- 6
- 33 634
Henika Andriamiarimanana
France
เข้าร่วมเมื่อ 2 ก.ค. 2013
iZAHO MAHALALA (clip officiel)
"Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza Izy , ka tsy hefainy? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?
IZAHO MAHALALA
Ny ahy ny Andriamanitro dia marina foana
Raha misy lazainy na nampanantenainy
Tsy maintsy ho ataony
Na ho ela na ho aingana
Amin’ny fotoany
Na dia tsy hitan’ny masoko aza Izy miasa
Na ela niandry aho tsy nisy nitranga
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Izaho mahalala, fa zava-mahagaga no nomaniny ho ahy
Ka dia hihira aho eto am-piandrasana Anao Tompo o !
Hihira aho, hoe ampy ho ahy ny fahasoavanao
Noho izay rehetra nataonao ho ahy
Izaho mahalala fa tia ahy Ianao
Ny ahy ny Andriamanitro dia tena tia ahy
Na dia izaho irery aza tety an-tany
Dia mbola nafoiny ihany, ny zanany tokana hamonjy ahy
Ka tsy omeny ahy maimaim-poana ve izay ilaiko
Izay iriko, izay hantenaiko

มุมมอง: 29 540
วีดีโอ
Jesosy Kapiteny // Henika
มุมมอง 368ปีที่แล้ว
"Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao." Josoa 1:9
Mpandova // Henika
มุมมอง 3.4Kปีที่แล้ว
"Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa" Rom 8:17
Hijanona eto aho // Henika
มุมมอง 208ปีที่แล้ว
"Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo" Salamo 84:10
Miantso anao // Henika
มุมมอง 71ปีที่แล้ว
"Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko." Apo 3: 20
Hitako Ianao // Henika
มุมมอง 105ปีที่แล้ว
"Ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany." Isaia 45:11 Andriamanitra dia velona, ary mahita anao, tena mikarakara anao, tsy manadino anao izany fa efa manomana ny tsara indrindra ho anao.