RAKOTOARIVONJY Tsitohaina Stevenson
RAKOTOARIVONJY Tsitohaina Stevenson
  • 101
  • 28 855

วีดีโอ

Karoka sy Ketrika 26 septembre 2023
มุมมอง 710 หลายเดือนก่อน
JOURNEE NUCLEAIRE : INSTN laboratoara famantarana ny rano
KAROKA sy KETRIKA TVM Zoma 13 Oktobra 2023
มุมมอง 11010 หลายเดือนก่อน
FIOMPIANA BITRO ,niarahana tamina mpianatra iray ao amin'ny INSTITUT SUPERIEUR de TECNOLOGIE d'AMBOSITRA RABENANTENAINA Rijamanana Patrick (MASTER II IST Ambositra)
ECOLE de GENIE RURAL,INFORMATIQUE et EAU" IST Ambositra
มุมมอง 610 หลายเดือนก่อน
Misy Ecole de Génie 3 ao amin'ny IST Ambositra ,ka ny iray amin'ireo no andeha hofatarintsika eto "ECOLE de GENIE RURAL,INFORMATIQUE et EAU"
KAROKA SY KETRIKA TVM ZOMA 29 SEPTAMBRA 2023
มุมมอง 410 หลายเดือนก่อน
fikarohana nataon'ny ao amin'ny rantsam-piofanana AGRO-ALIMENTAIRE , nahafahana nahazo" pate" sy mofo dipaina avy amin'ny mangahazo
LALAON'NY NOSY /TARANJA FOTOTRA ATLETISMA :
มุมมอง 25ปีที่แล้ว
TARANJA FOTOTRA ATLETISMA : Vonona ny atleta ,efa mifantoka tanteraka amin'ny fifaninanana ,otron'ireo ray aman-drenin'izy ireo ao amin'ny federasiona , tohanan'ny fitondram-panajakana amin'ny alalan'ny MNDPT izay miahy ny atletisma ( Sabotsy 19 Aogositra 2023 )
KAROKA SY KETRIKA 26 MAI 2023
มุมมอง 92ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA TVM 19 MAI 2023 : Famaranana ny fanadihadiana momba ny karazan-java-maniry nosokajiany ho fanakaviana iray antsoina hoe : “ AESCHYNOMENE “ . “ Fandaharana iarahana amin'ny mpikaroka Malagasy avy ao amin’ny CNRE (Centre National de Recherches sur l'Environnement) sy ny mpikaroka avy any amin’ny IRD PHIM - Plant Health Institute of Montpellier TA A-82/J Campus International de B...
KAROKA sy KETRIKA 19 MAI 2023
มุมมอง 74ปีที่แล้ว
Tohin'ny fanadihadiana momba ny karazan-java-maniry nosokajiany ho fanakaviana iray antsoina hoe : “ AESCHYNOMENE “ . “Legumineuse” izy io ary fahita amin’ny faritra mafana na tropikaly . Manana fitehirizana bakteria na “nodules “ ihany koa ity fianakavian-java-maniry ity ary tena ilaina amin’ny fanomezana aina ny tany ambolena sy fampiroboroboana ny fitomboan’ny zva-maniry manodidina ny toeran...
14 mai 2023
มุมมอง 41ปีที่แล้ว
.Efa nisy fandaharana teto niresahantsika momba ny antsoina hoe “NODULES”,ilay boribory kely mitahiry “bacteries” ao amin’ny fakan-java-maniry toy ny voamaina (kabary,tsaramaso sns…) izay ao anatin’ny fianakavian-jamaniry antsoina hoe “fabaceae” . Manana ny lanjany lehibe ireo bakteria ao anatin’ireo “nodules” ireo satria izy ireo dia misintona ny AZOTE eny amin’ny rivotra ,sy mitroka ny AZOTE ...
KAROKA sy KETRIKA 21Avrily 2023
มุมมอง 41ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA TVM 21 AVRIL 2021 Fomba iray enti-mampiroborobo ny fikarohana ny fampahafantarana ny voka-pikarohana amin’ny sehatra samihafa tokony hanehoana azy . Miara-misalahy amin’ny AUF (Agence Universitaire de la Francophonie) ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ho fandraisan’anjaran’ireo mpikaroka Malagasy amin’ny fifaninana antsoina hoe : MT180s « Ma thè...
KAROKA SY KETRIKA 14 AVRILY 2023
มุมมอง 27ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA Tvm . Zoma 14 Avrily 17 H 45 : - LIQUIDAMBAR : - Zava-maniry vahiny nampidirina teto Madagasikara tamin'ny taona 1950 . Nanao andrana namboly azy io tao Mandraka RN2 ny mpikaroka ao amin'ny FOFIFA DRFP tamin'ny taona 1986 ary nahitana fahombiazana izany andrana natony izany .- Nisafidy ny LIQUIDAMBAR ny CNTEMAD hovolena ao amin'ny vohitra manan-tantara iray antsoina hoe AMBOHI...
