ROOTSIKALO - TSIO DRIVOTRA (clip officiel )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 62

  • @GenesisProd
    @GenesisProd 6 ปีที่แล้ว +6

    Excellent travail de Tanjona ANDRIAMAHALY a la réalisation !!

  • @jeanlouis2687
    @jeanlouis2687 6 ปีที่แล้ว +14

    .
    ( Ahitsio raha misy diso ) ;)
    Fa any ny rotsirotsy be
    Honao ny ritsoky ny foko
    Sao dia ho faty mosary
    Apindramo
    Ny tsikinao ny nofiko
    Mba ho ataoko fandoro
    Fa tato ato manko
    Ny eritreritro
    Ny endrikao no ataony sary
    Tsaroko
    Ohatran'hoe fony vao omaly
    Ny ahy ireny
    F'isika roa ry gyal
    Nifanena
    Teny ambanina trano boky maromaro
    Niakoko ngamba
    Teny ambanina arkady
    Niarahaba ,
    Nanontany fahasalamana
    Ary ampitsikina moa
    Ianao tamzany ra toa namaly faly
    Ndry mba nahagaga
    Ary anisany ny tsy mazatra
    Fitempony ny foko tamzay niazakazaka mafy
    Nisy teny saika ho ambara
    Nefa ianao moa hasitana
    Fa nitodika aho
    Dia sady lasa ihany
    Kanjo voambolana
    Lasa sakaiza ny vava
    Mandrapiona
    Mapamangy
    Ry andriambavilanitry ny zaza vavy
    Ref:
    Tsio drivotra no entiko
    Anembonana an'ndry
    Indrindra rehefa ariva
    Mena loko iny
    No manoroka andramozika
    Ny ho aviny sy ny iaihiany
    Oeny oe ... mmhhh
    Iny efitra ah
    Ary ialasasatra ny andro
    Ho diambiasin'ny alina neuhh
    Matetika iza moa no mitoetra irery
    Eo amin seza vato
    Lasa lasa saina lava
    Tsy mba famafa ny saina izy
    Fa ketrika mendrika
    Ary mambabo izy raha hoe
    Atsarana
    Masoandro ny loha taona
    Mitara bolamena
    Maraindraina ny tananako
    Mandravaka azy anaty hazavana
    Eto ianao tsy maintsy ilaza
    Fa i za ve mitapy
    Fa tiko koa
    Raha ozizy ndry hoe adalana
    Satriko
    Nefa ho sitrakao ve ny ho mpanjaka vaviko
    Rehefa i za zay no anorina Fanjakana
    Ka ho anao ny foko
    Zay mba lapa kely ao anatiko
    Dia enao no mpandidy panapaka
    Ary ny toby pahefana ah
    Dia ny euhh
    Miaiky ah fa mba be nofinofy
    Fa za mantsy
    No mpanjaka tsara toy i ndry ra gyal
    Nefa
    Dia ti ry gyal
    No mba tsarovy
    Fa amiko enao
    Na ovina na ovina
    Ianao rery ihany
    No mpanjaka vavy ny atsarana
    ref: ( ... ) ( ... ) ( ... )
    Misy dobo tsara loko ao antsaiko
    (WizSmeUrdiDolly)
    Ka tsy ieritreritra aho na fotoan fohy
    Sehatra iray mbola ho sarotra
    Misi ko mo ko
    Zay tsy mba mety ho vobaiko
    Manao lamako
    Nefa ianao amizany mbola tazako avy lavitra
    Kanto famindra
    Raha ianao angamba ny ho mozika
    Dia ianao no gadona
    Tena tsara indridindra
    Tsotsotra no sady saridriaka
    Miampy ilay mipaika ny tavanao
    Tsy mahafoy tsikitsiky
    Ny fijerinao ko moa amin zany
    Malefadefaka
    Ireo no mitambatra
    Mahatonga ahy rehefa ariva ah maty masoandro
    Dia eo amin io seza vato io za no mipetrapetraka
    Ilay seza vazo
    Efa rodaky ny taona
    Jereo anie zato izy
    Raha tsy efa mitresatresaka
    Habakabaka no mba namako
    Rehefa eo ndrindra
    Rehefa ny ariva no indramiko
    Dia ianao no ataonay mitsam firesadresaka.
    ref: ( ... ) ( ... ) ( ... )

    • @tsikymiary7800
      @tsikymiary7800 6 ปีที่แล้ว

      Fahano ny rotsirotsim-peo'nao ny ritsoky ny foko*

    • @randriantsisetraniainafano6713
      @randriantsisetraniainafano6713 5 ปีที่แล้ว +2

