MODIA LSNT

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 6 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น •

  • @mathieurandrianantoandro757
    @mathieurandrianantoandro757 3 ปีที่แล้ว +2

    Izao vao mirotsaka ny oram-panala
    Mitanjaka ny ala,mangitsy ny anio
    Io fa nivadika ny Kalandary
    Ka efatra atoandro izy no nitomany
    Ô! dila sahady ny taona
    Nifampiandry foana izy roa
    Kay efa nifanao fotoana
    Herintaona tany aloha
    Ny taratasin’i Razazavavy
    Zary mankanavy tonga isanandro
    Ny heritreritr’i Razazalahy
    Toa feno ahiahy manidina avo
    Ary soa fa ny lohataona
    Dia marimpotoana tsy diso
    Ka izy no hanary dia
    Mandrapiandry ny fitia