- 71
- 8 386
Alain RAJESTERA
เข้าร่วมเมื่อ 25 พ.ย. 2014
Voaisy Marika ianao - Pasteur alain Rajestera
Mandritra izao andro fahavelomanao izao ianao no asian'Andriamanitra marika hoe : "Azy", fa rehefa mikimpy ny maso dia tsy hanam-potoana hieritreretana betsaka intsony ianao, fa lasa mikopa-kelatra hitsena an'i Jesosy eny amin'ny habakabaka. 1 Tesaloniana 4 : 17 "...Hitsena ny Tompo eny amin'ny habakabaka".
Rehefa antsoiny ny anarana : Ho any koa aho, ho any koa ianao...
Rehefa antsoiny ny anarana : Ho any koa aho, ho any koa ianao...
มุมมอง: 23
วีดีโอ
Jesosy tsy miova - Pasteur Alain Rajestera
มุมมอง 3814 วันที่ผ่านมา
Niantehitra tamin'ny vola be nananany, na ny fananany olona ambony, saingy na nahavonjy aza ireny, manam-petra ihany. Tandremana ihany koa fa ny hazo boboka dia mety hahitan-doza ny fianteherana amin'izany. Ianao ihany no avela hisafidy izay azo ametrahana ny fitokisana. Hoy ny baiboly : "Tsy misy mpanjaka voavonjin'ny hamaroan'ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin'ny haben'ny heriny". Sa...
Tsy hisy loza ho anao - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 2221 วันที่ผ่านมา
Mitondra ny mafy kanefa tsy maintsy mandresy, ary tsy maintsy tafita ianao izay mandray sy mino ny tenin'Andriamanitra... Tsy hisy loza hihatra aminao izany. Ho hitan'ny olona eny foana na ho ela na ho haingana ny mahasamihafa anao.
Mbola misokatra ny lanitra - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 37หลายเดือนก่อน
Nikiaka sy nibitaky ny hafaliana aho tamin'izay nahita ny anarako isan'ny afa-panadinana... "Tsy nanenenako ny nanekeko ny anatr'i neny, nikiry tamin'ny fianarana, satria rehefa azoko amin'izay ny diplaomako, vao tena tsapako hoe : nody ventiny ny rano natsakaina". Rehefa mivaly tokoa mantsy ny fanadinana vao maro ny olona kekerin'ny nenina hoe : "tahaka izay..." Ankehitriny ry havana, mbola mo...
Mandosira an'i Sodoma - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 40หลายเดือนก่อน
Ny fiavian'i Jesosy eny amin'ny rahon'ny lanitra dia mila fiomanana, fa tsy vitan'ny "mandeha ho azy". Ny fiomanana dia ny fandraisana fanapahan-kevitra hiala amin'ny fomba ratsin'izao tontolo izao. Antso indray no ataon'Andriamanitra ny mba handosirantsika ny filan'izao tontolo izao. Satana dia mandrendrika ny olombelona rehetra hanota, fa Andriamanitra kosa miantso antsika tena hibebaka.
Vavaka mahomby - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 53หลายเดือนก่อน
Misy tsy vitan'olombelona intsony kanefa vitan'ny vavaka - Ary misy olona tena tafakatra any an-danitra ny fivavany. Izaho sy ianao izany. Tsy misy olona hoe nila nitoka-monina nanamasin-tena izay vao nihaona tamin'Andriamanitra, fa na dia ny zazakely aza miantso an'i Jesosy dia mamaly Izy. Mila esorina ao amintsika amin'izay ireo négatif rehetra mihevitra hoe : izaho mbola ho ela vao ho tahaka...
Be ny sandoka fa mitandrema - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 812 หลายเดือนก่อน
Efa miseho amin'izao androntsika izao ilay tenin'i Jesosy hoe : maro no ho avy amin'ny anarako ka hilaza hoe : "Izaho no Kristy" ka maro no ho voafitany. Ny Matio toko faha-24 no tsara iverimberenantsika vakiana aloha, fa mivantana be, tsy misy saro-takarina ny filazan'i Jesosy azy ao. "Aza mino ny fanahy rehetra, hoy ihany ny tenin'Andriamanitra, fa izahao toetra ny fanahy na avy amin'Andriama...
Tsy irery ianao - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 552 หลายเดือนก่อน
Tahaka ny inona moa ry havana ny nanjo anao, izay efa ray aman-dreny, indray andro raha sendra nilalao irery nanakaiky ny arabe falehan'ny automobile iny ny zanakao kely vao 2 taona sy tapany. Nihazakazaka mafy ianao namonjy sy nandray ny tanany ary nitrotro azy sady nikiakiaka hoe : "tsy mankany ka, tsy mankany...". Mihoatra noho izany ry havana ny fiarovan'Andriamanitra anao mba tsy hisy loza...
Tsy ho faty isika - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 522 หลายเดือนก่อน
Tsy angano ity na sangisangy, fa tena marina... Zavatra farany izay atahoran'ny olona izany hoe : fahafatesana. Ary raha azo atao aza ny tsy miresaka momba izany akory dia aleo tsy resahana mihitsy. Ny fomba fitenintsika aza milaza hoe : aleo maty rahampitso toy izay maty anio...Noho izay tahotra ny fahafatesana izay. Ny manana an'i Jesosy, anefa ry havana manana toky hafa mihitsy satria tsy mb...
Miambena - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 652 หลายเดือนก่อน
Toy ny inona ny hafaliako indray andro tamin'ny mbola kely, fa handeha fiara manidina voalohany ary hiampita ranomasina, 12 taona aho tamin'izay. Tena feno fahasambarana niditra ny fiara manidina, toy ny nanonofy. Dia tsy misy hafa amin'izany ry havana ny andro iray izay hiverenan'i Jesosy hamindra antsika ho any aminy. Noho ny tsy fahafantaran'ny maro dia hoe : mampahatahotra be izany, fa ho a...