      TSIO-DRIVOTRA
      Intro: Yeah... Yah ho enonao any io wedy eeeee, Hummm humm hummm... Hummmm
      Fahano ny rotsirotsim-peonao ny ritsoky ny foko sao dia ee, ho faty mosary
      Ampindramo! Ny tsikinao ny nofiko oa, mba ho ataoko fandoko,
      Fa tato ato manko ny eritreritro ny endrikao no ataony sary!
      Tsaroako, ohatran’ny hoe fohin’ny vao omaly, (iay eny)!!
      Isika roa ry kala nifanena teny ambaninà tranom-boky,
      Ny marimarina kokoa ngamba teny ambanin’ny arikady.
      Niarahaba, nanontany fahasalamana aho!
      Ary am-pitsikiana moa ianao tamin’izay raha toa namaly, fa,
      Inty no mba nahagaga, ary anisan’ny tsy nahazatra ahy,
      Ny fitempon’ny foko tamin’izay nihazakazaka mafy!
      Nisy teny saika ho ambara, nefa ianao moa oa tsy tàna
      Fa nitodika, dia sady lasa ihany,
      Kanjo voambolana lasa sakaizan’ny vava
      Ny mandrampiaona, mampamangy
      Ry andriam-bavilanitry ny zazavavy!
      Refrain:
      Tsio-drivotra no entiko anembonana andry,
      Indrindra rehefa hariva mena loko iny,
      No manoroka ao an-damosin’ny trano avon’ny C.A.I yah oe neee…mmmhh…
      Ilefitra, ary iala sasatra ny andro, hodimbiasin’ny alina anie!
      Matetika izaho moa no mitoetra irery, eo amin’ny seza vato
      Lasalasa saina lalina!
      Tsy mba famafa an-tsaina izy fa endrika mendrika
      ary mambabo izy raha hoe hatsarana,
      Masoandron’ny lohataona, mitara-bolamena, maraindraina ny tanànako
      Mandravaka azy anaty hazavana,
      Eto ianao tsy maintsy ilaza, fa izaho ve mitapy
      Fa tiako kokoa raha hoy izy ndry hoe adalana, satriko,
      nefa ho sitrakao ve ny ho mpanjaka vaviko
      Rehefa izaho izay no hanorina fanjakana!
      Ka ho Rovanao ny foko izay mba lapakely ao anatiko
      Ianao no mpandidy, mpanapaka ary no tompom-pahefana
      Eny e…mihaiky aho fa mba be nofinofy,
      Fa izaho manko tsy hiova ho mpanjaka tsara toy ndri-Radama, nefa!
      Inty ry kala no mba tsarovy, fa amiko ianao na oviana na oviana
      Ianao irery ihany no mpanjaka vavin’ny hatsarana
      Refrain:
      Tsio-drivotra no entiko anembonana andry
      Indrindra rehefa hariva mena loko iny,
      No manoroka ao an-damosin’ny trano avon’ny C.A.I yah oe neee…mmmhh…
      Ilefitra ary iala sasatra ny andro hodimbiasin’ny alina anie!
      Matetika izaho moa no mitoetra irery eo amin’ny seza vato,
      Lasalasa saina lalina!
      Oso-doko tsara loko ao an-tsaiko!
      Ka tsy eritreritra anao fotoana fohy, sehatra iray mbola ho sarotra,
      Misy gobom-po izay tsy mba mety ho voabaiko, manao lamako,
      Nefa ianao amin’izany mbola tazako avy lavitra,
      Eny!!
      Kanto famindra, raha ianao angamba no mozika
      Dia ianao no gadona tena tsara indrindra
      Tsotsotra no sady saridrika,
      Miampy ny lemipaikan’ny tavanao tsy mahafoy tsikitsiky, ih ii
      Ny fijerinao koa moa amin’izany malefadefaka!
      Ireo mitambatra no mahatonga ahy rehefa hariva maty masoandro,
      Dia eo amin’io seza vato io izaho no mipetrapetraka,
      Ilay seza vasoka, efa rotiky ny fotoana, jereo anie izato izy raha tsy efa mitresatresaka,
      Abakabaka no mba namako rehefa eo
      Indrindra rehefa ny arivany no indramiko,
      Dia ianao no ataonay mitsamy firesadresaka
      Refrain:
      Tsio-drivotra no entiko anembonana andry,
      Indrindra rehefa hariva mena loko iny,
      No manoroka ao an-damosin’ny trano avon’ny C.A.I yah oe neee…mmmhh…
      Ilefitra, ary iala sasatra ny andro hodimbiasin’ny alina anie!
      Matetika izaho moa no mitoetra irery eo amin’ny seza vato
      Lasalasa saina lalina!
      Outro: Yeah bado eny ieh ieeeheeehhhhh!!!! Mmmmm mmmm mm mmm
      ROOTSIKALO

