𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐓𝐀𝐊𝐀𝐊𝐀 (Album EFA SY DIMY / Studio MARS 2001)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 ก.ย. 2024
  • 𝑷𝒂𝒓𝒐𝒍𝒆 :
    Isan'andininy :
    Ôh! Fay!
    Io fa mitanaka i Takaka
    Faifay indray
    'Zay indray ôh!
    Any an-danitra any no fonenako
    Eto anefa izaho, no falifaly ery
    Tsy te-hody izany aho, raha vao mahita an-dry
    Sambatra ery, fo mifankatia
    Ôh! Fay!
    Na fiakaran'ny zavoka
    Na fiakaran'ny lôdshy
    Na fiakaran'ny dalia
    Na fiakaran'ny raozy dia
    Isika sy ianao 'zao no metimety
    Navadiko hatramin'ny kasikety
    Dokaka, dokaka r'ingahibesola
    F'isika midola na tsisy vola
    Ôh! Fay!
    Kevokevoka eo!
    Kevokevoka eo io!
    Serintserina, mihedinedina eo!
    Mbô nahazaka an'i Rosalie!
    Kevokevoka eo!
    Kevokevoka eo io!
    De nitoraka salut!
    Ho lafatra tokoa ny ety an-tany
    Isika no mifankatia hatrany
    Dia ny ranomasina no valam-parihy
    Paradisa an-tany fa "jolie, jolie"
    Ôh! Fay!
    Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
    Raki-peo : EFA SY DIMY ( MARS 2001 )

ความคิดเห็น • 1