KAROKA SY KETRIKA 03 MARSA 2023 OK OK
มุมมอง 40ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA TVM (17h 15) - FAMBOLEN-KAZO MESupReS - Manatsatoka ny vokatry ny fikarohan'ny mpikaroka - Mamboly hahazoam-bokatra mamaly filàna - Zanan-kazo tsy mifidy tany haniriana rehefa ampiharina ny voka-pikarohana.
KAROKA sy KETRIKA 17 Fevrie 2023
มุมมอง 120ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA TVM: Zoma 17 Febroary 2023 (17h 45 mn) Mbola hotohizantsika amn'ny fotoana manaraka ny fanadihadiana momba ny FOFIFA izay narahintsika teto tamin'ny farany .Fa anio aloha isika dia hiresaka momba ny fambolen-kazo .Toy ny fanaony isan-taona dia miavaka ny fambolen-kazo hoan'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa . Ny tena mampiavaka azy dia ny zana-ka...
KAROKA SY KETRIKA 10 FEBROARY 2023
มุมมอง 200ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA TVM : 10 Febroary 2023 ( 17h 45 mn) Ny foibe fikarohana goavana sy misandrahaka indrindra eto Madagasikara no hanaovantsika fanadihadiana indray manomboka eto,dia ny FoFiFa izany . Mety efa fandre ihany io anarana io ,saingy asa raha fantatsika ny lahasam-pikarohana misandrahaka amin'ny lafiny maro hoenti-mampandroso ny tontolo ambanivohitra izay ataony . Saika ny lafim-pamoka...
karoka sy ketrika 03 fev 2023
มุมมอง 53ปีที่แล้ว
Famaranana ny fanadihadiana natao teny amin'ny Centre National d'Application de Recherches Pharmacieutiques -CNARP , ka namantarana indrindra ny tontolo manodidina ny toeram-pikarohana . Ao anatin'ity fandaharana ity ihany koa no hanarahantsika ny ANTSO AVO nataon'nyTale Jeneralin'ny Fikarohana Ara-tsiansa amin'ny fiarovana ny toerana natohana hanaovam-pikarohana amn'ny faritra samihafa eto ami...
KAROKA SY KETRIKA 27 JANVIER 2023
มุมมอง 116ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA 27 JANVIER 2023
KAROKA KETRIKA 20 JANOARY 2023
มุมมอง 181ปีที่แล้ว
KAROKA KETRIKA 20 JANOARY 2023
KAROKA SY KETRIKA 13 JANOARY 2023
มุมมอง 16ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA 13 JANOARY 2023
KAROKA SY KETRIKA 06 JANVIER 2023
มุมมอง 40ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA 06 JANVIER 2023
KETRIKA SY KAROKA 17 OCTOBRE 2022
มุมมอง 69ปีที่แล้ว
KETRIKA SY KAROKA 17 OCTOBRE 2022
KAROKA sy KETRIKA Lundi 10 OCTOBRE 2022:
มุมมอง 125ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA Lundi 10 OCTOBRE 2022:
KAROKA SY KETRIKA 18 JOLAY 2022
มุมมอง 582 ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA 18 JOLAY 2022
KATROKA sy KETRIKA 11 JOLAY 2022
มุมมอง 72 ปีที่แล้ว
KATROKA sy KETRIKA 11 JOLAY 2022
KAROKA sy KETRIKA 27 JONA 2022
มุมมอง 122 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA 27 JONA 2022
KAROKA sy KERIKA 04 JOLAY 2022
มุมมอง 92 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KERIKA 04 JOLAY 2022
KAROKA sy KETRIKA 21 JONA 2021 - Analyse SENSORIELLE
มุมมอง 233 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA 21 JONA 2021 - Analyse SENSORIELLE
KAROKA sy KETRIKA 07 JONA 2021
มุมมอง 133 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA 07 JONA 2021
KAROKA sy KETRIKA 14 JONA 2021
มุมมอง 193 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA 14 JONA 2021
KAROKA SY KETRIKA 01 JUIN 2021-KIANJASOA -"FANARAHA-MASO NY FITOMBON'NY OMBY".
มุมมอง 393 ปีที่แล้ว
KAROKA SY KETRIKA 01 JUIN 2021-KIANJASOA -"FANARAHA-MASO NY FITOMBON'NY OMBY".
KAROKA sy KETRIKA Lundi 17 MAI 2021 :AQUAPONIE fampivadiana ny fiompiana sy ny fambolena
มุมมอง 1373 ปีที่แล้ว
KAROKA sy KETRIKA Lundi 17 MAI 2021 :AQUAPONIE fampivadiana ny fiompiana sy ny fambolena

ความคิดเห็น