  • @andriamboahangyhenintsoa4978
    @andriamboahangyhenintsoa4978 ปีที่แล้ว +2

    Avant je detestait cette chanson mais maintenant je suis accro 💓💗

  • @marinalotus6102
    @marinalotus6102 2 ปีที่แล้ว

    2022🥰 tsy mety afaka antsaiko ,raha ianao angamba ni mozika de enao ni gadona tena tsara indrindra 😍

  • @mampioninajoelrasoanjanaha7826
    @mampioninajoelrasoanjanaha7826 หลายเดือนก่อน

    hira letsy zany ,toa mitaraina be e

  • @onjanomenjanaharyrasolonja3786
    @onjanomenjanaharyrasolonja3786 4 ปีที่แล้ว

    Milay daoly na le son na le parole na le sipa amle clip! enjana eh :D

  • @andorakotomalala3399
    @andorakotomalala3399 6 ปีที่แล้ว +4

    Manja be le sipa dia lasa tsy heno mihintsy le hira hahaha

  • @rakotomananasolofoniainari9237
    @rakotomananasolofoniainari9237 5 ปีที่แล้ว +1

    2019 siora fa tena milay fôna

    • @Rootsikalomada
      @Rootsikalomada 5 ปีที่แล้ว

      Efa ho avy ny vokatra manaraka! Fa mankasitraka @fankafizana. Milay nareo

  • @noordoreenoorallah2864
    @noordoreenoorallah2864 5 ปีที่แล้ว +1

    ❤ mon coup de coeur de 2018

  • @avotrarakotoarisoa4768
    @avotrarakotoarisoa4768 2 ปีที่แล้ว

    Mlay eeee ❤️🌹

  • @telonarindraranaivo4974
    @telonarindraranaivo4974 6 ปีที่แล้ว

    tena mlay e.hafa mihitsy rehefa tendrena fa tsy le machine vetivety de vita rony

  • @andranirintsoaramahefa6250
    @andranirintsoaramahefa6250 5 ปีที่แล้ว

    Mlay ranga a! respect tanteraka!

  • @RivoLala-w9p
    @RivoLala-w9p 8 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka❤

  • @patrickrakotonirina7593
    @patrickrakotonirina7593 6 ปีที่แล้ว

    mlay les rootsikalo a,,,,sd mrafitr b n tataran le zuva e,,,

  • @fanomezanirinatanjona3308
    @fanomezanirinatanjona3308 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka fa tena kanto e!

  • @miarimanantsoaprincyrivohe4650
    @miarimanantsoaprincyrivohe4650 5 ปีที่แล้ว

    Manja le sipa eh!!!

  • @voxpopulis3183
    @voxpopulis3183 5 ปีที่แล้ว +1

    2019 mlay fona

  • @clarkmanantena5966
    @clarkmanantena5966 3 ปีที่แล้ว

    mbol tsy lefy laza e!

  • @haritianarakotoarimanana5884
    @haritianarakotoarimanana5884 5 หลายเดือนก่อน

    Afaka mahazo Parole ve azafady

  • @raharijaonantenainafanomih2864
    @raharijaonantenainafanomih2864 6 ปีที่แล้ว

    Tsara ee 😍🤩🤩

  • @taxnomenaleboy5132
    @taxnomenaleboy5132 5 ปีที่แล้ว

    #Respect ;tiak le clip,ndrindr mo f le vazo

  • @fenomanantsoatoky3842
    @fenomanantsoatoky3842 5 ปีที่แล้ว +1

    Tiko be ity hira ity fa zay vao itako ny titre sy ny mpihira. MAKASITRAKA RANGAH

  • @razafitsehenokantotinasaro2749
    @razafitsehenokantotinasaro2749 3 ปีที่แล้ว

    2021

  • @oastudio753
    @oastudio753 6 ปีที่แล้ว

    merci t@ lay clip e mahafinartr #respect

  • @tsiryyandriantsoa6274
    @tsiryyandriantsoa6274 6 ปีที่แล้ว +1

    io hira io tena tiako kosa fa le realisation an le clip tena ts mifanaraka amin'ilay mozika mihintsy sy C cqu'il raconte e! :( tena tsy mety le scenario srtt any am faraparany :(

  • @MichaelHeriniaina-pp9xm
    @MichaelHeriniaina-pp9xm 6 ปีที่แล้ว

    mlayéeeeeeeee!

