Tantara malagasy 104 FM DIDIM-PIAINANA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 36

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +1

    Miarahaba tompoko . Mba andefao tantara reto zahay fa tena maafapo mihintsy ny tantara ataonare 🙋‍♀️🎧😍

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka atrany Tompo ô afaka fialamboly mihitsy mieno Tantara Malagasy 🇲🇬🇲🇬😍

  • @ralisonvero2028
    @ralisonvero2028 4 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ana mihintsy n mihaino ny tantara nare

  • @herisitrakaratsimbazafy6337
    @herisitrakaratsimbazafy6337 4 ปีที่แล้ว

    Anatra be hoantsika Rd . Merci bcp tsara

  • @xuli7493
    @xuli7493 4 ปีที่แล้ว

    oweeee་.misesy mintsy zany tantara zany.misaotra mapiala voly anay pankafy e🙏✌️🎧📲👍

  • @jeannickclaudiahajazakasoa4457
    @jeannickclaudiahajazakasoa4457 4 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂oh lehiretsy a aza mampijaly zaza toy izao e 😍😍😍😍😍

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka anareo tompoko fa mahafinaritra be lay tantara 😍😍 miandry lay tantara vaovao indray 😍😍

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao indrindra Tah Rinah fa tena miheno tantara vaovao fona avy aminao izahay Tompoko o!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Hi3. Tantara ka tantara re zao. Misaotra e!

  • @malala06andrian98
    @malala06andrian98 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra e
    Fa tena nivanitika totale mintsy za 😂😂😂😂😂..
    Foranolondehibe 🤣🤣🤣🤣🤣
    J adore

  • @abusadaabu7939
    @abusadaabu7939 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak tompoko 😍😍

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 ปีที่แล้ว

    Tsy hay koa ny hisaotra ny Radio 104 FM , hoela velogna e!

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 ปีที่แล้ว

    Tena makasitraka fa misaotra betsaka tompoko nizara

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 4 ปีที่แล้ว

    Bsr raharaha bé ilay dieimpotra efa lehilahy lehibe
    Ohatry n'y tsy gasy fa vazaha
    Misaotra n'y mpandefa eh

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa7048 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fa vita haingana by pasoka sady mihaino tantara

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 ปีที่แล้ว

    Ripaka zah 😂😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 ปีที่แล้ว

    😂😂😂😂😂 tsara loatra ny tantara amty radio 104 FM ity, mankasitraka bdb.

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 ปีที่แล้ว +2

    mankasitra e 😍

  • @tinasoaprincia9632
    @tinasoaprincia9632 4 ปีที่แล้ว

    Tapaka tsinaiko marina mafyy😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣

  • @malalatinamalalatina9083
    @malalatinamalalatina9083 4 ปีที่แล้ว +1

    Oleretsy ah mafinaritra na ranga miheno le tantara ity 104fm ty ah , sady nahazo basy le bema kely no nahaso fasoavana aaah🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @miangolaspeyer1813
    @miangolaspeyer1813 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Be dia Be.

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 4 ปีที่แล้ว +1

    D ho sitrana sahady v ny fery afaka 2volana, nef hanambady 🙈🤣🤣🤣

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 4 ปีที่แล้ว

    Bnswr daholo ee de mankasitraka ihany fona

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara f d afapo. 😃😃😃

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara ee

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว

    🎧❤🙋‍♀️ msaotra

  • @hanitrajoelinejohansson4090
    @hanitrajoelinejohansson4090 4 ปีที่แล้ว +1

    So de milalao fery ao lekely ko maratra be ao... 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @jeandeuxlaurane369
    @jeandeuxlaurane369 4 ปีที่แล้ว

    🤣😂😂😂🙈🙈🙈🙈😜😜😜 Misotra

  • @onalllopa229
    @onalllopa229 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ❤

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko

  • @kwkw5158
    @kwkw5158 3 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkkkkkk ts mimoehy loza

  • @angelamurahgustave5462
    @angelamurahgustave5462 4 ปีที่แล้ว

    mba loza ko zany 😂

  • @clive-cynthiadaniels2269
    @clive-cynthiadaniels2269 4 ปีที่แล้ว

    😅😅😅

  • @damsontojo3589
    @damsontojo3589 4 ปีที่แล้ว

    c😂😂😂😂😂😂😂😂kkkkkkkk mapme be sd mampalahelo no mahamenatra

  • @kostkanieella2066
    @kostkanieella2066 4 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkkk ts mimeh loza kkkkkk