Misy farany ny fijalianao - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 573 หลายเดือนก่อน
Imbetsaka isika no mety ho naheno hoe : maninona moa raha foanan'Andriamanitra any fotsiny izany devoly izany dia tsy hisy intsony ny loza sy ny aretina sy ny faharatsiana rehetra eto an-tany e. Efa voalazan'ny baiboly mihitsy tokoa ry havana, fa hisy andro iray izay hanafoanan'Andriamanitra ny devoly sy ny mpanompony ary holatsahany ny afo avy any an-danitra izy ireo ka hatsipy any amin'ny far...
Revetement du Saint Esprit - Pasteur Alain RAJESTERA;
มุมมอง 233 หลายเดือนก่อน
Dieu veut un chrétien ou une chrétienne authentique, mais pas quelqu'un qui fait semblant ni paraître comme un enfant de Dieu, et qu'il ne l'est pas. Celui qui sert Dieu suit sa parole. Cette vidéo est donc un appel à toute l'église de se mettre au travail, nous avons des âmes à sauver, beaucoup de malades attendent nos prières. Seulement, il ne faut pas y aller sans la puissance nécessaire, qu...
Finoana lehibe - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 473 หลายเดือนก่อน
Kristiana reraka sy kristiana resy an'ady ny olona kely finoana - Hitantsika izany nandritra ny niarahan'ny mpianatra tamin'i Jesosy. Tena sitrak'Andriamanitra mihitsy ny hanoro antsika avy amin'ny tenin'Andriamanitra ny fomba hitomboan'ny finoantsika. Ny fomba finoan'i Jesosy fony Izy tety an-tany no ohatra azo alain-tahaka tsara indrindra amin'izany. Satria ny finoan'i Jesosy nampitsahatra ny...
Ny vavan'Andriamanitra - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 453 หลายเดือนก่อน
Ny fihainoana ny teny aloaky ny vavan'Andriamanitra dia misy fiantraikany lehibe dia lehibe tokoa eo amin'ny fiainan'ny olona iray. Tsy misy zavatra lehibe noho ny teny aloaky ny vavany. Tsy azon'iza resena na toherina, fa tsy maintsy tanteraka izay lazainy. Ny tena resahana eto anefa dia ny fomba itenenany sy ny fomba hahalalana izay lazainy. Azo atao tsara ny manontany an'Andriamanitra, satri...
Vavaka feno hery - Pasteur alain RAJESTERA
มุมมอง 553 หลายเดือนก่อน
Ny vavaka feno finoana, ny vavaka feno ny Fanahy Masina : izany no azo ilazana ny vavaka feno hery. Ny mifanohitra amin'izany dia ny vavaka eo amin'ny molotra fotsiny, izay pôkaty. Raha tsorina dia tsy ilaina ny vavaka toy izany, fa sady mamitaka tena no mamitaka ny mpiara-belona. Ny tenin'Andriamanitra no manoro antsika ny lalana handraisantsika ny tsara sy ny mahasoa. Ilaintsika be dia be iza...
Ta soif de Jésus te rendra plus fort - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 763 หลายเดือนก่อน
Ta soif de Jésus te rendra plus fort - Pasteur Alain RAJESTERA
Vavaka manova zavatra - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 713 หลายเดือนก่อน
Vavaka manova zavatra - Pasteur Alain RAJESTERA
Ny teny Mahafindra tendromboitra - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 503 หลายเดือนก่อน
Ny teny Mahafindra tendromboitra - Pasteur Alain RAJESTERA
Ny adim panahy kristiana - Pasteur alain RAJESTERA
มุมมอง 453 หลายเดือนก่อน
Ny adim panahy kristiana - Pasteur alain RAJESTERA
La sagesse serait-elle une personne ? - Pasteur Alain RAJESTERA.
มุมมอง 444 หลายเดือนก่อน
La sagesse serait-elle une personne ? - Pasteur Alain RAJESTERA.
Fiadiana mahery ny safidinao - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 534 หลายเดือนก่อน
Fiadiana mahery ny safidinao - Pasteur Alain RAJESTERA
"Tsy mora ny mankatoa an'Andriamanitra" - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 574 หลายเดือนก่อน
"Tsy mora ny mankatoa an'Andriamanitra" - Pasteur Alain RAJESTERA
"Ahoana no Fanomezana sehatra ny Fanahy Masina" - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 604 หลายเดือนก่อน
"Ahoana no Fanomezana sehatra ny Fanahy Masina" - Pasteur Alain RAJESTERA
La puissance de nos paroles - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 534 หลายเดือนก่อน
La puissance de nos paroles - Pasteur Alain RAJESTERA
"La qualité de ta foi" - Pasteur Alain RAJESTERA
มุมมอง 284 หลายเดือนก่อน
"La qualité de ta foi" - Pasteur Alain RAJESTERA
Mpivavaka matimaty ve ? Pasteur Alain Rajestera
มุมมอง 56ปีที่แล้ว
Mpivavaka matimaty ve ? Pasteur Alain Rajestera
Fandravana an'i Farao - Pasteur Alain Rajestera
มุมมอง 66ปีที่แล้ว
Fandravana an'i Farao - Pasteur Alain Rajestera
Ilay andron i Jehovah - Pasteur Alain Rajestera
มุมมอง 41ปีที่แล้ว
Ilay andron i Jehovah - Pasteur Alain Rajestera
Ho any an-danitra tsy ho ela - Pasteur Alain Rajestera
มุมมอง 52ปีที่แล้ว
Ho any an-danitra tsy ho ela - Pasteur Alain Rajestera