FAITH INTERNATIONAL
FAITH INTERNATIONAL
  • 86
  • 17 265
Hery mahavory harena - Pst Aintsoa RAZAFIMANDRATO
Hery mahavory harena - Pst Aintsoa RAZAFIMANDRATO
TH-cam : th-cam.com/channels/hJ09eUyWllhR9yyJqR1YmQ.html
Facebook : Pasteur-Aintsoa-Razafimandrato-100978608957213
มุมมอง: 933

วีดีโอ

HERY MAHAVORY HARENA - Pst Sandra RAZAFIMANDRATO
มุมมอง 679ปีที่แล้ว
HERY MAHAVORY HARENA - Pst Sandra RAZAFIMANDRATO Facebook : Pasteur-Aintsoa-Razafimandrato-100978608957213/ TH-cam : th-cam.com/channels/hJ09eUyWllhR9yyJqR1YmQ.html
Fananganana fiainam panahy mifamatotra amin'ny fananganana fiainana iray manontolo
มุมมอง 1.1K2 ปีที่แล้ว
Fananganana fiainam panahy mifamatotra amin'ny fananganana fiainana iray manontolo
Ireo Fanahy mitondra blocage eo amin'ny fiainantsika
มุมมอง 2.5K2 ปีที่แล้ว
Ireo Fanahy mitondra blocage eo amin'ny fiainantsika
Fiainana ao anaty planin'Andriamanitra
มุมมอง 1.3K2 ปีที่แล้ว
Fiainana ao anaty planin'Andriamanitra
Ny herin'ny Fanahy Masina
มุมมอง 2182 ปีที่แล้ว
Ny herin'ny Fanahy Masina
Afaka amin'ny blocage
มุมมอง 7112 ปีที่แล้ว
Ity fampianarana ity dia natao hanampy anao amin'ny fiainanao manontolo. Betsaka amintsika ny miaina ao anaty blocage ka tsy lasa lavitra mihitsy amin'ny fiainana. Manasa anao hanaraka hatramin'ny farany mba hahatakaranao ny zava-miafin'ny tenin'Andriamanitra sy ny tontolo ara-panahy.
Afaka manao Vaksiny COVID-19 ve ny Kristiana? Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRANTO
มุมมอง 2032 ปีที่แล้ว
Fahalalana mila hananantsika Kristiana
Fiainana tsara fototra/fananganana/fihazonana avec Pasteur Aintsoa RAZAFIMANDRANTO
มุมมอง 1.8K2 ปีที่แล้ว
Miarahaba antsika rehetra! Manonona izahay : fananganana ny fiainanao manontolo na ara-panahy na ara-nofo amin'ny anaran'i Jesosy. Raha mahasoa anao ity vidéo ity dia hasainay ianao mba hizara azy, mba hotahiana koa ny hafa! Ny ao am-ponay dia tsy ny hialanao amin'ny fiangonana izay misy anao, fa ny hitomboanao ara-panahy sy hihatsaran'ny fiainanao isaky ny misy vidéo alefanay. Inoanay fa na ai...
Mahery ara panahy miaraka amin'ny Fanahy Masina Pasteur Sandra RAZAFIMANDRANTO
มุมมอง 2.4K2 ปีที่แล้ว
Fotoana izao hikarakarantsika ny ara-panahintsika. Genesisy 1:2 - 26 "Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin'ny lalina. Ary ny fanahin'Andriamanitra nanomba tambonin'ny rano." "Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika" Eksodosy 31:3 "Ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-t...
Loharano ambony sy loharano ambany
มุมมอง 1063 ปีที่แล้ว
Loharano ambony sy loharano ambany Josoa 15:19 Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tsy tany misy rano no efa nomenao ahy, ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomeny azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany. Facebook : FiangonanNy-Finoana-faith-international-1664074050537690/ aintsoa.razafimandrato TH-cam : th-cam.com/channels/hJ09eUyWllhR9yyJqR1YmQ.html
Asan’ny Fanahy Masina
มุมมอง 1293 ปีที่แล้ว
Asan’ny Fanahy Masina
Vaovao mahafaly
มุมมอง 1303 ปีที่แล้ว
Vaovao mahafaly
Tsy maintsy mivavaka.
มุมมอง 783 ปีที่แล้ว
Tsy maintsy mivavaka.
Fantaro izay manan-danja amin'ny fiainanao.
มุมมอง 2073 ปีที่แล้ว
Fantaro izay manan-danja amin'ny fiainanao.
Tsy maintsy mivavaka.
มุมมอง 1483 ปีที่แล้ว
Tsy maintsy mivavaka.
Izy tsy maintsy mitombo, izaho tsy maintsy mihena.
มุมมอง 1113 ปีที่แล้ว
Izy tsy maintsy mitombo, izaho tsy maintsy mihena.
Olon'ny Fanahy
มุมมอง 483 ปีที่แล้ว
Olon'ny Fanahy
Miantehitra amin'Andriamanitra
มุมมอง 2463 ปีที่แล้ว
Miantehitra amin'Andriamanitra
Ny Fanahy Masina manangana.
มุมมอง 4273 ปีที่แล้ว
Ny Fanahy Masina manangana.
Olon'ny Fanahy.
มุมมอง 563 ปีที่แล้ว
Olon'ny Fanahy.
Mamelombelona ny fahahiko Izy
มุมมอง 453 ปีที่แล้ว
Mamelombelona ny fahahiko Izy
Faminaniana sy Fahitana
มุมมอง 653 ปีที่แล้ว
Faminaniana sy Fahitana
Tsy maintsy manao ny asan’izay naniraka Ahy
มุมมอง 224 ปีที่แล้ว
Tsy maintsy manao ny asan’izay naniraka Ahy
Tsy maintsy mivavaka
มุมมอง 424 ปีที่แล้ว
Tsy maintsy mivavaka
Izy tsy maintsy mitombo izaho tsy maintsy mihena 21 06 2020 2
มุมมอง 574 ปีที่แล้ว
Izy tsy maintsy mitombo izaho tsy maintsy mihena 21 06 2020 2
Mahereza ianao
มุมมอง 494 ปีที่แล้ว
Mahereza ianao
Ny tontolon’ny Fanahy Masina
มุมมอง 384 ปีที่แล้ว
Ny tontolon’ny Fanahy Masina
Mahery ianao amin’ny fijerin’Andriamanitra Pentecôte (2)
มุมมอง 274 ปีที่แล้ว
Mahery ianao amin’ny fijerin’Andriamanitra Pentecôte (2)
Tsy miady irery ianao Pentecôte 1
มุมมอง 354 ปีที่แล้ว
Tsy miady irery ianao Pentecôte 1

