- 54
- 189 221
Roland Razonarison
เข้าร่วมเมื่อ 24 ม.ค. 2019
Fa angaha-Felaniary et Lilie-Karaoké
Laisser.vous accompagner par nos deux artistes ayant de sublimes voix, sinon exceptionnelles ! Donc inimitable ! Nécessite beaucoup d'entrainement:
มุมมอง: 49
วีดีโอ
A Dieu soit la Gloire- To God be the Glory-Chorale Hasimpeo FPMA Montpellier 2020-2021
มุมมอง 19214 วันที่ผ่านมา
Merci au Seigneur de nous avoir permis de réaliser l'enregistrement de ce chant, juste après la période intense du COVID-19. Bon écoute à tous et à toutes. Que le Seigneur vous bénisse.
Natiora vao maraina (Henri Ratsimbazafy 1961)
มุมมอง 2023 หลายเดือนก่อน
Hira efa teo ihany izy ity nefa nisy nanala dia averiko eto. Les anciens le connaissent très bien ! Le chant matinal juste avant de partir pour l'école. Aie aie aie ! tsy vita ny devoir en plus ! Isika eto an-tany sahirana tokoa mikaroka izany atao hoe zava-tsoa ny vita-nanahary adinodino ao kanefa miharihary ambany masonao. Rehefa tsy miasa ireo mpifankatia dia indreny fa lasa mandeha miara-di...
ANGAMBA (RAMAROSON Wilson)- Karaoké
มุมมอง 2015 หลายเดือนก่อน
Interprété par notre Salomon national, La plus belle voix de Madagascar, voix légendaire et inimitable ! les mots ne sont pas faibles ! Il est accompagné par Fara en général. Essayez d'interpréter ce magnifique et éternel chant si vous y arrivez. Faites vous plaisir quand même avec votre chérie par exemple. Mahazahoa fahafinaretana tompoko ô !!!!
Les Vieux mariés - Michel SARDOU (karaoké)
มุมมอง 3236 หลายเดือนก่อน
Chant de mariage ! Soyez heureux les enfants !!! Soyez sages dans tout ce que vous allez faire et entreprendre. Que Dieu vous bénisse. Dada et Neny.
NOHO ILAY FITIAVANA IHANY ( Voahirana sy Ratsimbazafy)- KARAOKE
มุมมอง 3256 หลายเดือนก่อน
Hiram-pitiavana. Z'inona koa moa ry havana izay olona tsy manam-pitiavana ? Mila manao répétition tsara vao mahay ity hira ity an ! A vos micro !!!!!
Sarotra Tiavina (H. Ratsimbazafy sy voahirana 3 mirahavavy)
มุมมอง 1336 หลายเดือนก่อน
Taona 1970 tany ho any. Discomad. Original
Amorony fo madio (Fihirana Ambohitantely faha-13)
มุมมอง 787 หลายเดือนก่อน
Hira voarakitra ao anatin'ny fihirana Ambohitantely tamin'ny taona 2002. Natao fankakazana ny faha 140 taonan' ny fiangonana. Sangan'asan'ny mpiara-mivavaka anankiray, Robson Zolalaina. Faly indrindra aho mizara izany eto. Azo hiraina toy ireo fihirana fanampiny amin'ny fotoam-pivavahana isan'alahady, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
Nofinofy tsindrindrina (RR Majunga-1960) -KARAOKE
มุมมอง 3349 หลายเดือนก่อน
Musique traditionnelle, chantée lors d'une grande occasion: Mariage, réunion de familles...N'hésitez pas de monter sur scène, le rodobe n'a pas besoin de micro !!!! Soyez heureux !
Resinao (Bodo et Njakatiana)- KARAOKE
มุมมอง 1.4K9 หลายเดือนก่อน
Une des chansons phares et très connue des années 90. En chantant correctement vous pouvez cacher l'imperfection technique dû aux logiciels utilisés. Quand l'amour nous tient à coeur ! GASY KA MANJA e !