  • @rafanomezantsoamikaherman3483
    @rafanomezantsoamikaherman3483 6 ปีที่แล้ว

    norma le clip aaaaa sur

  • @mamytianarakotomalala3436
    @mamytianarakotomalala3436 5 ปีที่แล้ว

    Zadaoro foana ee

  • @ericrandriamanampisoa7159
    @ericrandriamanampisoa7159 6 ปีที่แล้ว +1

    mbol af ian rangah ny ira malagasy e sur e

  • @saths5521
    @saths5521 3 ปีที่แล้ว

    belle parole :)

  • @todyrahery7842
    @todyrahery7842 6 ปีที่แล้ว +1

    SI VOUS AIMIEZ CETTE CHANSON, ALORS PARTAGE, PARTAGE!!

  • @moriheinyandrianina4000
    @moriheinyandrianina4000 6 ปีที่แล้ว

    Mlay zoky be ah

  • @lalaikony4475
    @lalaikony4475 6 ปีที่แล้ว

    milay e!na le tonony na le clip

  • @razanakolonanyando4624
    @razanakolonanyando4624 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e

  • @gest5423
    @gest5423 6 ปีที่แล้ว

    tena tsara beuh

  • @diiasmarcel2184
    @diiasmarcel2184 5 ปีที่แล้ว

    tohizo fa tsara

  • @sylviorajaonarison8371
    @sylviorajaonarison8371 ปีที่แล้ว

    Eljo

  • @tokydonah5030
    @tokydonah5030 6 ปีที่แล้ว

    coté clip tiako!

  • @tokymendrikarabemiakatra2574
    @tokymendrikarabemiakatra2574 2 ปีที่แล้ว

    2022

  • @JimmyRolandoRAJOELINARIVO
    @JimmyRolandoRAJOELINARIVO 6 ปีที่แล้ว

    Sur. Milay

  • @andolalainarakotondravao135
    @andolalainarakotondravao135 6 ปีที่แล้ว +2

    tsy mahay mihira pory fa mikentrona fotsiny

    • @Rootsikalomada
      @Rootsikalomada 6 ปีที่แล้ว +2

      Mahery lôtra io bandy io! D tsy zakan'laisany, mba mijereva iany Live ndraindray ry nandra!! :)

    • @miarantsoamiorarakotonanah7604
      @miarantsoamiorarakotonanah7604 5 ปีที่แล้ว +4

      lelen'tony zany be fialonana pory fotsin. Aiza zao ze ratsy am'zany hira zany ?

    • @diiasmarcel2184
      @diiasmarcel2184 5 ปีที่แล้ว +2

      nga la mavita miotra azy poury lelexa

    • @Rootsikalomada
      @Rootsikalomada 5 ปีที่แล้ว

      Iza lôtra ary no maniraka olona sahalan-tony!! Tonga de fantatra be le intension. Rootsikalo eo fôn les, na inona na inona ho ataon'laisany eo. Mankasitraka @fahaizana miteny ratsy. Mirary ny soa sy ny tsara atrany les

  • @custombike7179
    @custombike7179 6 ปีที่แล้ว

    reveko be le guitar fotsiny nefa tena mety enona tsara sad ts makaleo. mankasitraka eh

  • @sarahrakotoandrianjaka8061
    @sarahrakotoandrianjaka8061 2 ปีที่แล้ว

    Ohatrany hoe Don't Cry an'ny Guns N'Roses izany

  • @joseheritiana559
    @joseheritiana559 4 ปีที่แล้ว

    cc

  • @mahefarandriamampionona3626
    @mahefarandriamampionona3626 5 ปีที่แล้ว

    Tsara ny feo .....f ny parole alou d tena sarotra raisina b mits, ......mb ovay ra t ho lasa lavitra

    • @Rootsikalomada
      @Rootsikalomada 5 ปีที่แล้ว +1

      Salama e! Mahaiza mihaino ary koa, tsisy zavatra sarotra eo raha tsy hoe, tany @EPP ngamba enao de efa niala nianatra. Na koa irak'i Rakoto sy Rabe nareo!! Mankasitraka, fa voaray ny toro-hevitra, mino ah fa ho lasa alavitra @zay :) Mirary soa

    • @hajatianarandrianomenjanah9118
      @hajatianarandrianomenjanah9118 4 ปีที่แล้ว

      @@Rootsikalomada
      Nefa ny ahy ilay paroles no tena nankafizako ity hira ity fa tena kanto be 😍

  • @MichaelHeriniaina-pp9xm
    @MichaelHeriniaina-pp9xm 6 ปีที่แล้ว

    mlayéeeeeeeee!