama le zavatra ataonareo fa masosopory a. Tena sanabavy e.
    Imehezana fotsiny nareo miezaka manadio tena.

  • @JOYCEFLY-zl9hl
    @JOYCEFLY-zl9hl 4 วันที่ผ่านมา

    Manao an Andriamanitra tsy misy ry henjana

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 4 วันที่ผ่านมา

    MANFIKELOKA NY CENI. VARINA NAMADIKA NY VATON' FIFIDIANANA DIA NI KLIKE TAMPOKA T@ VATO NAMPIFAMADIHANY reto CENI foza dia JEAN Luce. no namoterany azy. Fa izao tadidio tsara ny tenu ' DELE AZ MIARA- MANONJA. Hameriverena ny Vahoaka @ hamohany ny halatra namadihany ny fifidianana

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 4 วันที่ผ่านมา

    Mpandainga ianao Madame mpisolelaka mbola hoavy nianjaranareo mpisolelaka Rajoelina misy KARMA ry forongony Rajoelina

  • @FelixTOMBOSOA-np1xu
    @FelixTOMBOSOA-np1xu 3 วันที่ผ่านมา

    Anao mavandy fa tehanakorontana foana

  • @FelixTOMBOSOA-np1xu
    @FelixTOMBOSOA-np1xu 3 วันที่ผ่านมา

    Zahay Vahoaka aza ataonareo fitaovana hakana fitondrana satria rehefa Tonga eo ianareo Dia tsy ahitanay Vahoaka tombontsoa