Ilay sarinao (MR. Razafy)- Karaoké
มุมมอง 1.8K10 หลายเดือนก่อน
Le groupe Mr Razafy, composé de cinq frères et soeurs,' a été fondé par le compositeur Razafindramanitra Antoine. Groupe mythique qui a laissé dans nos mémoires des chants très mélodieux en commençant par "Ataoko ahoana".... Surtout des chansons d'amour comme celle-ci !!!
Odian-tsy hita ve ? (Henri Ratsimbazafy)-KARAOKE
มุมมอง 1.5K10 หลายเดือนก่อน
Henri Ratsimbazafy sy Voahirana telo mirahavavy.
Hira ô hira (Bessa-Bodo-Lola)-karaoké
มุมมอง 44110 หลายเดือนก่อน
Auteur compositeur : Bessa Musique traditionnelle malagasy.
Satria tia ahy ianao (H. Ratsimbazafy- Ny Tsara nindramiko)-Karaoké
มุมมอง 1.1K10 หลายเดือนก่อน
Extrait de l'album Ny tsara indrindra nindramiko. L'album porte bien son nom. Glisser sous la peau de Ratsimbazafy ici !!! Chant de mariage encore. Maharena tokatrano o !!! Bisous amin'ny molotra nareo roa kosa e !!
MIVADY NY FITIA (Bessa et Lola)- Karaoké
มุมมอง 1.1K10 หลายเดือนก่อน
MIVADY NY FITIA (Bessa et Lola)- Karaoké
Ny Fitiavako anao (BODO sy FELANIARY)
มุมมอง 1.5K10 หลายเดือนก่อน
Ny Fitiavako anao (BODO sy FELANIARY)
FITIAVAKO AN'IALAHY (RAINDIMBY sy VOAHANGY)-1978
มุมมอง 4K10 หลายเดือนก่อน
FITIAVAKO AN'IALAHY (RAINDIMBY sy VOAHANGY)-1978
FFPM 440 Ry Kristy o! Mpanjakako.Orgue Hammond XK1-C. J.S Irvine/ Arr. D. Grant (1833-1893)
มุมมอง 569ปีที่แล้ว
FFPM 440 Ry Kristy o! Mpanjakako.Orgue Hammond XK1-C. J.S Irvine/ Arr. D. Grant (1833-1893)
Atolotro Anao ny Foko (Bessa)- Pour mariage ou baptême
มุมมอง 2.4K2 ปีที่แล้ว
Atolotro Anao ny Foko (Bessa)- Pour mariage ou baptême
Ho tanjona (Bessa, Bodo, Lola, Lalatiana, CA-CMA Ambohitantely)
มุมมอง 56K2 ปีที่แล้ว
Ho tanjona (Bessa, Bodo, Lola, Lalatiana, CA-CMA Ambohitantely)
Ny ampitso no hitsara (Bessa 2014-Mpihira sy mpitendry tsy fantatra anarana)
มุมมอง 14K2 ปีที่แล้ว
Ny ampitso no hitsara (Bessa 2014-Mpihira sy mpitendry tsy fantatra anarana)
Hary eletra (Naly Rakotofiringa)- KARAOKE Feat Salomom or Ludget
มุมมอง 3K2 ปีที่แล้ว
Hary eletra (Naly Rakotofiringa)- KARAOKE Feat Salomom or Ludget
ALEOKO IRERY - ALOMA (production H. Ratsimbazafy)
มุมมอง 6K2 ปีที่แล้ว
ALEOKO IRERY - ALOMA (production H. Ratsimbazafy)
MITETY ONJA (Gil' RAMIALISON)- Karaoké - Mme Célestine et Eugène Razafiarison
มุมมอง 5542 ปีที่แล้ว
MITETY ONJA (Gil' RAMIALISON)- Karaoké - Mme Célestine et Eugène Razafiarison
Tena tsara ty hira ity,mamy ery
❤ Kanto dia kanto tokoa na ny feony na ny tonony fa indrindra ravahan'ireo feo mangan'ireo Chorale Ambohitantely ❤
Elle rape super bien !!