ความคิดเห็น

  • @RondroRandriamanantena
    @RondroRandriamanantena 2 หลายเดือนก่อน

    AMEN 🙏!! Tsy ampy izaho fa Mbola Manana be dia be homena ahy Andriamanitra ❤❤, Azoko ilay Tsara alavitra rampitso ho anay Mianakavy ❤❤❤ AMEN 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @RondroRandriamanantena
    @RondroRandriamanantena 2 หลายเดือนก่อน

    AMEN 🙏 AMEN 🙏 AMEN 🙏

  • @RondroRandriamanantena
    @RondroRandriamanantena 2 หลายเดือนก่อน

    Alleluia 🙏❤️ AMEN be

  • @RondroRandriamanantena
    @RondroRandriamanantena 2 หลายเดือนก่อน

    Alléluia 🙏🙏🙏!! Za Olona be fahasoavana amizay rehetra alehako!! AMEN 🙏

  • @miangalyHerintsoa
    @miangalyHerintsoa 9 หลายเดือนก่อน

    Tahin'ny Tompo Neny!!!🥰

  • @faramalalaleroy2906
    @faramalalaleroy2906 ปีที่แล้ว

    Tsy mana WhatsApp angaha i pasteur Aintso

  • @faramalalaleroy2906
    @faramalalaleroy2906 ปีที่แล้ว

    Tsara zany anatra zany

  • @nanierasol
    @nanierasol ปีที่แล้ว

    mankasitraka

  • @leaelisatrasoanirina7730
    @leaelisatrasoanirina7730 ปีที่แล้ว

    Misaotra an'i Jesosy, Ary Misaotra Ray aman-dreny ara-panahy, tena marina

  • @faramalalaleroy2906
    @faramalalaleroy2906 ปีที่แล้ว

    Bjr Tikobe ity fampuanarana ity,nareo angaha tsy mis WhatsApp

  • @norosoareginerakotozafy1290
    @norosoareginerakotozafy1290 2 ปีที่แล้ว

    Salama pasteur, tena tsy misy feo ity vidéo iray ity!