Mba alefaso ato raha misy manana version originale Zoely Ratsimbazafy
tena tsara
"Feo Tantely" koa tao anatiny raha ny fitadidiko
On est pas si vieux que ça hein🤔😂
❤
hey I have been listening to about 10 different people playing this song. I learned it from the moon and the banana tree compilaton cd. Hello from US<3 I love how you play this song, the way you play behind the beat, dragging the tempo back, it makes all the melody so much sweeter How I remember the song should be played. very beautiful playing
Misaotra tompoko
Milay be
❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka zandry
Tena tsara ity hira ity ary efa elah be no nitadiavako azy depuis 20ans fa zao vao itako ❤🎉! Nahenoko azy voalohany dia tao Mahamasina Fara doboka t@ propagande Pst Richard Andriamanjato! Tena navaky fo tokoa nieno azy tamin izay 😍😍😍😭😍
tena tao mihitsy io no nihiraina voalohany
merci pour ce beau partage !
❤❤😊
Fredy Ranarison... c'était notre époque...MISAOTRA BE pour l'interprétation
Milay e ? Izao vao hita hoe sangan'asa tena lehibe tamin'ny hira malagasy. Magnifique !! Merci Raindimby.
Tsara be!🥰🥰👍
Mankasitraka💐🌼💐
Version officiel ity. Mahazahoa fahafinaretana o !
Babo aho fa kanto lôtra
Iza no anaran'ise kay ?
KARAOKE
mankasitraka lesy kama a
Misaotra nizara❤ indrindra amin' izao lalan-tsarotra diavin'i Malagasy izao, 3 octobre 2023💔😭 latsaka ankaterena i Gasikara, "Mamy ny mody" Mankasitraka🙏
Tena tsara,misaotra.... Sao MBA misy solfa azafady tompoko?
Misy fa any amin'ny cave nay ! Dange be vao ho hita angamba !
@@rolandapostinona6107 MBA zarao eto ihany raha toa hita tampoka e 😄
Tena tsara. Tiko be. Tsy de be mpahay an
Tiko be le hira
Rip Aloma, souvenir avec ton frère avec ta sœur et ta maman à Tulear. Indrisy.😢
Cà doit être la meilleure version ! Orgue et voix ! Elle bat de loin celle de Zoely !
Nohirain'ilay vady malalako t@ ny fanambadianay, tiako ery.
Top ❗❗❗❗
Tena diso ny fiheveran'ny sasany fa azy ny Fiangonana na an'ny havany na ny razambeny satria efa ela tao na isan'ny nanorina ny Fiangonana ; fitaovana avy @ Atra ireny hanangana ny Fiangonana fa tsy tompony
Ny Fiangonana an'Atra fa tsy antsika ; isika Kristiana izay nanolon tena an'i Kristy no napetraka Atra ai @ Fiangonany mba ho fanasina sy fahazavana eo anatrehan'izao tontolo izao manomboka eo aminy tsirairay, ny ankohonana, ny fiara monina, ny Fiangonana, ny firenena ary izao tontolo izao.
Resaka "appartenance" anie io e, mahatsiaro ilay olona nanoratra (Bessa sy Toly) fa very raha tsy teo ny fiangonana nisy azy, fa tsy hoe izy no tompon'ny fiangonana akory ka.
Fisaorana omena an' Ilay mpihaino vavaka Tia antsika zanany.
Fiangonanay ❤️
Amen! Merci Mireille
Repentez- vous, le Seigneur appelle.
Aza mangataka andro intsony.
Amen! Ho an'andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra merci Mireille
efa ela tsy nahenoako azy ty...sao mba misy manana solfa an'azy io
Merci, mahafinaritra be
Misaotra e
Tena soa ,tokoa, JESO tompo no fitiavana mandrakizay 🙏❤
Fifaliana lehibe ho ahy amin'izao taona 2023 ny nahitako an'ito tato amin'ny youtube, voalohany, tsy nahatadidy titre an'lé hira, mankasitraka indrindra izay nandrotsaka azy tato.
Merci pour les paroles
Andray! Misaotra 🙏 Tena ela nitadiavana an izy ty aho 🙏
Tsara loatra ity hira ity
Vavaka tsara. Mankasitraka :-)
Tena tsara